Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... [Randzavola: Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 
Articles 

Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise James, the son of Zebedee [Baiboly]
Traduction française Jacques, fils de Zébédée [Baiboly]
Vocabulaire 
Exemples Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly: 48:003:016/Marka 3:16-19..]
Citations 
Articles 

Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise James, the son of Alphaeus [3.1]
Traduction française Jacques, fils d'Alphée [3.1]
Vocabulaire 
Citations 
Articles 

Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Jakoba rahalahin' ny Tompo... [Randzavola: Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 
Articles 

Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. [Randzavola: Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 
Articles 

Entrée Jakoba
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Définition malgache  Epistily nosoratan' i Jakoba [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise  Letter of James [3.1]
Traduction française  Epitre de Saint Jacques [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31