Entrée (1/2) | 1 gaza |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1] |
Vocabulaire | 4 Chimie |
Entrée (2/2) | 5 Gaza |
Partie du discours | 6 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
7 Gaza; [2.996] |
Explications en français |
8 Gaza [2.996] |
Exemples |
9 ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria;
[1.38]
|
Vocabulaire | 10 Ecritures Saintes |
Citations bibliques | 11 Chapitres et versets citant Gaza |
Article | 12 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza |
Anagrammes | 13 gaza, Gaza |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |