Chapitres et versets citant Silao

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 49.10 The sceptre shall not depart from Judah, nor a lawgiver from between his feet, until Shiloh come; and unto him shall the gathering of the people be. Ny tehim-panjakana tsy hiala amin' i Joda, na ny tehina fanapahana eo anelanelan' ny tongony, mandra-pahatongan' i Silo, ka hanoa Azy ny firenena. Tsy hiala amin' i Jodà ny tehim-panjakana, Tsy hiala eo anelanelan' ny tongony ny tehina fanapahana, Mandra-pihavin' i Silao: Izy no hotoavin' ny firenena. Le sceptre ne s'éloignera pas de Juda, ni le bâton de chef d' entre ses pieds, jusqu'à ce que le tribut lui soit apporté et que les peuples lui obéissent.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 18.1 And the whole congregation of the children of Israel assembled together at Shiloh, and set up the tabernacle of the congregation there. And the land was subdued before them. Dia nivory tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka nanangana ny trano-lay fihaonana tao. Ary ny tany dia resy teo anoloany. Nivory ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra tao Silao, ka nanangana ny trano lay fihaonana. Efa resy teo anoloany ny tany. Toute la communauté des Israélites s' assembla à Silo où l' on dressa la Tente du Rendez-vous; tout le pays était soumis devant eux.
...............
Jos 18.8 And the men arose, and went away: and Joshua charged them that went to describe the land, saying, Go and walk through the land, and describe it, and come again to me, that I may here cast lots for you before the Lord in Shiloh. Dia niainga ireo lehilahy ireo ka nandeha; ary Josoa nandidy izay nandeha hanoratra ny tany ka nanao hoe: Mandehana nitety ny tany, ka soraty izy, dia miverena atý amiko, ka eto Silo no hanaovako filokana ho anareo eo anatrehan' i Jehovah. Dia niainga ireo lehilahy ireo, ka lasa nandeha, ary nomen' i Josoe didy izy ireo raha nandeha mba handaharany ny toetry ny tany ka nataony hoe: Mandehana hianareo tetezo ny tany, ka alaharo ny toetrany dia miverena aty amiko, amin' izay aho hanao filokana ho anareo eto Silao eto anatrehan' ny Tompo? Ces hommes se levèrent et s' en allèrent. A ceux qui allaient faire la description du pays, Josué donna cet ordre : " Allez, parcourez le pays et décrivez-le, puis venez me retrouver et je jetterai pour vous le sort ici, devant Yahvé, à Silo. "
Jos 18.9 And the men went and passed through the land, and described it by cities into seven parts in a book, and came again to Joshua to the host at Shiloh. Dia lasa ireo lehilahy ireo ka nandeha nitety ny tany, dia nanoratra azy tamin' ny taratasy, ka nataony fito toko, araka ny tanàna, ary dia tafaverina tany amin' i Josoa tao an-toby tao Silo izy. Nandeha ireo lehilahy ireo, ary noteteziny ny tany, nalahany tamin' ny boky ny toetrany isan-tanàna, nataony fito toko, dia niverina tany amin' i Josoe tao an-toby tao Silao izy. Ces hommes partirent, traversèrent le pays et le décrivirent par villes, en sept parts, sur un livre, puis ils retournèrent trouver Josué au camp, à Silo.
Jos 18.10 And Joshua cast lots for them in Shiloh before the Lord: and there Joshua divided the land unto the children of Israel according to their divisions. Ary Josoa dia nanao filokana ho azy tao Silo teo anatrehan' i Jehovah; ary tao no nizaran' i Josoa ny tany ho an' ny Zanak' Isiraely araka ny fizarany. Dia nanao filokana ho azy ireo, teo anatrehan' ny Tompo, Josoe tao Silao, ka tao no nizaran' i Josoe ny tany tamin' ny zanak' Israely araka ny anjarany. Josué jeta pour eux le sort à Silo, devant Yahvé, et c' est là que Josué partagea le pays entre les Israélites, selon leurs parts.
...............
Jos 19.51 These are the inheritances, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, divided for an inheritance by lot in Shiloh before the Lord, at the door of the tabernacle of the congregation. So they made an end of dividing the country. Ireo no lova izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely tao Silo teo anatrehan' i Jehovah, dia teo am-baravaran' ny trano-lay fihaonana, araka ny filokana. Dia vitany avokoa ny nizarany ny tany. Ireo no lova nozarain' Eleazara mpisorona, sy Josoe zanak' i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely, tamin' ny filokana, tany Silao, teo anatrehan' ny Tompo, teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizarana ny tany. Telles sont les parts d' héritage que le prêtre Éléazar, Josué fils de Nûn et les chefs de famille répartirent par le sort entre les tribus d' Israël à Silo, en présence de Yahvé, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous. Ainsi fut terminé le partage du pays.
...............
Jos 21.2 And they spake unto them at Shiloh in the land of Canaan, saying, The Lord commanded by the hand of Moses to give us cities to dwell in, with the suburbs thereof for our cattle. ka niteny taminy tao Silo tao amin' ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an' i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an' ny biby fiompinay. ka niteny tamin' izy ireo, tao Silao, amin' ny tany Kanaana, nanao hoe: Didy noomen' ny Tompo an' i Moizy ny hanomezana tanàna honenanay sy ny tany manodidina azy ho an' ny bibinay. alors qu' on se trouvait à Silo, au pays de Canaan, et leur dirent : " Yahvé, par l' intermédiaire de Moïse, a ordonné qu' on nous donne des villes pour y demeurer, et leurs pâturages pour notre bétail. "
...............
Jos 22.9 And the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh returned, and departed from the children of Israel out of Shiloh, which is in the land of Canaan, to go unto the country of Gilead, to the land of their possession, whereof they were possessed, according to the word of the Lord by the hand of Moses. Dia nody ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nandao ny Zanak' Isiraely tao Silo, izay ao amin' ny tany Kanana, hankany amin' ny tany Gileada ho any amin' ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin' i Jehovah nasainy nolazain' i Mosesy. Dia nandao ny zank' Israely tao Silao amin' ny tany Kanaana ny fokon-dRobena sy ny fokon' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nody nankany amin' ny tany Galaada izay efa noraisiny ho zara taniny araka ny nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. Les fils de Ruben et les fils de Gad s' en retournèrent avec la demi-tribu de Manassé et quittèrent les Israélites à Silo, dans le pays de Canaan, pour s' en aller au pays de Galaad où ils s'étaient fixés, suivant l' ordre de Yahvé transmis par Moïse.
...............
Jos 22.12 And when the children of Israel heard of it, the whole congregation of the children of Israel gathered themselves together at Shiloh, to go up to war against them. Ary nony ren' ny Zanak' Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy. Nony nandre izany ny zanak' Israely dia nivory tao Silao ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra mba hiakatra hamely azy sy hanafika azy. A cette nouvelle toute la communauté des Israélites se réunit à Silo pour marcher contre eux et leur faire la guerre.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 18.31 And they set them up Micah' s graven image, which he made, all the time that the house of God was in Shiloh. Ary nampitoeriny ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon' i Mika mandritra ny andro rehetra niorenan' ny tranon' Andriamanitra tao Silo. Ilay sary voasokitra nataon' i Mikasy no natsangan' izy ireo ho azy, nandritra ny fotoana rehetra nisian' ny tranon' Andriamanitra tao Silao. Ils installèrent pour leur usage l' image taillée que Mika avait faite, et elle demeura là aussi longtemps que subsista la maison de Dieu à Silo.
...............
Mts / Mpits 21.12 And they found among the inhabitants of Jabeshgilead four hundred young virgins, that had known no man by lying with any male: and they brought them unto the camp to Shiloh, which is in the land of Canaan. Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin' ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin' ny tany Kanana. Dia nahita zazavavy virjiny efa-jato tsy mbola nahalala lahy fa tsy nandry tamin-dehilahy izy ireo, teo amin' ny mponina any Jabesy, any Galaada, ka nentiny nankany an-toby tany Silao izay any amin' ny tany Kanaana. Parmi les habitants de Yabesh de Galaad ils trouvèrent quatre cents jeunes filles vierges, qui n' avaient pas partagé la couche d' un homme, et ils les emmenèrent au camp à Silo qui est au pays de Canaan .
...............
Mts / Mpits 21.19 Then they said, Behold, there is a feast of the Lord in Shiloh yearly in a place which is on the north side of Bethel, on the east side of the highway that goeth up from Bethel to Shechem, and on the south of Lebonah. Dia hoy izy: Indro, misy andro firavoravoana isan-taona ho an' i Jehovah any Silo, izay avaratr' i Betela, atsinanan' ny lalambe miakatra avy any Betela hankany Sekema, ary atsimon' i Lebona. Dia hoy izy hoe: Indro misy fetin' ny Tompo ankalazaina isan-taona any Silao ilay tanàna ao avarat' i Betela, atsinanan' ny làlana miakatra avy any Betela ho any Sikema ary atsimon' i Libàna, " Mais il y a, dirent-ils, la fête de Yahvé qui se célèbre chaque année à Silo. " La ville se trouve au nord de Béthel, à l' orient de la route qui monte de Béthel à Sichem et au sud de Lebona.
...............
Mts / Mpits 21.21 And see, and, behold, if the daughters of Shiloh come out to dance in dances, then come ye out of the vineyards, and catch you every man his wife of the daughters of Shiloh, and go to the land of Benjamin. ka jereo, ka raha, indreo, mivoaka handihy ny zazavavy avy any Silo, dia mivoaha avy ao amin' ny tanim-boaloboka ianareo, ary samia misambotra amin' ny zazavavy avy any Silo ho vadiny avy, ka mandehana any amin' ny tanin' ny Benjamina indray. dia jereo, ka nony injay mivoaka hiara-mandihy ny zazavavin' i Silao, dia mivoaha avy ao an-tanim-boaloboka, ka samia hianareo misambotra izay ho vadinareo amin' ny zazavavin' i Silao, dia handeha hankany amin' ny tanin' i Benjamina indray. Vous guetterez et, lorsque les filles de Silo sortiront pour danser en choeurs, vous sortirez des vignes, vous enlèverez pour vous chacun une femme parmi les filles de Silo et vous vous en irez au pays de Benjamin.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 1.3 And this man went up out of his city yearly to worship and to sacrifice unto the Lord of hosts in Shiloh. And the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, the priests of the Lord, were there. Ary ralehilahy niakatra isan-taona niala tamin' ny tanànany hivavaka sy hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, tao Silo. Ary tao izy mirahalahy, zanak' i Ely, dia Hofinia sy Finehasa, mpisoron' i Jehovah. Niakatra avy any an-tanànany isan-taona ralehilahy io, hivavaka amin' ny Tompon' ny tafika sy hanatitra sorona aminy, any Silao. Ary tao ny zanak' i Jelì, roa lahy, dia Ofnì sy Finea, mpisoron' ny Tompo. Chaque année, cet homme montait de sa ville pour adorer et pour sacrifier à Yahvé Sabaot à Silo là se trouvaient les deux fils d'Éli, Hophni et Pinhas, comme prêtres de Yahvé .
...............
1Sm / 1Sam 1.9 So Hannah rose up after they had eaten in Shiloh, and after they had drunk. Now Eli the priest sat upon a seat by a post of the temple of the Lord. Ary rehefa nihinana sy nisotro tao Silo izy, dia nitsangana Hana. Ary Ely mpisorona nipetraka tamin' ny sezany teo anilan' ny tolam-baravaran' ny tempolin' i Jehovah. Nony avy nihinana sy nisotro ny olona, tany Silao, dia nitsangana Annà kosa. Helì mpisorona izany, nipetraka teo amin' ny fipetrahana anankiray, teo anoloan' ny anankiray amin' ny tsato-kazon' ny tempolin' ny Tompo. Anne se leva après qu' ils eurent mangé dans la chambre et elle se tint devant Yahvé - le prêtre Éli était assis sur son siège, contre le montant de la porte, au sanctuaire de Yahvé.
...............
1Sm / 1Sam 1.24 And when she had weaned him, she took him up with her, with three bullocks, and one ephah of flour, and a bottle of wine, and brought him unto the house of the Lord in Shiloh: and the child was young. Ary nony efa maoty ny zaza, vao nentiny niakatra niaraka taminy izy mbamin' ny vantotr' ombilahy telo sy koba iray efaha ary divay iray tavoara, ka nentiny ho ao an-tranon' i Jehovah tao Silo izy; ary mbola kely ny zaza. Nony efa notazany ny zaza, dia nentiny niakatra niaraka taminy, sady naka vantotr' ombilahy telo, sy lafarina iray efah, ary divay eran' ny siny hoditra izy, dia nentiny nankao an-tranon' ny Tompo tao Silao izy. Mbola tanora kely ny zaza. Lorsqu' elle l' eut sevré, elle l' emmena avec elle, en même temps qu' un taureau de trois ans, une mesure de farine et une outre de vin, et elle le fit entrer dans le temple de Yahvé à Silo; l' enfant était tout jeune.
...............
1Sm / 1Sam 2.14 And he struck it into the pan, or kettle, or caldron, or pot; all that the fleshhook brought up the priest took for himself. So they did in Shiloh unto all the Israelites that came thither. dia natsindrony tao anatin' ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin' ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, ka izay rehetra azon' ny fitrebika tao dia nalain' ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaony tao Silo tamin' ny Isiraely rehetra izay tonga tao. dia atsobony ao anatin' ny vilany lehibe na nongo na vilany, na vilanin-daoka; ka izay rehetra azon' ny fitrebika avy ao, dia alain' ny mpisorona ho azy. Ataony toy izany avokoa ny Israelita tonga ao Silao. il piquait dans le chaudron ou dans la marmite ou dans la terrine ou dans le pot, et le prêtre s' attribuait tout ce que ramenait la fourchette; on agissait ainsi avec tous les Israélites qui venaient là, à Silo.
...............
1Sm / 1Sam 3.21 And the Lord appeared again in Shiloh: for the Lord revealed himself to Samuel in Shiloh by the word of the Lord. Dia niseho tao Silo indray Jehovah; fa niseho tamin' i Samoela tao Silo Jehovah tamin' ny teniny. Ary Iaveh nanohy ny fisehoany tao Silao, fa niseho tamin' i Samoela tao Silao Iaveh, tamin' ny tenin' ny Tompo. Yahvé continua de se manifester à Silo, car il se révélait à Samuel, à Silo,
...............
1Sm / 1Sam 4.3 And when the people were come into the camp, the elders of Israel said, Wherefore hath the Lord smitten us to day before the Philistines? Let us fetch the ark of the covenant of the Lord out of Shiloh unto us, that, when it cometh among us, it may save us out of the hand of our enemies. Ary rehefa tonga tany an-toby ny olona, dia hoy ny loholon' ny Isiraely: Nahoana no, namely antsika teo anoloan' ny Filistina Jehovah androany? Andeha halaintsika avy any Silo ho eto amintsika ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, ka raha tonga eto amintsika izany, dia hamonjy antsika amin' ny tanan' ny fahavalontsika. Niverina tany an-toby ny olona, ary hoy ny loholon' Israely: Nahoana Iaveh no namely antsika teo anoloan' ny Filistina androany? Andeha hoentina hankaty amintsika avy any Silao ny fiaran' ny faneken' ny Tompo; aoka ho tonga eo afovoantsika sy hanafaka antsika amin' ny tànan' ny fahavalontsika izy. L' armée revint au camp et les anciens d' Israël dirent : " Pourquoi Yahvé nous a-t-il fait battre aujourd' hui par les Philistins ? Allons chercher à Silo l' arche de notre Dieu, qu' elle vienne au milieu de nous et qu' elle nous sauve de l' emprise de nos ennemis. "
1Sm / 1Sam 4.4 So the people sent to Shiloh, that they might bring from thence the ark of the covenant of the Lord of hosts, which dwelleth between the cherubims: and the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, were there with the ark of the covenant of God. Dia naniraka nankany Silo ny olona haka ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, Tompon' ny maro, Izay mipetraka amin' ny kerobima; ary tao Silo, teo amin' ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra, izy mirahalahy zanak' i Ely, dia Hofinia sy Finehasa. Dia naniraka nankany Silao ny olona, ka nentina avy any amin' io tanàna io ny fiaran' ny faneken' ny Tompon' ny tafika, izay mipetraka amin' ny kerobima. Niaraka tamin' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo Andriamanitra izy mirahalahy zanak' i Helì, dia Ofnì sy Finea. L' armée envoya à Silo et on enleva de là l' arche de Yahvé Sabaot, qui siège sur les chérubins; les deux fils d'Éli, Hophni et Pinhas, accompagnaient l' arche.
...............
1Sm / 1Sam 4.12 And there ran a man of Benjamin out of the army, and came to Shiloh the same day with his clothes rent, and with earth upon his head. Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin' ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany. Androtr' izay ihany dia tonga tao Silao ny lehilahy anankiray amin' i Benjamina nihazakazaka avy any an-tany niadiana, rovitra ny akanjony, nihosom-bovoka ny lohany. Un homme de Benjamin courut hors des lignes et atteignit Silo le même jour, les vêtements déchirés et la tête couverte de poussière.
...............
1Sm / 1Sam 14.3 And Ahiah, the son of Ahitub, Ichabod' s brother, the son of Phinehas, the son of Eli, the Lord' s priest in Shiloh, wearing an ephod. And the people knew not that Jonathan was gone. ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak' i Ahitoba, rahalahin' i Ikaboda, zanak' i Finehasa, zanak' i Ely, mpisoron' i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa Jonatana. Ary nitafy ny efoda Akiasy zanak' i Akitoba, rahalahin' i Ikaboda, zanak' i Finea, zanak' i Helì, mpisoron' ny Tompo tany Silao. Tsy nahalala ny vahoaka, fa hoe lasa Jonatasy. Ahiyya, fils d' Ahitub, frère d' Ikabod, fils de Pinhas, fils d'Éli, le prêtre de Yahvé à Silo, portait l'éphod. La troupe ne remarqua pas que Jonathan était parti.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.27 So Solomon thrust out Abiathar from being priest unto the Lord; that he might fulfil the word of the Lord, which he spake concerning the house of Eli in Shiloh. Ary Solomona dia nanongana an' i Abiatara tsy ho mpisoron' i Jehovah, ka dia nahatanteraka ny tenin' i Jehovah, ilay nolazainy tao Silo ny amin' ny taranak' i Ely, izy. Koa nesorin' i Salomona tsy ho mpisoron' ny Tompo intsony Abiatara, ary tanterany tamin' izany ilay teny nolazain' ny Tompo tany Silao amin' ny fianakavian' i Helì. Et Salomon exclut Ébyatar du sacerdoce de Yahvé, accomplissant ainsi la parole que Yahvé avait prononcée contre la maison d'Éli à Silo.
...............
1Mp 11.29 And it came to pass at that time when Jeroboam went out of Jerusalem, that the prophet Ahijah the Shilonite found him in the way; and he had clad himself with a new garment; and they two were alone in the field: Ary tamin' izany andro izany, raha nivoa: ka avy tany Jerosalema Jeroboama, dia nahita azy teny an-dalana Ahia Silonita mpaminany; ary Ahia nitafy lamba vaovao, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha. Tamin' izany andro izany, raha nivoaka avy tao Jerosalema Jeroboama dia nifanojo teny an-dàlana tamin' i Ahiasa mpaminany, avy any Silao, sy nitafy kapaoty vaovao: izy roalahy ihany no tany an-tsaha tamin' izany. Il arriva que Jéroboam, étant sorti de Jérusalem, fut abordé en chemin par le prophète Ahiyya, de Silo ; celui-ci était vêtu d' un manteau neuf et ils étaient seuls tous les deux dans la campagne.
...............
1Mp 12.15 Wherefore the king hearkened not unto the people; for the cause was from the Lord, that he might perform his saying, which the Lord spake by Ahijah the Shilonite unto Jeroboam the son of Nebat. Koa dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka; fa avy tamin' i Jehovah izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an' i Ahia Silonita tamin' i Jeroboama, zanak' i Nebata. Koa dia tsy nihaino ny vahoaka ary ny mpanjaka, ary izany no fomba nalahatry ny Tompo, hahatanterahan' ilay teny nolazain' ny Tompo tamin' i Jeroboama, zanak' i Nabata, tamin' ny alalan' i Ahiasa avy ao Silao. Le roi n'écouta donc pas le peuple : c'était une intervention de Yahvé, pour accomplir la parole qu' il avait dite à Jéroboam fils de Nebat par le ministère d' Ahiyya de Silo.
...............
1Mp 14.2 And Jeroboam said to his wife, Arise, I pray thee, and disguise thyself, that thou be not known to be the wife of Jeroboam; and get thee to Shiloh: behold, there is Ahijah the prophet, which told me that I should be king over this people. Ary hoy Jeroboama tamin' ny vadiny: Masìna ianao, mitsangàna, ka miovà endrika, mba tsy ho fantatr' olona ho vadin' i Jeroboama ianao; dia mankanesa any Silo, fa, indro, ao Ahia mpaminany, ilay nilaza tamiko fa ho mpanjakan' ity firenena ity aho. ka hoy Jeroboama tamin' ny vavy: Raha sitrakao, mitsangana ka manovà endrika, mba tsy ho fantatra ho vadin' i Jeroboama hianao, dia mankanesa any Silao. Indro fa ao Ahiasa mpaminany, ilay nilaza tamiko ny hanjakako amin' ity firenena ity. et Jéroboam dit à sa femme : " Lève-toi, je te prie, déguise-toi pour qu' on ne reconnaisse pas que tu es la femme de Jéroboam et va à Silo. Il y a là le prophète Ahiyya : c' est lui qui a prédit que je régnerais sur ce peuple.
...............
1Mp 14.4 And Jeroboam' s wife did so, and arose, and went to Shiloh, and came to the house of Ahijah. But Ahijah could not see; for his eyes were set by reason of his age. Dia nanao araka izany ny vadin' i Jeroboama ka niainga nankany Silo izy, dia nankao an-tranon' i Ahia. Ary Ahia tsy nahita, fa efa pahina ny masony noho ny fahantrany. Dia nanao araka izany ny vadin' i Jeroboama, niainga izy, nankany Silao, dia niditra tao an-tranon' i Ahiasa. Tsy nahajery intsony Ahiasa fahizany, fa efa nanjavona azon' ny fahanterana ny masony. Ainsi fit la femme de Jéroboam : elle se leva, alla à Silo et entra chez Ahiyya. Or celui-ci ne pouvait pas voir, ayant le regard fixe à cause de son grand âge,
...............
1Mp 15.29 And it came to pass, when he reigned, that he smote all the house of Jeroboam; he left not to Jeroboam any that breathed, until he had destroyed him, according unto the saying of the Lord, which he spake by his servant Ahijah the Shilonite: Ary rehefa nanjaka izy, dia namely ny mpianakavin' i Jeroboama rehetra izy, ka tsy nasiany niangana ho an' i Jeroboama na dia olona iray akory aza, fa naringany avokoa ireo araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Ahia Silonita mpanompony, Nony tonga mpanjaka izy, dia novonoiny avokoa ny fianakavian' i Jeroboama, ka tsy nasiany niangana rahefa mety ho olona velona koa tamin' ny fianakavian' i Jeroboama, fa naringany daholo araka ny tenin' ny Tompo nolazainy tamin' ny alalan' i Ahiasa mpanompony, avy any Silao, Devenu roi, il massacra toute la maison de Jéroboam sans épargner personne, jusqu'à l' extermination, selon la parole que Yahvé avait dite par le ministère de son serviteur Ahiyya de Silo,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 9.29 Now the rest of the acts of Solomon, first and last, are they not written in the book of Nathan the prophet, and in the prophecy of Ahijah the Shilonite, and in the visions of Iddo the seer against Jeroboam the son of Nebat? Ary ny tantaran' i Solomona sisa, na ny voalohany na ny farany. tsy efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natana mpaminany sy amin' ny faminanian' i Ahia Silonita sy amin' ny fahitan' Ido mpahita ny amin' i Jeroboama, zanak' i Nebata? Ny sisa tamin' ny asan' i Salomona, na ny voalohany na ny farany, moa tsy dia efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natàna mpaminany, sy amin' ny faminanian' i Ahiasa avy any Silao, ary amin' ny fahitan' i Adao ny amin' i Jeroboama zanak' i Nabata? Le reste de l' histoire de Salomon, du début à la fin, n' est-ce pas écrit dans l' histoire de Natân le prophète, dans la prophétie d' Ahiyya de Silo, et dans la vision de Yéddo le voyant concernant Jéroboam fils de Nebat ?
...............
2Tt / 2Tan 10.15 So the king hearkened not unto the people: for the cause was of God, that the Lord might perform his word, which he spake by the hand of Ahijah the Shilonite to Jeroboam the son of Nebat. Ka dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa avy tamin' Andriamanitra izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an' i Ahia Silonita tamin' i Jeroboama,zanak' i Nebata. Dia tsy nihaino ny vahoaka ny mpanjaka, satria izany no hevitra nataon' Andriamanitra hahatanteraka ilay teny nolazain' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Ahiasa avy any Silao tamin' i Jeroboama zanak' i Nabata. Le roi n'écouta donc pas le peuple : c'était une intervention de Dieu, pour accomplir la parole que Yahvé avait dite à Jéroboam, fils de Nebat, par le ministère d' Ahiyya de Silo,

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 78.60 So that he forsook the tabernacle of Shiloh, the tent which he placed among men; Sady nahafoy ny tabernakeliny tao Silo Izy, dia ny lay izay naoriny teo amin' ny olona; Tsy nankasitrahany ny fonenana tao Silao, dia ny lay izay nonenany tao amin' ny olombelona. il délaissa la demeure de Silo, la tente où il demeurait chez les hommes.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 7.12 But go ye now unto my place which was in Shiloh, where I set my name at the first, and see what I did to it for the wickedness of my people Israel. Fa mandehana ianareo any amin' ny fitoerako izay ao Silo, dia ilay nasiako ny anarako any am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian' ny Isiraely oloko. Mandehana mankany amin' ilay nitoerako any Silao, izay namponenako ny anarako fahiny, ka zahao ny nanaovako azy, noho ny haratsian' Israely vahoakako. Allez donc au lieu qui fut le mien, à Silo : autrefois j' y fis habiter mon Nom; regardez ce que j' en ai fait, à cause de la perversité de mon peuple Israël.
...............
Jer / Jr 7.14 Therefore will I do unto this house, which is called by my name, wherein ye trust, and unto the place which I gave to you and to your fathers, as I have done to Shiloh. Koa dia ho toy ny nataoko tamin' i Silo no hataoko amin' ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy amin' ny fitoerana izay nomeko anareo sy ny razanareo; dia ataoko amin' ity trano ity izay niantsoana ny anarako, izay ametrahanareo ny fitokianareo, dia ity fitoerana ity izay efa nomeko anareo sy ny razanareo, izay nataoko tamin' i Silao; je vais traiter ce Temple qui porte mon nom, et dans lequel vous placez votre confiance, ce lieu que j' ai donné à vous et à vos pères, comme j' ai traité Silo.
...............
Jer / Jr 26.6 Then will I make this house like Shiloh, and will make this city a curse to all the nations of the earth. dia hataoko tahaka an' i Silo ity trano ity, ary hataoko fanozonana ho an' ny firenena rehetra ambonin' ny tany ity tanàna ity. dia hataoko tahaka an' i Silao ity trano ity, ary hataoko fanozonana amin' ny firenena rehetra ambonin' ny tany, ity tanàna ity. je traiterai ce Temple comme Silo et je ferai de cette ville une malédiction pour toutes les nations de la terre.
...............
Jer / Jr 26.9 Why hast thou prophesied in the name of the Lord, saying, This house shall be like Shiloh, and this city shall be desolate without an inhabitant? And all the people were gathered against Jeremiah in the house of the Lord. Nahoana ianao no naminany tamin' ny anaran' i Jehovah hoe: Ho tahaka an' i Silo ity tanàna ity, ary ho lao ity tanàna ity, ka tsy hisy mponina? Ary ny vahoaka rehetra dia nitangorona tamin' i Jeremia tao an-tranon' i Jehovah. Ahoana no aminanianao amin' ny anaran' ny Tompo hoe: Ho tahaka an' i Silao ity trano ity, ary ho lao tsy misy mponina ity tanàna ity? - Dia nitangoronan' ny olona rehetra tao an-tranon' ny Tompo Jeremia. Pourquoi as-tu fait au nom de Yahvé cette prophétie : Ce Temple deviendra comme Silo et cette ville sera une ruine, inhabitée?" Et tout le peuple s' attroupa autour de Jérémie au Temple de Yahvé.
...............
Jer / Jr 41.5 That there came certain from Shechem, from Shiloh, and from Samaria, even fourscore men, having their beards shaven, and their clothes rent, and having cut themselves, with offerings and incense in their hand, to bring them to the house of the Lord. dia nisy valo-polo lahy avy tany Sekema sy Silo ary Samaria, izay samy mihara-bolom-bava, sady voatriatra ny fitafiany, ary voatetika ny tenany, nitondra fanatitra sy ditin-kazo mani-pofona teny an-tànany ho entina ao an-tranon' i Jehovah. nisy olona valopolo lahy tonga avy any Sikema sy Silao ary Samaria, samy voaharatra ny volom-bavany, voatriatra ny fitafiany, voatetika ny tenany, nitondra fanatitra aman' emboka manitra, haterina ao an-tranon' ny Tompo. arrivèrent des hommes de Sichem, Silo et Samarie, au nombre de 80, avec la barbe rasée, les vêtements déchirés, et le corps marqué d' incisions; ils portaient des oblations et de l' encens qu' ils voulaient présenter au Temple de Yahvé.