Chapitres et versets citant Nehemia

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
Neh / Ne 1.1 The words of Nehemiah the son of Hachaliah. And it came to pass in the month Chisleu, in the twentieth year, as I was in Shushan the palace, Ny tantaran' i Nehemia, zanak' i Hakalia. Tamin' ny volana Kisleo tamin' ny taona faharoa-polo, raha tany an-dapa any Sosana aho, Tenin' i Nehemia zanak' i Helkiasa. Tamin' ny volana Kasleo, taona faha-roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosa aho, Paroles de Néhémie, fils de Hakalya. Au mois de Kisleu, la vingtième année, comme je me trouvais dans la citadelle de Suse,
...............
Neh / Ne 8.9 And Nehemiah, which is the Tirshatha, and Ezra the priest the scribe, and the Levites that taught the people, said unto all the people, This day is holy unto the Lord your God; mourn not, nor weep. For all the people wept, when they heard the words of the law. Ary Nehemia governora sy Ezra mpisorona, mpanora-dalàna, ary ny Levita izay nampianatra ny olona dia nanao tamin' ny olona rehetra hoe: Masina ho an' i Jehovah Andriamanitrareo ity andro ity; koa aza malahelo na mitomany. Fa nitomany ny olona rehetra raha nandre ny tenin' ny lalàna. Ary Nehemia, governora, Esdrasa mpisorona sy mpanora-dalàna, mbamin' ny levita, nampianatra ny vahoaka, niteny tamin' ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Andro masina ho an' ny Tompo Andriamanitrareo ity ka aza asiana fisaonana na ranomaso. Fa nitomany avokoa ny vahoaka nony nandre ny tenin' ny lalàna. Alors Son Excellence Néhémie et Esdras, le prêtre-scribe et les lévites qui instruisaient le peuple dit à tout le peuple "Ce jour est saint pour Yahvé, votre Dieu! Ne soyez pas tristes, ne pleurez pas!" Car tout le peuple pleurait en entendant les paroles de la Loi.
Neh / Ne 8.10 Then he said unto them, Go your way, eat the fat, and drink the sweet, and send portions unto them for whom nothing is prepared: for this day is holy unto our Lord: neither be ye sorry; for the joy of the Lord is your strength. Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an' ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin' i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo. Dia hoy koa Nehemia tamin' ireo: Mandehana mihinana hena matavy sy misotro zava-pisotro mamy, ary anatero anjara izay tsy nahavoatra, fa masina ity andro ity ho an' ny Tompontsika; ka aza malahelo fa ny fifaliana amin' ny Tompo no herinareo. Il leur dit encore : "Allez, mangez des viandes grasses, buvez des boissons douces et faites porter sa part à qui n' a rien de prêt. Car ce jour est saint pour notre Seigneur! Ne vous affligez point : la joie de Yahvé est votre forteresse!"
...............
Neh / Ne 10.2 Seraiah, Azariah, Jeremiah, Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak' i Hakalia, sy Zedekia, Ireto izy no nanisy ny tombo-kaseny avy: Nehemia, governora zanak' i Helkiasa, Sur le document scellé figuraient Néhémie fils de Hakalya et Cidqiyya,
...............
Neh / Ne 12.26 These were in the days of Joiakim the son of Jeshua, the son of Jozadak, and in the days of Nehemiah the governor, and of Ezra the priest, the scribe. Ireo no tamin' ny andron' i Joiakima, zanak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy tamin' ny andron' i Nehemia governora sy Ezra mpisorona sady mpanora-dalàna. Ireo izy no tamin' ny andron' i Joakima, zanak' i Josedeka sy Nehemia governora, ary Esdrasa mpisorona sy mpanora-dalàna. Ceux-ci vivaient au temps de Yoyaqim, fils de Josué, fils de Yoçadaq, et au temps de Néhémie le gouverneur et d' Esdras le prêtre-scribe.
...............
Neh / Ne 12.46 For in the days of David and Asaph of old there were chief of the singers, and songs of praise and thanksgiving unto God. Fa fahiny tamin' ny andron' i Davida sy Asafa aza dia efa nisy lohan' ny mpihira sy hira fiderana ary fisaorana an' Andriamanitra. Tamin' ny andron' i Zorobabela sy Nehemia, Israely rehetra dia manome isan' andro ny anjaran' ny mpihira sy ny mpiandry varavarana. Nomena ny levita ny fanatitra masina, dia ny levita kosa indray no nanome ny anjaran' ny taranak' i Aarona. Car dès les jours de David et d' Asaph, depuis bien longtemps, il existait un chef des chantres et des cantiques de louange et d' action de grâces à Dieu.
Neh / Ne 12.47 And all Israel in the days of Zerubbabel, and in the days of Nehemiah, gave the portions of the singers and the porters, every day his portion: and they sanctified holy things unto the Levites; and the Levites sanctified them unto the children of Aaron. Ary ny Isiraely rehetra tamin' ny andron' i Zerobabela sy Nehemia nanome ny anaran' ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, dia ny anjarany isan' andro; ary nanokana izay ho an' ny Levita izy; ary ny Levita kosa nanokana izay ho an' ny taranak' i Arona. Donc tout Israël, au temps de Zorobabel et au temps de Néhémie, versait aux chantres et aux portiers les parts qui leur revenaient, d' après leurs besoins quotidiens. On remettait aux lévites les redevances sacrées et les lévites les remettaient aux fils d' Aaron.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 1.18 Ka rahefa hankalaza ny fanadiovana ny tempoly, amin' ny andro fahadimy amby roapolon' ny volana Kasleo, dia nataonay fa ilaina ny milaza izany aminareo, mba hankalazanareo koa ireo andro fetin' ny Tabernakla, sy ny andron' ny afo, izay nirehitra nony nanatitra sorona Nehemia, rahefa avy nandrafitra indray ny tempoly sy ny otely. Comme nous allons célébrer, le 25 Kislev, la purification du Temple, nous avons jugé bon de vous en informer, afin que vous aussi vous la célébriez à la manière de la fête des Tentes et du feu qui se manifesta quand Néhémie, ayant construit le sanctuaire et l' autel, offrit des sacrifices.
...............
2M 1.20 Nony afaka taona betsaka tatý aoriana, rahefa izany no sitrak' Andriamanitra, dia nalefan' ny mpanjakan' i Persa ho any Jodea Nehemia, ka nasainy nikaroka ilay afo ny taranak' ireo mpisorona nanafina azy. Nolazain' ireo taminy anefa, fa rano marihitra no hitany fa tsy ny afo. Nombre d' années s'étant écoulées, lorsque tel fut le bon plaisir de Dieu, Néhémie, envoyé par le roi de Perse, fit rechercher le feu par les descendants des prêtres qui l' avaient caché. Comme ils expliquaient qu' en fait ils n' avaient pas trouvé de feu, mais une eau épaisse, il leur ordonna d' en puiser et de la rapporter.
2M 1.21 Ka nasainy nanovozana sy nitondrana tao aminy izany. Rahefa izany, nony efa nataony teo ambonin' ny otely ny zavatra ilaina hanaovana ny sorona, dia nasain' i Nehemia nofafazan' ny mpisorona tamin' izany rano izany ny kitay hazo mbamin' izay teo amboniny. Quand on l' eut apportée, Néhémie commanda aux prêtres de répandre cette eau sur ce qui était nécessaire aux sacrifices, le bois et ce qu' on avait placé dessus.
...............
2M 1.23 Dia nihalevona teo ny sorona, dia nanao fivavahana ny mpisorona narahin' izay rehetra, ka Jonatasa no nitarika, ary ny sisa rehetra hatramin' i Nehemia koa niray feo taminy. Tandis que le sacrifice se consumait, les prêtres faisaient la prière : tous les prêtres avec Jonathan qui entonnait, les autres reprenant comme Néhémie.
...............
2M 1.31 Nony levona ny sorona, nasain' i Nehemia araraka tamin' ny vato lehibe ny rano sisa. Quand le sacrifice fut consumé, Néhémie ordonna de verser le reste de l' eau sur de grandes pierres.
...............
2M 1.33 Niely ny filazana izany zava-niseho izany, dia nilazana ny mpanjakan' i Persa fa teo amin' ny fitoerana nanafenan' ny mpisorona nenti-ko babo ny afo masina dia nahitana rano, ary io rano io no nanamasinan-dry Nehemia ny sorona. Lorsque le fait eut été divulgué et qu' on eut raconté au roi des Perses que, dans le lieu où les prêtres déportés avaient caché le feu, une eau avait paru avec laquelle Néhémie et ses compagnons avaient purifié les offrandes du sacrifice,
...............
2M 1.36 Neftara, izany hoe fanadiovana, no niantsoan' ireo naman' i Nehemia izany fitoerana izany, fa Neftaia kosa, hoy ny maro miantso azy. Néhémie et ses gens nommèrent ce liquide "nephtar", ce qui s' interprète par purification, mais on l' appelle généralement naphte.
...............
2M 2.13 Koa dia samy hita voatantara ireo zavatra ireo àry, na amin' ny taratasy fitahiry na amin' ny taratasy fitadidian' i Nehemia; hita ao koa ny nanorenan' i Nehemia fitahirizam-boky, sy nanangonany tao ny boky momba ny mpanjaka, ny mpaminany, sy ny an' i Davida, mbamin' ny taratasin' ny mpanjakan' i Persa, momba ny fanomezan' izy ireo. Outre ces mêmes faits, il était encore raconté dans ces écrits et dans les Mémoires de Néhémie comment ce dernier, fondant une bibliothèque, y réunit les livres qui concernaient les rois, les écrits des prophètes et de David, et les lettres des rois au sujet des offrandes.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 49.13 Lehibe koa ny fahatsiarovana an' i Nehemia, izay nanangana indray ny mandantsika efa rava, sy nanamboatra indray ny vavahadintsika mbamin' ny hidiny, ary nanorina ny tranontsika indray. De Néhémie le souvenir est grand, lui qui releva pour nous les murs en ruine, établit portes et verrous et releva nos habitations.