<-
->

Jos 18:1 And the whole congregation of the children of Israel assembled together at Shiloh, and set up the tabernacle of the congregation there. And the land was subdued before them. Dia nivory tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka nanangana ny trano-lay fihaonana tao. Ary ny tany dia resy teo anoloany. Nivory ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra tao Silao, ka nanangana ny trano lay fihaonana. Efa resy teo anoloany ny tany. Toute la communauté des Israélites s' assembla à Silo où l' on dressa la Tente du Rendez-vous; tout le pays était soumis devant eux.
Jos 18:2 And there remained among the children of Israel seven tribes, which had not yet received their inheritance. Ary nisy firenena fito tamin' ny Zanak' Isiraely tsy mbola nahazo ny lovany. Fito ny foko sisa tsy mbola nahazo ny lovany tamin' ny fokon' ny zanak' Israely. Mais il restait parmi les Israélites sept tribus qui n' avaient pas reçu leur héritage.
Jos 18:3 And Joshua said unto the children of Israel, How long are ye slack to go to possess the land, which the Lord God of your fathers hath given you? Dia hoy Josoa tamin' ny Zanak' Isiraely: Mandra-pahoviana no hiahotrahoranareo tsy hiditra handova ny tany, izay omen' i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo ? Hoy Josoe tamin' ny zanak' Israely: Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? Josué dit alors aux Israélites : " Jusqu'à quand négligerez-vous d' aller prendre possession du pays que vous a donné Yahvé, le Dieu de vos pères ?
Jos 18:4 Give out from among you three men for each tribe: and I will send them, and they shall rise, and go through the land, and describe it according to the inheritance of them; and they shall come again to me. Mandoava telo lahy avy isam-pirenena, dia haniraka azy aho, ary hiainga izy ka handeha hitety ny tany ka hanoratra azy araka ny ho lovany, dia hiverina atý amiko. Koa mifidiana telo lahy isam-poko hianareo, dia hirahiko izy, ary hiainga ka hitety ny tany ireo, ka handahatra ny toetry ny tany hizarana azy, ary hiverina aty amiko indray. Choisissez-vous trois hommes par tribu pour que je les envoie, ils iront parcourir le pays et en feront la description en vue de l' héritage, après quoi, ils reviendront vers moi.
Jos 18:5 And they shall divide it into seven parts: Judah shall abide in their coast on the south, and the house of Joseph shall abide in their coasts on the north. Ary hizafa azy ho fito toko izy; ny Joda hitoetra any amin' ny taniny ao atsimo, ary ny taranak' i Josefa hitoetra any amin' ny taniny ao avaratra. Hozarainy fito toko ny tany; Jodà hitoetra amin' ny faritaniny ao atsimo, ary ny taranak' i Josefa hitoetra amin' ny faritaniny ao avaratra. Ils répartiront le pays en sept parts. Juda restera sur son territoire au sud, et ceux de la maison de Joseph resteront sur leur territoire au nord.
Jos 18:6 Ye shall therefore describe the land into seven parts, and bring the description hither to me, that I may cast lots for you here before the Lord our God. Ary soratinareo ny tany ka ataovy fito toko; ary ento atý amiko ny soratra, dia hanao filokana ho anareo eto anatrehan' i Jehovah Andriamanitsika aho. Hianareo àry handahatra ny toetry ny tany hataonareo fito toko, ka hoentinareo mankaty amiko, dia hanao filokana ho anareo eto anatrehan' ny Tompo Andriamanitsika aho. Vous ferez donc une description du pays en sept parts, et vous me l' apporterez ici, que je puisse tirer au sort pour vous, ici, devant Yahvé notre Dieu.
Jos 18:7 But the Levites have no part among you; for the priesthood of the Lord is their inheritance: and Gad, and Reuben, and half the tribe of Manasseh, have received their inheritance beyond Jordan on the east, which Moses the servant of the Lord gave them. Fa tsy mba manana anjara eo aminareo ny Levita; fa ny fisoronana amin' i Jehovah no lovany; ary Gada sy Robena sy ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nahazo ny lovany any an-dafy atsinanan' i Jordana, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, azy. Fa ny Levita, dia tsy mba hanana anjara, ary Gada sy Robena mbamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase dia efa nahazo ny lovany tany an-dafin' i Jordany any atsinanana, izay nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo azy. Mais pour ce qui est des Lévites, ils n' auront point de part au milieu de vous : le sacerdoce de Yahvé sera leur héritage. Quant à Gad, à Ruben et à la demi-tribu de Manassé, ils ont reçu leur héritage au-delà du Jourdain, à l' orient, celui que leur a donné Moïse, serviteur de Yahvé.
Jos 18:8 And the men arose, and went away: and Joshua charged them that went to describe the land, saying, Go and walk through the land, and describe it, and come again to me, that I may here cast lots for you before the Lord in Shiloh. Dia niainga ireo lehilahy ireo ka nandeha; ary Josoa nandidy izay nandeha hanoratra ny tany ka nanao hoe: Mandehana nitety ny tany, ka soraty izy, dia miverena atý amiko, ka eto Silo no hanaovako filokana ho anareo eo anatrehan' i Jehovah. Dia niainga ireo lehilahy ireo, ka lasa nandeha, ary nomen' i Josoe didy izy ireo raha nandeha mba handaharany ny toetry ny tany ka nataony hoe: Mandehana hianareo tetezo ny tany, ka alaharo ny toetrany dia miverena aty amiko, amin' izay aho hanao filokana ho anareo eto Silao eto anatrehan' ny Tompo? Ces hommes se levèrent et s' en allèrent. A ceux qui allaient faire la description du pays, Josué donna cet ordre : " Allez, parcourez le pays et décrivez-le, puis venez me retrouver et je jetterai pour vous le sort ici, devant Yahvé, à Silo. "
Jos 18:9 And the men went and passed through the land, and described it by cities into seven parts in a book, and came again to Joshua to the host at Shiloh. Dia lasa ireo lehilahy ireo ka nandeha nitety ny tany, dia nanoratra azy tamin' ny taratasy, ka nataony fito toko, araka ny tanàna, ary dia tafaverina tany amin' i Josoa tao an-toby tao Silo izy. Nandeha ireo lehilahy ireo, ary noteteziny ny tany, nalahany tamin' ny boky ny toetrany isan-tanàna, nataony fito toko, dia niverina tany amin' i Josoe tao an-toby tao Silao izy. Ces hommes partirent, traversèrent le pays et le décrivirent par villes, en sept parts, sur un livre, puis ils retournèrent trouver Josué au camp, à Silo.
Jos 18:10 And Joshua cast lots for them in Shiloh before the Lord: and there Joshua divided the land unto the children of Israel according to their divisions. Ary Josoa dia nanao filokana ho azy tao Silo teo anatrehan' i Jehovah; ary tao no nizaran' i Josoa ny tany ho an' ny Zanak' Isiraely araka ny fizarany. Dia nanao filokana ho azy ireo, teo anatrehan' ny Tompo, Josoe tao Silao, ka tao no nizaran' i Josoe ny tany tamin' ny zanak' Israely araka ny anjarany. Josué jeta pour eux le sort à Silo, devant Yahvé, et c' est là que Josué partagea le pays entre les Israélites, selon leurs parts.
Jos 18:11 And the lot of the tribe of the children of Benjamin came up according to their families: and the coast of their lot came forth between the children of Judah and the children of Joseph. Dia nahazo ny loka ny firenena taranak' i Benjamina isam-pokony; ary ny faritry ny tany azony dia teo anelanelan' ny taranak' i Joda sy ny taranak' i Josefa. Ny fokon-taranak' i Benjamina araka ny fianakaviany no azon' ny olka, ary ny faritany lasany tamin' ny filokana dia ao anelanelan' ny an' ny taranak' i Jodà sy ny taranak' i Josefa. Un lot revint d' abord à la tribu des fils de Benjamin, selon leurs clans : le territoire de leur lot était compris entre les fils de Juda et les fils de Joseph.
Jos 18:12 And their border on the north side was from Jordan; and the border went up to the side of Jericho on the north side, and went up through the mountains westward; and the goings out thereof were at the wilderness of Bethaven. Ary ny fari-taniny amin' ny lafiny avaratra dia hatrany Jordana ka niakatra hatramin' ny ilan' i Jeriko amin' ny avaratra, dia niakatra niankandrefana nahazo ny tany havoana, ka dia nihatra tamin' ny efitr' i Betavena, Amin' ny lafiny avaratra ny faritry ny taniny dia nanomboka eo Jordany dia niakatra ny faritra nianavaratra amin' ny kosolasolan' i Jerikao, dia niakatra indray tamin' ny tendrombohitra any andrefana, ary nipaka tamin' ny efitra Betavena. Leur frontière du côté nord partait du Jourdain, montait au flanc de Jéricho, au nord, gravissait la montagne vers l' occident et aboutissait au désert de Bet-Avèn.
Jos 18:13 And the border went over from thence toward Luz, to the side of Luz, which is Bethel, southward; and the border descended to Atarothadar, near the hill that lieth on the south side of the nether Bethhoron. hatreo dia nandroso hatrany Lozy, hatramin' ny ilany atsimon' i Lozy (Betela izany), dia nidina hatrany Atarot-adara ao amin' ny tendrombohitra atsimon' i Beti-horona ambany, Avy eo ny faritra dia nahazo an' i Lozy amin' ny kisolasolan' i Lozy, any atsimo, dia Betela izany; dia nidina indray ny faritry ny tany mankany Atarot-Adara, nihazo tamin' ny tendrombohitra ao atsimon' i Betorona ambany. De là, la frontière passait à Luz, sur le flanc de Luz au midi, aujourd' hui Béthel; elle descendait à Atrot-Arak sur la montagne qui est au sud de Bet-Horôn-le-Bas.
Jos 18:14 And the border was drawn thence, and compassed the corner of the sea southward, from the hill that lieth before Bethhoron southward; and the goings out thereof were at Kirjathbaal, which is Kirjathjearim, a city of the children of Judah: this was the west quarter. dia niolaka tamin' ny lafiny andrefana ka nianatsimo hatramin' ny tendrombohitra izay eo anoloan' i Beti-horona eo atsimo, ka dia nihatra any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanànan' ny taranak' i Joda; izany no lafiny andrefana. Amin' ny lafiny andrefana dia nandroso ny faritry ny tany ary niolaka hatramin' ny tendrombohitra ao anoloan' i Betorona eo atsimo, ka nipaka tamin' i Kariata-Baala, dia Kariata-Jearima izany, tanànan' ny taranak' i Jodà; izany no lafiny andrefana. La frontière s' infléchissait et tournait, face à l' ouest, vers le midi, depuis la montagne qui est en face de Bet-Horôn au midi, pour aboutir vers Qiryat-Baal, aujourd' hui Qiryat-Yéarim, ville des fils de Juda. Tel était le côté ouest.
Jos 18:15 And the south quarter was from the end of Kirjathjearim, and the border went out on the west, and went out to the well of waters of Nephtoah: Ary ny lafiny atsimo dia hatramin' ny faran' i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin' ny loharanon' i Neftoa, Amin' ny lafiny atsimo, nanomboka eo amin' ny tendron' i Kariata-Jearima ny faritry ny tany, ary nandroso niankandrefana nipaka tamin' ny lohan' ny ranon' i Neftòa, Voici le côté sud : depuis l' extrémité de Qiryat-Yéarim, la frontière allait vers Gasîn et aboutissait près de la source des eaux de Nephtoah,
Jos 18:16 And the border came down to the end of the mountain that lieth before the valley of the son of Hinnom, and which is in the valley of the giants on the north, and descended to the valley of Hinnom, to the side of Jebusi on the south, and descended to Enrogel, dia nidina hatramin' ny faran' ny tendrombohitra, izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, eo amin' ny Lohasahan' ny Refaita eo avaratra, ka nidina hatramin' ny lohasahan' i Hinoma, hatramin' ny ilany atsimon' ny Jebosita, ka nidina hatrany En-rogela, dia nidina ny faritra avy amin' ny faran' ny tendrombohitra izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Enoma, ao amin' ny tany lemaky ny Rafaima, eo avaratra; dia nidina indray nandeha amin' ny lohasahan' i Enoma, mankamin' ny kisolasola atsimon' ny Jeboseana, dia nidina hatrany amin' ny loharanon' i Rogela; puis elle descendait à l' extrémité de la montagne qui fait face à la vallée de Ben-Hinnom, dans la plaine des Rephaïm au nord, et elle descendait dans la vallée de Hinnom vers le flanc du Jébuséen au sud, et descendait à En-Rogel.
Jos 18:17 And was drawn from the north, and went forth to Enshemesh, and went forth toward Geliloth, which is over against the going up of Adummim, and descended to the stone of Bohan the son of Reuben, dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin' ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin' ny vaton' i Bohana, zanak' i Robena, nandroso any avaratra ary nipaka tamin' i En-semesa, nipaka tamin' i Gelilota izay eo an-tandrifin' ny fiakaran' i Adomima, ary nidina mankamin' ny vaton' i Boena zana-dRobena, Elle s' infléchissait ensuite vers le nord pour aboutir à En-Shémesh, et aboutissait au cercle de pierres qui est en face de la montée d' Adummim, puis descendait à la Pierre de Bohân, fils de Ruben.
Jos 18:18 And passed along toward the side over against Arabah northward, and went down unto Arabah: dia nandroso hatramin' ny ilany avaratra tandrifin' ny tani-hay ka nidina hatrany amin' ny tani-hay. nihazo tamin' ny ilany avaratra ny tendrombohitra eo anoloan' ny Arabaha, nidina tamin' ny Arabaha, Elle passait ensuite à Kéteph sur le flanc de Bet-ha-Araba vers le nord, et descendait vers la Araba;
Jos 18:19 And the border passed along to the side of Bethhoglah northward: and the outgoings of the border were at the north bay of the salt sea at the south end of Jordan: this was the south coast. dia nandroso hatramin' ny ilany avaratr' i Beti-hogla, ka dia nihatra tamin' ny helo-drano avaratra amin' ny Ranomasin-tsira, eo amin' ny farany atsimo amin' i Jordana; izany no lafiny atsimo. Nihazo tamin' ny kisolasola avaratr' i Beti-Haglà ny faritry ny tany, ary nipaka tamin' ny farany avaratra amin' ny ranomasin-tSira ny faritry ny tany eo amin' ny vava ranon' i Jordany, ao atsimo: izany no farany atsimo. puis la frontière passait au flanc de Bet-Hogla au nord, et le point d' arrivée de la frontière était la baie de la mer du Sel, au nord, à l' extrémité méridionale du Jourdain. Telle était la frontière sud.
Jos 18:20 And Jordan was the border of it on the east side. This was the inheritance of the children of Benjamin, by the coasts thereof round about, according to their families. Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan' ny taranak' i Benjamina amin' ny fari-taniny manodidina araka ny fokony. Ary ny farany atsinanana dia Jordany. Le Jourdain formait la frontière du côté de l' orient. Tel fut l' héritage des fils de Benjamin selon le pourtour de leur frontière, selon leurs clans.
Jos 18:21 Now the cities of the tribe of the children of Benjamin according to their families were Jericho, and Bethhoglah, and the valley of Keziz, Ary ny tanànan' ny firenena taranak' i Benjamina araka ny fokony dia Jeriko sy Beti-hogla ary ny lohasahan' i Keziza Izany no lovan' ny taranak' i Benjamina amin' ny faritra manodidina azy manontolo, araka ny fianakaviany. Les villes de la tribu des fils de Benjamin, selon leurs clans, étaient : Jéricho, Bet-Hogla, Émèq-Qeçiç,
Jos 18:22 And Betharabah, and Zemaraim, and Bethel, sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela Ary ny tanànan' ny fokon' ny taranak' i Benjamina araka ny fianakaviany dia: Jerikao, Beti-Heglà, Eneka-Kaisy, Beti-Arabà, Samaraïma, Bet-ha-Araba, Çemarayim, Béthel,
Jos 18:23 And Avim, and Pharah, and Ophrah, sy Avima sy Para sy Ofra Beteta, Avima, Afarà, Ofera, Avvim, Para, Ophra,
Jos 18:24 And Chepharhaammonai, and Ophni, and Gaba; twelve cities with their villages: sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny; Kefara-Emona, Ofnì ary Gabe: tanàna roa ambin' ny folo sy ny zanabohiny. Kephar-ha-Ammoni, Ophni, Gaba : douze villes et leurs villages.
Jos 18:25 Gibeon, and Ramah, and Beeroth, sy Gibeona sy Rama sy Berota Gabaona, Ramà, Berota, Gabaôn, Rama, Béérot,
Jos 18:26 And Mizpeh, and Chephirah, and Mozah, sy Mizpa sy Kefira sy Moza Mesfe, Kafarà, Amosa, Miçpé, Kephira, Moça,
Jos 18:27 And Rekem, and Irpeel, and Taralah, sy Rekema sy Iripela sy Tarala Rekema, Jarefela, Tarelà, Réqem, Yirpéel, Taréala,
Jos 18:28 And Zelah, Eleph, and Jebusi, which is Jerusalem, Gibeath, and Kirjath; fourteen cities with their villages. This is the inheritance of the children of Benjamin according to their families. sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata: tanàna efatra ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan' ny taranak' i Benjamina araka ny fokony. Selà, Elefa, Jebosy, dia Jerosalema izany, Gabaata ary Kariata: tanàna efatra ambin' ny folo, sy ny zanabohiny. Çéla-ha-Éleph, le Jébuséen - c' est Jérusalem -, Gibéa et Qiryat : quatorze villes avec leurs villages. Tel fut l' héritage des fils de Benjamin selon leurs clans.

<-
->