Chapitres et versets citant Hamata

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.21 So they went up, and searched the land from the wilderness of Zin unto Rehob, as men come to Hamath. Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin' ny efitra Zina ka hatrany Rehoba, dia ao akaikin' i Hamata. Dia niakatra izy ireo, ka nisafo ny tany hatrany amin' ny efitra Sina, ka hatrany Rohoba, amin' ny làlan' i Hemata. Ils montèrent reconnaître le pays, depuis le désert de Çîn jusqu'à Rehob, l' Entrée de Hamat.
...............
Nom / Fan 34.8 From mount Hor ye shall point out your border unto the entrance of Hamath; and the goings forth of the border shall be to Zedad: ary hatramin' ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an' i Zedada, avy ao an-tendrombohitra Hora, dia hofaritanareo mankao amin' ny vavahadin' i Hamata ka tonga hatrany sedada io faritra io; puis de Hor-la-Montagne vous tracerez une ligne jusqu'à l' Entrée de Hamat, et la frontière aboutira à Çedad.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.5 And the land of the Giblites, and all Lebanon, toward the sunrising, from Baalgad under mount Hermon unto the entering into Hamath. ary ny tanin' ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo ambodin' ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin' i Hamata, ny tanin' ny Gebalita sy Libàna rehetra, any atsinanana, hatrany Baala-Gada, eo am-bodin' ny tendrombohitra Hermona, ka hatrany am-bavan' i Hamata; puis le pays du Giblite avec tout le Liban à l' orient, depuis Baal-Gad au pied du mont Hermon jusqu'à l' Entrée de Hamat.
...............
Jos 19.35 And the fenced cities are Ziddim, Zer, and Hammath, Rakkath, and Chinnereth, Ary ny tanàna mimanda dia Zidima Zera sy Hamata sy Rakata sy Kinereta Ny tanàna mimanda dia Asedima, Sera, Emata, Rekata, Kenereta, Les villes fortes étaient : Çiddim, Çer, Hammat, Raqqat, Kinnérèt,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.3 Namely, five lords of the Philistines, and all the Canaanites, and the Sidonians, and the Hivites that dwelt in mount Lebanon, from mount Baalhermon unto the entering in of Hamath. dia ireo andriana dimy tamin' ny Filistina sy ny Kananita rehetra sy ny Sidoniana ary ny Hivita, izay nonina tany an-tendrombohitra Libanona, hatrao akaikin' i Bala-hermona ka hatramin' ny lalana mankany Hamata. Ny andriana dimy tamin' ny Filistina, ny Kananeana sy ny Sidoniana ary ny Heveana rehetra izay nonina tamin' ny tendrombohitra Libàna, hatramin' ny tendrombohitra Baala-Hermona, ka hatramin' ny vava lalan' i Hamata. les cinq princes des Philistins et tous les Cananéens, les Sidoniens et les Hittites qui habitaient la chaîne du Liban, depuis la montagne de Baal-Hermôn jusqu'à l' Entrée de Hamat.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 8.9 When Toi king of Hamath heard that David had smitten all the host of Hadadezer, Ary nony ren' i Toy, mpanjakan' i Hamata, fa efa naharesy ny miaramilan' i Hadadezera rehetra Davida, Nony ren' i Taohò mpanjakan' i Hamata, fa hoe resin' i Davida avokoa ny miaramilan' i Hadadezera, Lorsque Tôou, roi de Hamat, apprit que David avait défait toute l' armée de Hadadézer,

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 8.65 And at that time Solomon held a feast, and all Israel with him, a great congregation, from the entering in of Hamath unto the river of Egypt, before the Lord our God, seven days and seven days, even fourteen days. Ary tamin' izany andro izany Solomona sy ny Isiraely rehetra teo aminy, dia fiangonana lehibe hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana teo anatrehan' i Jehovah Andriamanitsika hafitoana indroa, dia efatra ambin' ny folo andro. Tamin' izany andro izany, Salomona sy Israely rehetra niaraka taminy, dia olona zavon-tany avy hatrany amin' ny vava lalan' i Emata, ka hatrany amin' ny ranon-driakan' i Ejipta, dia nankalaza ny fety teo anatrehan' ny Tompo Andriamanitsika nandritra ny fito andro, ary fito andro koa indray, dia efatra ambin' ny folo andro. En ce temps-là, Salomon célébra la fête, et tous les Israélites avec lui, un grand rassemblement depuis l' Entrée de Hamat jusqu' au Torrent d'Égypte, devant Yahvé notre Dieu, pendant sept jours.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 14.25 He restored the coast of Israel from the entering of Hamath unto the sea of the plain, according to the word of the Lord God of Israel, which he spake by the hand of his servant Jonah, the son of Amittai, the prophet, which was of Gathhepher. Izy no nampody ny sisin-tanin' ny Isiraely ka azony hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny ranomasin' ny tani-hay, araka ny tenin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak' i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera. Izy no nampody ny sisin-tanin' Israely, ho araka ny faritany taloha, hatramin' ny hadilalan' i Emata ka hatramin' ny ranomasin' i Arabah, araka ny tenin' ny Tompo Andriamanitr' Israely nolazainy tamin' ny alalan' ny mpanompony Jonasa mpaminany zanak' i Amati, avy any Geta-Kefera. C' est lui qui recouvra le territoire d' Israël, depuis l' Entrée de Hamat jusqu'à la mer de la Araba, selon ce que Yahvé, Dieu d' Israël, avait dit par le ministère de son serviteur, le prophète Jonas fils d' Amittaï, qui était de Gat-Hépher.
...............
2Mp 14.28 Now the rest of the acts of Jeroboam, and all that he did, and his might, how he warred, and how he recovered Damascus, and Hamath, which belonged to Judah, for Israel, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Jeroboama sisa mbamin' izay nataony sy ny hery izay niadiany ary ny nampodiany an' i Damaskosy sy Hamata, izay an' ny Joda fahiny, ho an' ny Isiraely, tsy efa voasoratra ao amin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Jeroboama izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, ny niadiany sy nampodiany an' i Damasa sy Emata izay an' i Jodà taloha, mba ho an' Israely, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Jéroboam, tout ce qu' il a fait et ses exploits, comment il guerroya et comment il fit revenir Damas et Hamat à Juda et à Israël, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?
...............
2Mp 17.24 And the king of Assyria brought men from Babylon, and from Cuthah, and from Ava, and from Hamath, and from Sepharvaim, and placed them in the cities of Samaria instead of the children of Israel: and they possessed Samaria, and dwelt in the cities thereof. Ary ny mpanjakan' i Asyria nitondra olona avy tany Babylona sy Kota sy Ava sy Hamata sy Sefarvaima ka namponina azy teny amin' ny tanànan' i Samaria nisolo ny Zanak' Isiraely; dia nahazo an' i Samaria ireny ka nitoetra teny amin' ny tanànany. Olona nasain' ny mpanjakan' i Asiria ho avy any Babilona sy any Kota sy any Avah, sy any Emata, ary any Sefarvaima no namponeniny tany amin' ny tanànan' i Samaria, hisolo ny zanak' Israely, ka dia ireny no nahazo an' i Samaria, sy nonina tamin' ny tanànany. Le roi d' Assyrie fit venir des gens de Babylone, de Kuta, de Avva, de Hamat et de Sepharvayim et les établit dans les villes de la Samarie à la place des Israélites; ils prirent possession de la Samarie et demeurèrent dans ses villes.
...............
2Mp 17.30 And the men of Babylon made Succothbenoth, and the men of Cuth made Nergal, and the men of Hamath made Ashima, Koa ny olona avy any Babylona dia nanao an' i Sokota-benota; ary ny olona avy any Kota nanao an' i Nergala; ary ny olona avy any Hamata nanao an' i Asima; Ny olona avy any Babilona nanao an' i Sokota-Benota, ny olona avy any Kota nanao an' i Nergela, ny olona avy any Emata nanao an' i Asima; Les gens de Babylone avaient fait un Sukkot-Benot, les gens de Kuta un Nergal, les gens de Hamat un Ashima,
...............
2Mp 18.34 Where are the gods of Hamath, and of Arpad? where are the gods of Sepharvaim, Hena, and Ivah? have they delivered Samaria out of mine hand? Aiza moa ireo andriamanitr' i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr' i Sefarvaima sy Hena ary Iva? Nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tanako va ireo andriamaniny? Aiza ny andriamanitr' i Emata sy Arfada? Aiza ny andriamanitr' i Sefarvaima sy Anah ary Avah? Moa nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tànako va ireny? Où sont les dieux de Hamat et d' Arpad, où sont les dieux de Sepharvayim, de Héna et de Ivva, où sont les dieux du pays de Samarie? Ont-ils délivré Samarie de ma main?
...............
2Mp 19.13 Where is the king of Hamath, and the king of Arpad, and the king of the city of Sepharvaim, of Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ny mpanjakan' ny tanàna Serfavaima, Anah ary Avah? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna et de Ivva?"
...............
2Mp 23.33 And Pharaohnechoh put him in bands at Riblah in the land of Hamath, that he might not reign in Jerusalem; and put the land to a tribute of an hundred talents of silver, and a talent of gold. Ary nafatotr' i Farao-neko tao Ribla any amin' ny tany Hamata izy, mba tsy hanjakany any Jerosalema, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Nogadran' i Faraona Nekao tany Reblà amin' ny tany Emata izy, mba tsy hanjakany any Jerosalema intsony, ary nampandoaviny hetra talenta volafotsy zato, sy talenta volamena iray ny tany. Le Pharaon Neko le mit aux chaînes à Ribla, dans le territoire de Hamat, pour qu' il ne règne plus à Jérusalem, et il imposa au pays une contribution de cent talents d' argent et de talents d' or.
...............
2Mp 25.21 And the king of Babylon smote them, and slew them at Riblah in the land of Hamath. So Judah was carried away out of their land. Dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata ireo. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin' ny taniny. Ka novonoin' ny mpanjakan' i Babilona nataony maty tany Rebla any amin' ny tany Emata Toy izany no nitondrana an' i Joda ho babo lavitry ny taniny. et le roi de Babylone les fit mettre à mort à Ribla, au pays de Hamat. Ainsi Juda fut déporté loin de sa terre.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.55 And the families of the scribes which dwelt at Jabez; the Tirathites, the Shimeathites, and Suchathites. These are the Kenites that came of Hemath, the father of the house of Rechab. ary ny fokon' ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin' i Hamata, rain' ny taranak' i Rekaba. mbamin' ny fokon' ny mpanoratra monina any Jabesa, dia ny Tiratiana, ny Skomatiana, ary ny Sokatiana. Ireo no Kineana avy amin' i Hamata, rain' ny fianakavian' i Rekaba. les clans Sophrites habitant Yabèç, les Tiréatites, les Shiméatites, les Sukatites. Ce sont les Qénites qui viennent de Hammat, père de la maison de Rékab.
...............
1Tt / 1Tan 13.5 So David gathered all Israel together, from Shihor of Egypt even unto the entering of Hemath, to bring the ark of God from Kirjathjearim. Dia novorin' i Davida ny Isiraely rehetra hatrany Sihora any Egypta ka hatrany akaikin' i Hamata haka ny fiaran' Andriamanitra avy any Kiriata-jearima. Koa novorin' i Davida Israely rehetra, hatramin' ny Sihora any Ejipta, ka hatrany amin' ny hadilàlan' i Emata, haka ny fiaran' Andriamanitra avy any Kariatiarima. David rassembla tout Israël, depuis le Shihor d'Égypte jusqu'à l' Entrée de Hamat, pour ramener de Qiryat-Yéarim l' arche de Dieu.
...............
1Tt / 1Tan 18.3 And David smote Hadarezer king of Zobah unto Hamath, as he went to stablish his dominion by the river Euphrates. Dia resin' i Davida koa Hadarezera, mpanjakan' i Zoba akaikin' i Hamata, tamin' izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron' ny ony Eofrata. Resin' i Davida koa Adarezera mpanjakan' i Sobà eny akaikin' i Hamata, tamin' izy teny an-dàlana nandeha hampiorina ny fanjakany amin' ny ony Eofrata. David battit Hadadézer, roi de Çoba, à Hamat, alors qu' il allait établir son pouvoir sur le fleuve de l' Euphrate.
...............
1Tt / 1Tan 18.9 Now when Tou king of Hamath heard how David had smitten all the host of Hadarezer king of Zobah; Ary nony ren' i Toy, mpanjakan' i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an' i Hadarezera, mpanjakan' i Zoba, Nony ren' i Taohò, mpanjakan' i Hamata, fa hoe: resin' i Davida avokoa ny miaramilan' i Adarezera, mpanjakan' i Sobà, Lorsque Tôou, roi de Hamat, apprit que David avait défait toute l' armée de Hadadézer, roi de Çoba,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 7.8 Also at the same time Solomon kept the feast seven days, and all Israel with him, a very great congregation, from the entering in of Hamath unto the river of Egypt. Ary tamin' izany andro izany Solomona ny Isiraely rehetra izay teo aminy, dia nangonana lehibe hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana. Hafitoana no nankalazan' i Salomona ny fety tamin' izany, dia izy mbamin' Israely rehetra, vahoaka zavon-tany hatrany amin' ny hadilàlan' i Emata ka hatrany amin' ny ranon-driakan' i Ejipta. En ce temps-là, Salomon célébra la fête pendant sept jours et tous les Israélites avec lui, un très grand rassemblement depuis l' Entrée de Hamat jusqu' au Torrent d'Égypte.
...............
2Tt / 2Tan 8.4 And he built Tadmor in the wilderness, and all the store cities, which he built in Hamath. Ary nanorina an' i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy. Dia nanorina an' i Tadmora tany an' efitra izy, mbamin' ireo tanàna fitehirizana rehetra any amin' ny faritanin' i Emata. il restaura Tadmor dans le désert et toutes les villes-entrepôts qu' il avait édifiées dans le pays de Hamat.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 10.9 Is not Calno as Carchemish? is not Hamath as Arpad? is not Samaria as Damascus? Tsy tahaka an' i Karkemisy va Kalno? Tsy tahaka an' i Arpada va Hamata? Ary tsy tahaka an' i Damaskosy va Samaria ? Tsy toa an' i Karkemisa va no nahazo an' i Kalnao, tsy toa an' i Arfada va no nahazo an' i Hamata? ary tsy toa an' i Damasa va no nahazo an' i Samaria? N' est-ce pas que Kalno vaut bien Karkémish, que Hamat vaut bien Arpad, et Samarie Damas ?
...............
Isa / Iz 11.11 And it shall come to pass in that day, that the Lord shall set his hand again the second time to recover the remnant of his people, which shall be left, from Assyria, and from Egypt, and from Pathros, and from Cush, and from Elam, and from Shinar, and from Hamath, and from the islands of the sea. Ary amin' izany andro izany ny Tompo dia mbola haninjitra ny tànany fanindroany hanavotra ny olony, izay mbola sisa, avy any Syria sy Egypta sy Patrosa sy Etiopia sy Elama sy Sinara sy Hamata Ary ny avy any amin' ny moron-dranomasina. Ary izao no hitranga amin' izany andro izany: Ny Tompo haninjitra ny tànany fanindroany, hanavotra ny sisa amin' ny vahoakany, izay sisa mbola ho hita any Asiria sy Ejipta, sy Patraosy, Etiopia, Elama, Senaara, Hamata sy ireo nosy amin' ny ranomasina. Ce jour-là, le Seigneur étendra la main une seconde fois, pour racheter le reste de son peuple, ce qui restera à Assur et en Égypte, à Patros, à Kush et en Élam, à Shinéar, à Hamat et dans les îles de la mer.
...............
Isa / Iz 36.19 Where are the gods of Hamath and Arphad? where are the gods of Sepharvaim? and have they delivered Samaria out of my hand? Aiza moa ny andriamanitr' i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr' i Sefarvaima? Nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tanako va ireo andriamaniny? Aiza ny andriamanitr' i Emata sy Arfada? Aiza ny andriamanitr' i Sefarvaima? Moa nanafaka an' i Samaria tamin' ny tànako va ireny? Où sont les dieux de Hamat et d' Arpad, où sont les dieux de Sepharvayim, où sont les dieux du pays de Samarie ? Ont-ils délivré Samarie de ma main ?
...............
Isa / Iz 37.13 Where is the king of Hamath, and the king of Arphad, and the king of the city of Sepharvaim, Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada sy ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima, ny an' i Anà, ny an' i Avà? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna, de Ivva ? "

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 39.5 But the Chaldeans' army pursued after them, and overtook Zedekiah in the plains of Jericho: and when they had taken him, they brought him up to Nebuchadnezzar king of Babylon to Riblah in the land of Hamath, where he gave judgment upon him. Fa ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika azy ka nahatratra an' i Zedekia teny amin' ny tani-hay any Jeriko; ary nony azony izy, dia nentiny niakatra ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tao Ribla tao amin' ny tany Hamata; ka dia notsarainy tao izy. Nenjehin' ny tafiky ny Kaldeana anefa izy ireo, ary tratrany teo amin' ny tany lemak' i Jerikao Sedesiasa. Dia noraisin' izy ireo izy ka nentiny niakatra ho any amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, tao Rebla, amin' ny tanin' i Emata, ka namoaka teny fitsarana momba azy izy. Mais les troupes chaldéennes les poursuivirent et atteignirent Sédécias dans les plaines de Jéricho. L' ayant fait prisonnier, on l' emmena à Ribla, au pays de Hamat, auprès de Nabuchodonosor, roi de Babylone, qui le fit passer en jugement.
...............
Jer / Jr 49.23 Concerning Damascus. Hamath is confounded, and Arpad: for they have heard evil tidings: they are fainthearted; there is sorrow on the sea; it cannot be quiet. Ny amin' i Damaskosy. Very hevitra Hamata sy Arpada, fa nandre filazan-doza izy ka kivy; Misamboaravoara ny ranomasina ka tsy mety tafatoetra. Teny mamely an' i Damasa. Very hevitra Hamata sy Arfada, fa nandre filazan-doza izy, ka nivarahontsan' ny tahotra, mova tsy ny ranomasina misamboaravoara tsy mety mitony. A Damas. Hamat et Arpad sont honteuses car elles ont reçu une mauvaise nouvelle. Elles sont soulevées par l' inquiétude comme la mer qui ne peut se calmer.
...............
Jer / Jr 52.9 Then they took the king, and carried him up unto the king of Babylon to Riblah in the land of Hamath; where he gave judgment upon him. Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentiny niakatra ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata, ka dia notsaraina tao izy. Nosamboriny ny mpanjaka, dia nentina niakatra any amin' ny mpanjakan' i Babilona, tao Rebla, amin' ny tanin' i Hemata, dia namoaka teny fitsarana momba azy izy. On fit prisonnier le roi qu' on emmena à Ribla, au pays de Hamat, auprès du roi de Babylone qui le fit passer en jugement.
...............
Jer / Jr 52.27 And the king of Babylon smote them, and put them to death in Riblah in the land of Hamath. Thus Judah was carried away captive out of his own land. Dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata ireo. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin' ny taniny. Novonoin' ny mpanjakan' i Babilona ireo, sy nataony maty tao Rebla, amin' ny tanin' ny Emata. Toy izany no nitondrana an' i Jodà ho babo, lavitry ny taniny. et le roi de Babylone les fit mettre à mort à Ribla, au pays de Hamat. Ainsi Juda fut-il déporté loin de sa terre.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 47.16 Hamath, Berothah, Sibraim, which is between the border of Damascus and the border of Hamath; Hazarhatticon, which is by the coast of Hauran. dia Hamata, Berota, Sibraima, izay eo anelanelan' ny faritanin' i Damaskosy sy ny fari-tanin' i Hamata, Hazara afovoany, izay eo an-tsisin' i Haorana. Ny tany Hamata, Berotha, ary Sabarima, anelanelan' ny faritanin' i Damasa sy ny faritanin' i Hamata; Hatzera-Tikona, eo amin' ny faritanin' ny Haorana. Bérota, Sibrayim qui est entre le territoire de Damas et celui de Hamat, Haçer-ha-Tikôn vers le territoire du Haurân;
Eze / Ez 47.17 And the border from the sea shall be Hazarenan, the border of Damascus, and the north northward, and the border of Hamath. And this is the north side. Ary ny fari-taniny dia hatramin' ny ranomasina, dia Hazar-enana, fari-tanin' i Damaskosy, ary amin' ny avaratra dia Hamata no fari-taniny. Izany no lafiny avaratra. Ka izao no faritany hatramin' ny ranomasina: Hatzera-Enona, ny sisin-tanin' i Damasa, ary avy eo mandroso mianavaratra hatrany amin' ny sisin-tanin' i Hamata. Izany no lafiny avaratra. la frontière s'étendra depuis la mer jusqu'à Haçar-Énân, ayant au nord le territoire de Damas et le territoire de Hamat. C' est la limite septentrionale.
...............
Eze / Ez 47.20 The west side also shall be the great sea from the border, till a man come over against Hamath. This is the west side. Ny lafiny andrefana koa dia ny Ranomasina Lehibe hatramin' ny faritany ka hatrany akaikin' i Hamata. Izany no lafiny andrefana. Ny lafiny andrefana dia ho ny ranomasina lehibe hatramin' io sisin-tany io, ka hatramin' ny hadilan-tanin' i Hamata. Izany no lafiny atsimo. Et du côté de l' ouest : la Grande mer servira de frontière jusqu' en face de l' Entrée de Hamat. C' est la limite occidentale.
Eze / Ez 48.1 Now these are the names of the tribes. From the north end to the coast of the way of Hethlon, as one goeth to Hamath, Hazarenan, the border of Damascus northward, to the coast of Hamath; for these are his sides east and west; a portion for Dan. Ary izao no anaran' ny firenena: Hatramin' ny farany avaratra any amoron-dranomasina amin' ny lalana mankany Hetlona any akaikin' i Hamata sy Hazar-enana, fari-tanin' i Damaskosy eo avaratra, any anilan' i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana; anjara iray ho an' i Dana. Izao no anaran' ny foko: Hatramin' ny tendrony avaratra manaraka ny làlan' i Hethalona ho any Hamata, Hatzera-Enona, ny sisin-tanin' i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan' i Hamata, izao avy no ho an' ny isam-poko: hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an' i Dana. Voici les noms des tribus. A l' extrême nord, dans la direction de Hètlôn, vers l' Entrée de Hamat et Haçar-Enân, le territoire de Damas étant au nord, le long de Hamat, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Dan, un lot.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 6.2 Pass ye unto Calneh, and see; and from thence go ye to Hamath the great: then go down to Gath of the Philistines: be they better than these kingdoms? or their border greater than your border? Mankanesa any Kalne ianareo, ka mijere, dia mandrosoa ihany ho any Hamata lehibe; Ary midina ho any Gatan' ny Filistina; Tsara noho ireo fanjakana ireo va izy? Sa lehibe noho ny tanin' ireo va ny taninareo? Miampità ho any Kalne hianareo ka zahao; avy ao dia mankanesa any Hamata ilay lehibe: midìna koa ho any Geta ao amin' ny Filistina: moa miadana noho ireto fanjakana ireto va ireo tanàna ireo, ary lehibe noho ny anareo va ny tanin' izy ireo? Passez à Kalné et voyez, de là, allez à Hamat la grande, puis descendez à Gat des Philistins : valent-elles mieux que ces royaumes-ci ? leur territoire est-il plus grand que le vôtre ?
...............
Amo / Am 6.14 But, behold, I will raise up against you a nation, O house of Israel, saith the Lord the God of hosts; and they shall afflict you from the entering in of Hemath unto the river of the wilderness. Fa, indro, hanangana firenena hamely anareo Aho, ry taranak' Isiraely, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro, dia hampahory anareo hatrany akaikin' i Hamata izy ka hatramin' ny lohasahan-driaka any amin' ny tani-hay. Fa indro hanangana hamely anareo aho, ry taranak' Israely, - teny marin' ny Tompo, Andriamanitry ny tafika - hanangana firenena anankiray hampahory anareo, hatrany amin' ny hadilalan' i Hamata ka hatrany amin' ny lohasan-driaky ny efitra. Or voici que je suscite contre vous, maison d' Israël - oracle de Yahvé, Dieu Sabaot - une nation qui vous opprimera depuis l' Entrée de Hamat jusqu' au torrent de la Araba.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 9.2 And Hamath also shall border thereby; Tyrus, and Zidon, though it be very wise. Sy Hamata koa, izay mifanolotra aminy, Ary Tyro sy Sidona koa, satria hendry izy. ary koa ao Hamata, mifanolotra amin' i Damasa, sy ao Tira mbamin' i Sidona, satria be fahendrena izy. Hamat aussi, qui en est la frontière, Tyr et Sidon, dont la sagesse est grande.