<-
->

Neh / Ne 12:1 Now these are the priests and the Levites that went up with Zerubbabel the son of Shealtiel, and Jeshua: Seraiah, Jeremiah, Ezra, Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra, Izao no mpisorona sy levita niara-niverina tamin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela sy Josoe: Saraiasa, Jeremia, Esdrasa, Voici les prêtres et les lévites qui revinrent avec Zorobabel, fils de Shéaltiel, et Josué Seraya, Yirmeya, Esdras,
Neh / Ne 12:2 Amariah, Malluch, Hattush, Amaria, Maloka, Hatosy, Amariasa, Melòka, Hatosa, Amarya, Malluk, Hattush,
Neh / Ne 12:3 Shechaniah, Rehum, Meremoth, Sekania, Rehoma, Meremota, Sebeniasa, Rehoma, Merimota, Shekanya, Rehum, Merémot,
Neh / Ne 12:4 Iddo, Ginnetho, Abijah, Ido, Ginetoy, Abia, Adao, Gentona, Abiasa, Iddo, Ginnetôn, Abiyya,
Neh / Ne 12:5 Miamin, Maadiah, Bilgah, Miamina, Madia, Bilga, Miamina, Maadiasa, Belgà, Miyyamîn, Maadya, Bilga,
Neh / Ne 12:6 Shemaiah, and Joiarib, Jedaiah, Semaia, Joiariba, Jedaia, Semeiasa, Joiariba, Idaiasa, Shemaya; plus : Yoyarib, Yedaya,
Neh / Ne 12:7 Sallu, Amok, Hilkiah, Jedaiah. These were the chief of the priests and of their brethren in the days of Jeshua. Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan' ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin' ny andron' i Jesoa. Seloma, Amòka, Helkiasa, Idaiasa. Ireo no lehiben' ny mpisorona mbamin' ireo rahalahiny, tamin' ny andron' i Josoe. Sallu, Amoq, Hilqiyya, Yedaya. Tels étaient les chefs des prêtres, et leurs frères, au temps de Josué,
Neh / Ne 12:8 Moreover the Levites: Jeshua, Binnui, Kadmiel, Sherebiah, Judah, and Mattaniah, which was over the thanksgiving, he and his brethren. Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian' ny fiderana. Levita: Josoe, Benoì, Kedmiela, Sarebiasa, Jodà, Mataniasa, izay nitarika ny hira fiderana, niaraka tamin' ireo rahalahiny; c' est-à-dire les lévites, étaient : Josué, Binnuï, Qadmiel, Shérébya, Yehuda, Mattanya ce dernier, avec ses frères, dirigeait les hymnes d' action de grâces,
Neh / Ne 12:9 Also Bakbukiah and Unni, their brethren, were over against them in the watches. Ary Bakbokia sy Ono, rahalahin' ireo, dia nifanandrify tamin' ny anjara-raharahany. Bekbekiasa sy Ani, rahalahin' ireo kosa no antokom-pihira nifamely tamin' ireo, tamin' ny fanompoana. tandis que Baqbuqya, Unni et leurs frères leur faisaient vis-à-vis, selon leurs classes respectives.
Neh / Ne 12:10 And Jeshua begat Joiakim, Joiakim also begat Eliashib, and Eliashib begat Joiada, Ary Jesoa niteraka an' i Joiakima; ary Joiakima niteraka an' i Eliasiba; ary Eliasiba niteraka an' i Joiada; Josoe niteraka an' i Joakima, Joakima niteraka an' i Eliasiba, Eliasiba niteraka an' i Joiadà, Josué engendra Yoyaqim; Yoyaqim engendra Elyashib; Elyashib Yoyada;
Neh / Ne 12:11 And Joiada begat Jonathan, and Jonathan begat Jaddua. ary Joiada niteraka an' i Jonatana; ary Jonatana niteraka an' i Jadoa. Joiadà niteraka an' i Jonatana, ary Jonatana niteraka an' i Jedoà. Yoyada engendra Yohanân; et Yohanân engendra Yaddua.
Neh / Ne 12:12 And in the days of Joiakim were priests, the chief of the fathers: of Seraiah, Meraiah; of Jeremiah, Hananiah; Ary tamin' ny andron' i Joiakima dia nisy mpisorona, lohan' ny fianakaviana, dia izao: Ny avy tamin' i Seraia dia Meraia; ny avy tamin' i Jeremia dia Hanania; Izao no mpisorona avy amin' i Saraiasa: Anania avy amin' i Jeremia; Au temps de Yoyaqim, les familles sacerdotales avaient pour chefs : famille de Seraya : Meraya; famille de Yirmeya : Hananya;
Neh / Ne 12:13 Of Ezra, Meshullam; of Amariah, Jehohanan; ny avy tamin' i Ezra dia Mesolama; ny avy tamin' i Amaria dia Johanana; Mosolama avy amin' i Esdrasa; Johanàna avy amin' i Amariasa; famille d' Esdras : Meshullam; famille d' Amarya : Yehohanân;
Neh / Ne 12:14 Of Melicu, Jonathan; of Shebaniah, Joseph; ny avy tamin' i Meliko dia Jonatana; ny avy tamin' i Sebania dia Josefa; Jonatana avy amin' i Melòka; Josefa avy amin' i Sebeniasa; famille de Malluk : Yonatân; famille de Shebanya : Yoseph;
Neh / Ne 12:15 Of Harim, Adna; of Meraioth, Helkai; ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; famille de Harim : Adna; famille de Merayot : Helqaï;
Neh / Ne 12:16 Of Iddo, Zechariah; of Ginnethon, Meshullam; ny avy tamin' Ido dia Zakaria; ny avy tamin' i Ginetona dia Mesolama; Zakaria avy amin' i Adao; Mosolama, avy amin' i Gentona; famille d' Iddo : Zekarya; famille de Ginnetôn : Meshullam;
Neh / Ne 12:17 Of Abijah, Zichri; of Miniamin, of Moadiah, Piltai: ny avy tamin' i Abia dia Zikry; ny avy tamin' i Miniamina, avy tamin' i Moadia, dia Piltahy; Zekrì avy amin' i Abiasa; Feltì avy amin' i Miamina, sy Moadiasa; famille d' Abiyya : Zikri; famille de Minyamîn; famille de Moadya : Piltaï;
Neh / Ne 12:18 Of Bilgah, Shammua; of Shemaiah, Jehonathan; ny avy tamin' i Bilga dia Samoa; ny avy tamin' i Semaia dia Jonatana; Samoa avy amin' i Belgà; Jonatàna avy amin' i Semeiasa; famille de Bilga : Shammua; famille de Shemaya : Yehonatân;
Neh / Ne 12:19 And of Joiarib, Mattenai; of Jedaiah, Uzzi; ny avy tamin' i Joariba dia Matenay; ny avy tamin' i Jedaia dia Ozy; Matanai avy amin' i Joiariba; Ajì avy amin' i Jodàiasa; plus : famille de Yoyarib : Mattenaï; famille de Yedaya : Uzzi;
Neh / Ne 12:20 Of Sallai, Kallai; of Amok, Eber; ny avy tamin' i Salay dia Kalay; ny avy tamin' i Amoka dia Ebera; Kelai avy amin' i Selai; Hebera avy amin' i Amòka; famille de Sallaï : Qallaï; famille d' Amoq : Eber;
Neh / Ne 12:21 Of Hilkiah, Hashabiah; of Jedaiah, Nethaneel. ny avy tamin' i Hilkia dia Hasabia; ny avy tamin' i Jedaia dia Netanela. Hasabiasa, avy amin' i Heliasa; Natanaela avy amin' i Idaiasa. famille de Hilqiyya : Hashabya; famille de Yedaya : Netanéel.
Neh / Ne 12:22 The Levites in the days of Eliashib, Joiada, and Johanan, and Jaddua, were recorded chief of the fathers: also the priests, to the reign of Darius the Persian. Tamin' ny andron' i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan' ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin' ny nanjakan' i Dariosy Persiana. Tamin' ny andron' i Eliasiba, Joiadà, Johanàna, ary Jedoà, dia voasoratra avokoa ny levita loham-pianakaviana sy ny mpisorona, tamin' ny nanjakan' i Dariosa ilay Persa. Au temps d' Elyashib, de Yoyada, de Yohanân et de Yaddua, les chefs des familles des prêtres furent enregistrés sur le livre des Chroniques jusqu' au règne de Darius le Perse.
Neh / Ne 12:23 The sons of Levi, the chief of the fathers, were written in the book of the chronicles, even until the days of Johanan the son of Eliashib. Ny taranak' i Levy, lohan' ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantara hatramin' ny andron' i Johanana, zanak' i Eliasiba. Voasoratra ao amin' ny boky tantara, ny taranak' i Levì, loham-pianakaviana, hatramin' ny andron' i Johanàna, zanak' i Eliasiba. Les fils de Lévi. Les chefs des familles furent enregistrés sur le livre des Chroniques, mais seulement jusqu' au temps de Yohanân, petit-fils d' Elyashib.
Neh / Ne 12:24 And the chief of the Levites: Hashabiah, Sherebiah, and Jeshua the son of Kadmiel, with their brethren over against them, to praise and to give thanks, according to the commandment of David the man of God, ward over against ward. Ary ny lohan' ny Levita dia Hasabia sy Serebia sy Jesoa, zanak' i Kadmiela, mbamin' ny rahalahin' ireo izay nifanandrify taminy, mba hidera sy hisaotra araka ny didin' i Davida, lehilahin' Andriamanitra, nifanandrify isan-tokony. Lohan' ny levita: Hasebiasa, Serebiasa, ary Josoe, zanak' i Kedmiela, niandraikitra niaraka tamin' ireo rahalahiny nifanandrify aminy, ny fankalazana sy ny fiderana an' Andriamanitra; araka ny nandaharan' i Davida olon' Andriamanitra an' izany: nanao antokony roa mifamaly. Les chefs des lévites étaient : Hashabya, Shérébya, Josué, Binnuï, Qadmiel; et leurs frères, qui leur faisaient face pour exécuter les hymnes de louange et d' action de grâces selon les instructions de David, homme de Dieu, une classe correspondante à l' autre,
Neh / Ne 12:25 Mattaniah, and Bakbukiah, Obadiah, Meshullam, Talmon, Akkub, were porters keeping the ward at the thresholds of the gates. Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin' ny trano firaketana. Ny mpiandry varavarana, niambina teo amin' ny tokonam-bavahady kosa, dia Mataniasa, Bekbekiasa, Abdiasa, Mosolama, Telmona, ary Akoba. étaient : Mattanya, Baqbuqya et Obadya. Quant à Meshullam, Talmôn et Aqqub, portiers, ils montaient la garde aux magasins près des portes.
Neh / Ne 12:26 These were in the days of Joiakim the son of Jeshua, the son of Jozadak, and in the days of Nehemiah the governor, and of Ezra the priest, the scribe. Ireo no tamin' ny andron' i Joiakima, zanak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy tamin' ny andron' i Nehemia governora sy Ezra mpisorona sady mpanora-dalàna. Ireo izy no tamin' ny andron' i Joakima, zanak' i Josedeka sy Nehemia governora, ary Esdrasa mpisorona sy mpanora-dalàna. Ceux-ci vivaient au temps de Yoyaqim, fils de Josué, fils de Yoçadaq, et au temps de Néhémie le gouverneur et d' Esdras le prêtre-scribe.
Neh / Ne 12:27 And at the dedication of the wall of Jerusalem they sought the Levites out of all their places, to bring them to Jerusalem, to keep the dedication with gladness, both with thanksgivings, and with singing, with cymbals, psalteries, and with harps. Ary rehefa hitokanana ny mandan' i Jerosalema, dia nitady ny Levita avy tamin' ny fonenany rehetra izy mba ho entina any Jerosalema hanao ny fitokanana amin' ny fifaliana sy ny fiderana ary ny hira mbamin' ny kipantsona sy ny valiha ary ny lokanga. Nony notokanana ny mandan' i Jerosalema dia nantsoina tany amin' izay fitoerana nonenany rehetra tany, ny levita, nasaina tonga any Jerosalema hanao ny fitokanana amin-kafaliana, amin' ny hira amam-piderana, amin' ny feon-kipantsona sy valiha ary harpa. Lors de la dédicace du rempart de Jérusalem, on alla chercher les lévites partout où ils résidaient pour les amener à Jérusalem : il s' agissait de célébrer la dédicace dans la liesse avec chants d' action de grâces et musique de cymbales, de luths et de cithares.
Neh / Ne 12:28 And the sons of the singers gathered themselves together, both out of the plain country round about Jerusalem, and from the villages of Netophathi; Dia niangona ny mpihira avy tamin' ny tany lemaka manodidina an' i Jerosalema sy ny avy tamin' ny vohitry ny Netofatita Nivory ny zanaky ny mpihira, avy eny ambanivohitra manodidina an' i Jerosalema, avy any an-tanànan' ny Netofatiana, Les chantres, fils de Lévi, se rassemblèrent donc, du district qui entoure Jérusalem, des villages des Netophatites,
Neh / Ne 12:29 Also from the house of Gilgal, and out of the fields of Geba and Azmaveth: for the singers had builded them villages round about Jerusalem. sy Beti-gilgala ary ny sahan' i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an' i Jerosalema ny mpihira. sy Bet-Galgala, ary ny faritanin' i Geba sy Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin' ny manodidina an' i Jerosalema ny mpihira. de Bet-ha-Gilgal, des champs de Géba et d' Azmavèt : car les chantres s'étaient construit des villages tout autour de Jérusalem.
Neh / Ne 12:30 And the priests and the Levites purified themselves, and purified the people, and the gates, and the wall. Ary ny mpisorona sy ny Levita samy nanadio ny tenany, ary nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda. Rahefa avy nanadio ny tenany, ny mpisorona sy ny levita, dia nanadio ny vahoaka sy ny vavahady ary ny manda koa. Prêtres et lévites se purifièrent eux-mêmes, puis ils purifièrent le peuple, les portes et le rempart.
Neh / Ne 12:31 Then I brought up the princes of Judah upon the wall, and appointed two great companies of them that gave thanks, whereof one went on the right hand upon the wall toward the dung gate: Dia nasaiko niakatra eo ambonin' ny manda ny mpanapaka ny Joda, ary nanendry mpanao fiderana roa tonta aho handeha milahatra tsara. Ny irai-dia nandeha tamin' ny ankavanana teo ambonin' ny manda ho amin' ny vavahadin-jezika; Nasaiko niakatra teny ambonin' ny manda ireo mpanapaka an' i Joda, ary nalahatro ho antokony roa lehibe ny mpihira manao prosesiona. Ny antokony voalohany, nandeha teny ambonin' ny manda, amin' ny ilany havanana, ho eo amin' ny vavahadin' ny Zezika. Je fis alors monter les chefs de Juda sur le rempart et organisai deux grands choeurs. Le premier chemina par la crête du rempart, vers la droite, en direction de la porte du Fumier;
Neh / Ne 12:32 And after them went Hoshaiah, and half of the princes of Judah, ary nandeha nanarakaraka azy Hosaia sy ny antsasaky ny andriandahin' ny Joda, Ka ireto no nandeha teo aorian' ireo: Ozaiasa, sy ny antsasaky ny andriandahin' i Jodà, derrière lui marchaient Hoshaya et une moitié des chefs de Juda
Neh / Ne 12:33 And Azariah, Ezra, and Meshullam, dia Azaria sy Ezra sy Mesolama Azariasa, Esdrasa, Mosolama, Jodà, Benjamina, Semeiasa, ary Jeremia; ainsi qu' Azarya, Esdras, Meshullam,
Neh / Ne 12:34 Judah, and Benjamin, and Shemaiah, and Jeremiah, sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia, ny sasany amin' ny taranaky ny mpisorona, nitondra trompetra: Zakaria zanak' i Jonatàna, zanak' i Semeiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikea, zanak' i Zekora, zanak' i Asafa, Yehuda, Benjamin, Shemaya et Yirmeya,
Neh / Ne 12:35 And certain of the priests' sons with trumpets; namely, Zechariah the son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Michaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph: ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis Zekarya, fils de Yonatân, fils de Shemaya, fils de Mattanya, fils de Mika, fils de Zakkur, fils d' Asaph,
Neh / Ne 12:36 And his brethren, Shemaiah, and Azarael, Milalai, Gilalai, Maai, Nethaneel, and Judah, Hanani, with the musical instruments of David the man of God, and Ezra the scribe before them. mbamin' ny rahalahiny, dia Semaia sy Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela sy Joda ary Hanany, nitondra ny zava-manenon' i Davida, lehilahin' Andriamanitra; ary Ezra mpanora-dalàna nandeha teo alohan' ireo. Tao amin' ny vavahadin' ny Loharano izy ireo, dia niakatra ny ambaratongan' ny tanànan' i Davida, teo an-tandrifiny, nihazo ny fiakarana amin' ny manda, eo ambonin' ny manda, eo ambonin' ny tranon' i Davida hatreo amin' ny vavahadin' ny Rano, eo atsinanana. avec ses frères Shemaya, Azaréel, Milalaï, Gilalaï, Maaï, Netanéel, Yehuda, Hanani, munis des instruments de musique de David, l' homme de Dieu. Et Esdras, le scribe, marchait à leur tête.
Neh / Ne 12:37 And at the fountain gate, which was over against them, they went up by the stairs of the city of David, at the going up of the wall, above the house of David, even unto the water gate eastward. Ary hatreo amin' ny vavahadin-doharano dia nizotra izy ka niakatra tamin' ny ambaratongan' ny Tanànan' i Davida, tamin' ny fiakarana amin' ny manda eo ambonin' ny tranon' i Davida ka hatramin' ny vavahadin-drano eo atsinanana. Ny antokom-pihira faharoa kosa, nandeha tamin' ny ilany iray, ka izaho sy ny antsasaky ny vahoaka no teo aorian' io teny ambony manda. Avy eo amin' ny tilikambon' ny Fatana fandoroana, dia nandroso hatreo amin' ny manda malalaka, A la porte de la Fontaine, ils montèrent droit devant eux, près des escaliers de la Cité de David, par la crête du rempart, et par la montée du Palais de David, jusqu'à la porte des Eaux, à l' orient.
Neh / Ne 12:38 And the other company of them that gave thanks went over against them, and I after them, and the half of the people upon the wall, from beyond the tower of the furnaces even unto the broad wall; Ary ny mpanao fiderana irai-dia kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko sy ny antsasaky ny olona teo ambonin' ny manda hatreo ambonin' ny tilikambo misy ny fatana fandoroana ka hatramin' ny manda lehibe, dia avy teo ambony vavahadin' i Efraima, teo amin' ny vavahady Goga, teo am-bavahadin' ny Hazandrano, teo amin' ny tilikambon' i Hananeela, sy ny tilikambon' i Meà, hatreo amin' ny vavahadin' ny Ondry; ary teo amin' ny vavahadin' ny Tranomaizina no nijanona. Quant au second choeur, il chemina vers la gauche : je le suivis, avec la moitié des chefs du peuple, par la crête du rempart, par-dessus la tour des Fours et jusqu'à la muraille large,
Neh / Ne 12:39 And from above the gate of Ephraim, and above the old gate, and above the fish gate, and the tower of Hananeel, and the tower of Meah, even unto the sheep gate: and they stood still in the prison gate. ary hatreo ambonin' ny vavahadin' i Efraima ay teo ambanin' ny vavahady taloha ary teo ambonin' ny vavahadin-kazandrano sy ny tilikambo Hananela sy ny tilikambo Hamea, dia hatramin' ny vavahadin' ondry; ary nilanona teo amin' ny vavahadin-trano-maizina izy. Dia samy nijanona tao an-tranon' Andriamanitra ny antokom-pihira roa tonta, mbamin' izaho sy ny antsasaky ny andriam-baventy niaraka tamiko, puis par-dessus la porte d' Ephraïm, la porte des Poissons, la tour de Hananéel et la tour des Cent, jusqu'à la porte des Brebis; on fit halte à la porte de la Garde.
Neh / Ne 12:40 So stood the two companies of them that gave thanks in the house of God, and I, and the half of the rulers with me: Dia nijanona tao an-tranon' Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko ary koa ireo mpisorona: Eliasima, Maasiasa, Miamima, Mikeà, Elioenai, Zakaria, Anania, nitondra trompetra, Les deux choeurs prirent ensuite place dans le Temple de Dieu. J' avais avec moi une moitié des magistrats
Neh / Ne 12:41 And the priests; Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Michaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah, with trumpets; ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. ainsi que les prêtres Elyaqim, Maaséya, Minyamîn, Mika, Elyoénaï, Zekarya, Hananya, munis de trompettes,
Neh / Ne 12:42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.
Neh / Ne 12:43 Also that day they offered great sacrifices, and rejoiced: for God had made them rejoice with great joy: the wives also and the children rejoiced: so that the joy of Jerusalem was heard even afar off. Dia namono zavatra betsaka hatao fanatitra tamin' izany andro izany izy sady nifaly, fa Andriamanitra nampifaly azy indrindra; ary ny vadiny aman-janany nifaly koa; ka dia re lavitra ny fifaliana tany Jerosalema. Tamin' izany andro izany, dia notendrena ny olona hitandrina ny efi-trano fitehirizana, hasiana ny fanatitra voatokana, ny voaloham-bokatra, ny fahafolon-karena; ary nasaina nangonin' izy ireo, avy any amin' ny faritanin' ny isan-tanàna, ny anjaran' ny mpisorona sy ny levita voadidin' ny lalàna, fa nahafaly an' i Jodà ny nahita ireo mpisorona sy levita, samy eo amin' ny anjara toerany avy, On offrit ce jour-là d' importants sacrifices et les gens se livrèrent à la joie : c' est que Dieu leur avait accordé grand sujet de joie; les femmes aussi et les enfants se réjouirent. Et la joie de Jérusalem s' entendit de loin.
Neh / Ne 12:44 And at that time were some appointed over the chambers for the treasures, for the offerings, for the firstfruits, and for the tithes, to gather into them out of the fields of the cities the portions of the law for the priests and Levites: for Judah rejoiced for the priests and for the Levites that waited. Ary tamin' izany andro izany dia nisy olona notendrena hitandrina ny efi-trano fitehirizana ny rakitra sy ny fanatitra asandratra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena, mba hangonina ao izay anjara voadidy ho an' ny mpisorona sy ny Levita avy amin' ny saha manodidina ny isan-tanana; fa nifalian' ny Joda ireo mpisorona sy Levita izay nanompo ireo. nitandrina ny zavatra rehetra momba ny fanompoana an' Andriamaniny sy ny momba ny fanadiovana; torak' izany koa ireo mpihira sy mpiandry varavarana, araka ny nandaharan' i Davida sy Salomona zanany. En ce temps-là, on préposa aux salles prévues pour les provisions, prélèvements, prémices et dîmes, des hommes qui y rassembleraient, du territoire des villes, les parts que la Loi alloue aux prêtres et aux lévites. Car Juda mettait sa joie dans les prêtres et les lévites en fonction.
Neh / Ne 12:45 And both the singers and the porters kept the ward of their God, and the ward of the purification, according to the commandment of David, and of Solomon his son. Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin' Andriamaniny sy ny amin' ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin' i Davida sy Solomona zanany. Fa fahiny, tamin' ny andron' i Davida sy Asafa, lehiben' ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an' Andriamanitra. Ce sont eux qui assuraient le service de leur Dieu et le service des purifications ainsi que les chantres et les portiers , suivant les prescriptions de David et de Salomon son fils.
Neh / Ne 12:46 For in the days of David and Asaph of old there were chief of the singers, and songs of praise and thanksgiving unto God. Fa fahiny tamin' ny andron' i Davida sy Asafa aza dia efa nisy lohan' ny mpihira sy hira fiderana ary fisaorana an' Andriamanitra. Tamin' ny andron' i Zorobabela sy Nehemia, Israely rehetra dia manome isan' andro ny anjaran' ny mpihira sy ny mpiandry varavarana. Nomena ny levita ny fanatitra masina, dia ny levita kosa indray no nanome ny anjaran' ny taranak' i Aarona. Car dès les jours de David et d' Asaph, depuis bien longtemps, il existait un chef des chantres et des cantiques de louange et d' action de grâces à Dieu.
Neh / Ne 12:47 And all Israel in the days of Zerubbabel, and in the days of Nehemiah, gave the portions of the singers and the porters, every day his portion: and they sanctified holy things unto the Levites; and the Levites sanctified them unto the children of Aaron. Ary ny Isiraely rehetra tamin' ny andron' i Zerobabela sy Nehemia nanome ny anaran' ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, dia ny anjarany isan' andro; ary nanokana izay ho an' ny Levita izy; ary ny Levita kosa nanokana izay ho an' ny taranak' i Arona. Donc tout Israël, au temps de Zorobabel et au temps de Néhémie, versait aux chantres et aux portiers les parts qui leur revenaient, d' après leurs besoins quotidiens. On remettait aux lévites les redevances sacrées et les lévites les remettaient aux fils d' Aaron.

<-
->