Chapitres et versets citant Jesorona

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 32.15 But Jeshurun waxed fat, and kicked: thou art waxen fat, thou art grown thick, thou art covered with fatness; then he forsook God which made him, and lightly esteemed the Rock of his salvation. Nihanatavy Jesorona ka namely daka, Efa matavy ianao sady vory nofo no vaventibe, Dia nahafoy an' Andriamanitra Izay nanao azy izy, Ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy. Kanjo nihanatavy Jesorona ka nibohy; - eny efa tonga matavy sy botrefona ary dongadonga hianao, - ka dia nahafoy ny Andriamanitra izay nanao azy sy naniratsira ny Vatolampy famonjena azy. Jacob a mangé, il s' est rassasié, Yeshurûn s' est engraissé et il a regimbé. Tu as engraissé, épaissi, élargi. Il a repoussé le Dieu qui l' avait fait et déshonoré le Rocher son salut.
...............
Deo / Dt 32.24 They shall be burnt with hunger, and devoured with burning heat, and with bitter destruction: I will also send the teeth of beasts upon them, with the poison of serpents of the dust. Hofezahin' ny mosary izy sady holanin' ny areti-mandripaka Sy ny fandringanana mangidy; Ary nifim-biby no hampandehaniko aminy Jesorona dia anaran' ny Isiraely. Mbamin' ny poizin' ny biby mpikisaka amin' ny vovoka. hofezahin' ny mosary izy, holevonin' ny tazo amam-pesta mpandringana; ary halefako hamely azy koa ny nifin' ny biby, mbamin' ny poizin' ny biby mikisaka amin' ny vovoka. Ils seront affaiblis par la faim, dévorés par la peste et par un amer fléau. J' enverrai contre eux la dent des bêtes avec le venin des reptiles.
...............
Deo / Dt 33.5 And he was king in Jeshurun, when the heads of the people and the tribes of Israel were gathered together. Ary tonga mpanjakan' i Jesorona Izy, Rehefa tafangona ny lehiben' ny vahoaka Sy ny firenen' Isiraely rehetra. Tonga mpanjaka ao amin' i Jesorona izy, nony nivory ny lohan' ny vahoaka mbamin' ny fokon' Israely rehetra. il y eut un roi en Yeshurûn, quand se rassemblèrent les chefs du peuple, quand se réunirent les tribus d' Israël.
...............
Deo / Dt 33.26 There is none like unto the God of Jeshurun, who rideth upon the heaven in thy help, and in his excellency on the sky. Ry Jesorona, tsy misy tahaka an' Andriamanitra, Izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, Sady mandia ny rahona amin' ny voninahiny. Tsy misy tahaka an' Andriamanitra, ry Jesorona o izay mandia ny lanitra mba ho tonga hamonjy anao, sy mandia ny rahona, amin' ny voninahiny. Nul n' est pareil au Dieu de Yeshurûn : il chevauche les cieux pour te secourir, et les nuées, dans sa majesté !

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 44.2 Thus saith the Lord that made thee, and formed thee from the womb, which will help thee; Fear not, O Jacob, my servant; and thou, Jesurun, whom I have chosen. Izao no lazain' i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona, izay nofidiko; Izao no lazain' ny Tompo, izay nanao anao, sy namorona anao hatrany am-bohoka, sady namonjy anao. Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, ry Israeliko, izay nofidiko! Ainsi parle Yahvé, qui t' a fait, qui t' a modelé dès le sein maternel, qui te soutient. Sois sans crainte, Jacob mon serviteur, Yeshurûn que j' ai choisi.