| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.7 | And I will draw unto thee to the river Kishon Sisera>, the captain of Jabin>' s army, with his chariots and his multitude; and I will deliver him into thine hand. | Dia ho entiko ho eo aminao, eo amoron' ny ony Kisona, Sisera, komandin' ny miaramilan' i Jabina, mbamin' ny kalesiny sy ny vahoakany maro be; dia hanolotra azy eo an-tananao Aho. | fa hoentiko ho ao aminao ao amin' ny ranon-driaka Sisaona Sisarà, lehiben' ny foloalindahin' i Jabìna, mbamin' ny kalesiny sy ny antoko-miaramilany ka hatolotro eo an-tànanao. | J' attirerai vers toi au torrent du Qishôn Sisera>, le chef de l' armée de Yabîn>, avec ses chars et ses troupes, et je le livrerai entre tes mains" ? " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.13 | And Sisera> gathered together all his chariots, even nine hundred chariots of iron, and all the people that were with him, from Harosheth> of the Gentiles unto the river of Kishon. | Dia nangonin' i Sisera ny kalesiny rehetra, dia kalesy vy sivin-jato, sy ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy avy tany Harosetan' ny Jentilisa, hankany amin' ny ony Kisona. | ka nasainy nentina avy tany Haroseta-Goïma avokoa ny kalesiny vy sivin-jato mbamin' ny vahoaka rehetra izay tao aminy, ho ao amin' ny ranon-driaka Sisaona. | Sisera> convoqua tous ses chars, neuf cents chars de fer, et toutes les troupes qu' il avait, de Haroshèt-ha-Goyim> au torrent du Qishôn. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 5.21 | The river of Kishon swept them away, that ancient river, the river Kishon. O my soul, thou hast trodden down strength. | Ny ony Kisona nipaoka azy, Izany ony ela izany, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko! | Ny ranon-driaka Sisaona nanakodia ny fatin' ireny, dia ny ranon-driaka tamin' ny andro fahagola, ny ranon-driaka Sisaona. Mandrosoa an-kasahiana, ry fanahiko o! | Le torrent du Qishôn les a balayés, le torrent des temps anciens, le torrent du Qishôn! Marche> hardiment, ô mon âme! | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 18.40 | And Elijah> said unto them, Take the prophets of Baal>; let not one of them escape. And they took them: and Elijah> brought them down to the brook Kishon, and slew them there. | Ary hoy Elia taminy: Sambory ny mpaminanin' i Bala; aza avela hisy afa-mandositra izy na dia iray akory aza. Dia nosamborin' ny olona izy; ary nentin' i Elia ho eo amin' ny ony Kisona, ka dia novonoiny teo. | Ary hoy Elia tamin' izy ireo: Sambory ny mpaminanin' i Baala, ka aoka tsy hisy ho afa-mandositra na dia iray aza. Dia nosamboriny ireny, ka nampidinin' i Elia teo amin' ny ranon' i Sisaona, dia novonoiny teo. | Élie> leur dit : " Saisissez> les prophètes de Baal>, que pas un d' eux n'échappe ! ", et ils les saisirent. Élie> les fit descendre près du torrent du Qishôn, et là il les égorgea>. | 
| 
 | 
|  | The Psalms | Salamo | Salamo | Les Psaumes | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Sal 83.9 | Do unto them as unto the Midianites>; as to Sisera>, as to Jabin>, at the brook of Kison>: | Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an' i Sisera sy Jabina teo amin' ny ony Kisona; | Asora koa mikambana amin' izy ireo,  ka manampy ny taranak' i Lota. - Selà. | même Assur> s' est joint à eux, il prête main-forte aux fils de Lot>. |