Chapitres et versets citant Akimaasy

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.50 And the name of Saul' s wife was Ahinoam, the daughter of Ahimaaz: and the name of the captain of his host was Abner, the son of Ner, Saul' s uncle. Ary ny anaran' ny vadin' i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin' i Ahimaza: ary ny anaran' ny komandin' ny miaramilany dia Abnera, zanak' i Nera, rahalahin-drain' i Saoly. Ny anaran' ny vadin' i Saola kosa dia Akinoama, zanakavavin' i Akimaasy. Ny anaran' ny lehiben' ny foloalindahy dia Abnera zanak' i Nera, rahalahin-drain' i Saola. La femme de Saül se nommait Ahinoam, fille d' Ahimaaç. Le chef de son armée se nommait Abner, fils de Ner, l' oncle de Saül :

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 15.27 The king said also unto Zadok the priest, Art not thou a seer? return into the city in peace, and your two sons with you, Ahimaaz thy son, and Jonathan the son of Abiathar. Ary hoy koa ny mpanjaka tamin' i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin' ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak' i Abiatara. Izao koa no nolazain' ny mpanjaka tamin' i Sadaoka mpisorona: Ary hianao, ry mpahita, miverena ao an-tanàna amim-piadanana, miaraka amin' i Akimaasa zanakao sy Jonatasy zanak' i Abiatara, izy roalahy zanakareo miaraka aminareo. Le roi dit au prêtre Sadoq : " Voyez, toi et Ébyatar, retournez en paix à la ville, et vos deux fils avec vous, Ahimaaç ton fils et Yehonatân le fils d'Ébyatar.
...............
2Sm / 2Sam 15.36 Behold, they have there with them their two sons, Ahimaaz Zadok' s son, and Jonathan Abiathar' s son; and by them ye shall send unto me every thing that ye can hear. Indreo, any aminy ny zanany roa lahy, dia Ahimaza, zanak' i Zadoka, sy Jonatana, zanak' i Abiatara; ary izy no hampitondrainareo izay rehetra renareo ho atý amiko. Ary ao amin' izy ireo ny zanany roa lahy dia Akimaasa zank' i Sadaoka sy Jonatasy zanak' i Abiatara, ka ireo no hampandrenesanareo ahy izay rehetra ho renareo. Il y a avec eux leurs deux fils, Ahimaaç pour Sadoq, et Yehonatân pour Ébyatar : vous me communiquerez par leur intermédiaire tout ce que vous aurez appris. "
...............
2Sm / 2Sam 17.17 Now Jonathan and Ahimaaz stayed by Enrogel; for they might not be seen to come into the city: and a wench went and told them; and they went and told king David. Ary Jonatana sy Ahimaza nitoetra tao En-rogela; fa tsy sahy niseho tao an-tanàna izy; ary nisy ankizivavy anankiray nivoivoy nanambara taminy; dia lasa nandeha nanambara tany amin' i Davida mpanjaka kosa izy roa lahy. Nitoetra tao En-Rogela Jonatasy sy Akimaasa fa ny ankizivavy no nivoivoy nilaza tamin' izy ireo, ary izy ireo kosa no nandeha nanambara izany tamin' i Davida mpanjaka. Yehonatân et Ahimaaç étaient postés à la source du Foulon : une servante viendrait les avertir et eux-mêmes iraient avertir le roi David, car ils ne pouvaient pas se découvrir en entrant dans la ville.
...............
2Sm / 2Sam 17.20 And when Absalom' s servants came to the woman to the house, they said, Where is Ahimaaz and Jonathan? And the woman said unto them, They be gone over the brook of water. And when they had sought and could not find them, they returned to Jerusalem. Ary nony tonga tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma, dia nanao hoe: Aiza Ahimaza sy Jonatana teto? Fa hoy ravehivavy taminy: Tafita ny renirano kely izy izay. Ary nony efa nitady azy ireo ka tsy nahita, dia niverina nankany Jerosalema. Niditra tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma ka hoy izy hoe: Aiza Akimaasa sy Jonatasy? Fa hoy ravehivavy namaly azy: Tafita ny renirano kely izy izay. Dia nitady izy ireo, ka nony tsy nahita dia niverina nankany Jerosalema. Les serviteurs d' Absalom entrèrent chez cette femme dans la maison et demandèrent : " Où sont Ahimaaç et Yehonatân ? ", et la femme leur répondit : " Ils ont passé outre allant d' ici vers l' eau. " Ils cherchèrent et, ne trouvant rien, revinrent à Jérusalem.
...............
2Sm / 2Sam 18.19 Then said Ahimaaz the son of Zadok, Let me now run, and bear the king tidings, how that the Lord hath avenged him of his enemies. Dia hoy Ahimaza, zanak' i Zadoka: Aoka aho hihazakazaka hitondra teny mahafaly ho any amin' ny mpanjaka ny amin' ny nanomezan' i Jehovah azy ny rariny ka nahafahany tamin' ny fahavalony. Ary hoy Akimaasa, zanak' i Sadaoka: Avelao kely aho hihazakazaka, hitondra ny vaovao any amin' ny mpanjaka, fa nomen' ny Tompo ny rariny izy, noafahany tamin' ny tànan' ny fahavalony. Ahimaaç, fils de Sadoq, dit : " Je vais courir et annoncer au roi cette bonne nouvelle, que Yahvé lui a rendu justice en le délivrant de ses ennemis. "
...............
2Sm / 2Sam 18.22 Then said Ahimaaz the son of Zadok yet again to Joab, But howsoever, let me, I pray thee, also run after Cushi. And Joab said, Wherefore wilt thou run, my son, seeing that thou hast no tidings ready? Fa Ahimaza, zanak' i Zadoka, dia mbola niteny tamin' i Joaba ihany nanao hoe: Ka nahoana aza, aoka ihany aho mba hiezaka koa hanaraka ilay Kosita. Fa hoy Joaba: Ahoana no hiezahanao, anaka; fa na dia mandeha aza ianao, tsy hisy teny mahafaly hahazoanao fitia tsinona? Mbola niteny tamin' i Joaba anefa Akimaasa, zanak' i Sadaoka, nanao hoe: Na ho inona na ho inona, avelao ihany aho mba hihazakazaka hanaraka ilay Kosita! Fa hoy Joaba: Ahoana hianao no te-hihazakazaka, anaka? Tsy hahita soa amin' ny fitondrana izany vaovao izany anie hianao! Ahimaaç, fils de Sadoq, insista encore et dit à Joab : " Advienne que pourra, je veux courir moi aussi derrière le Kushite. " Joab dit : " Pourquoi courrais-tu, mon fils, tu n' en tireras aucune récompense. "
2Sm / 2Sam 18.23 But howsoever, said he, let me run. And he said unto him, Run. Then Ahimaaz ran by the way of the plain, and overran Cushi. Ka nahoana aza, hoy izy: Aoka ihany aho hiezaka. Dia hoy Joaba taminy: Miezaha ary. Ary dia niezaka tamin' ny lalana eny amin' ny lemaka Ahimaza ka nihoatra an' ilay Kosita. Fa hoy ny navalin' i Akimaasa: Na inona na inona hitranga dia hihazakazaka ihany aho. Ka hoy Joaba taminy: Mihazakazaha àry. Dia nihazakazaka nihazo ny làlana amin' ny tany lemaka Akimaasa, ka tafahoatra an' ilay Kosita. Il reprit : " Advienne que pourra, je courrai! " Joab lui dit : " Cours donc. " Et Ahimaaç partit en courant par le chemin de la Plaine et il dépassa le Kushite.
...............
2Sm / 2Sam 18.27 And the watchman said, Me thinketh the running of the foremost is like the running of Ahimaaz the son of Zadok. And the king said, He is a good man, and cometh with good tidings. Ary hoy ny mpitily: Raha toa ahy, dia tahaka ny fihazakazak' i Ahimaza, zanak' i Zadoka, no fihazakazak' iny aloha. Ary hoy ny mpanjaka: Lehilahy tsara fanahy iny, ka hitondra teny soa mahafaly no ihaviany. Ary hoy ny mpitily: Hitako fa fihazakazak' i Akimaasa zanak' i Sadaoka no fihazakazak' ity voalohany. Ka hoy ny mpanjaka: Lehilahy tsara fanahy iny, ka vaovao tsara no ihaviany. Le guetteur dit : " Je reconnais la façon de courir du premier, c' est la façon de courir d' Ahimaaç, fils de Sadoq. " Le roi dit : " C' est un homme de bien, il vient pour une bonne nouvelle. "
2Sm / 2Sam 18.28 And Ahimaaz called, and said unto the king, All is well. And he fell down to the earth upon his face before the king, and said, Blessed be the Lord thy God, which hath delivered up the men that lifted up their hand against my lord the king. Ary Ahimaza niantso ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Fiadanana! sady niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah Andriamanitrao, Izay efa nanolotra ny olona nanainga tanana hikomy amin' ny mpanjaka tompoko. Niantso mafy Akimaasa ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Fandresena! Izay vao niankohoka tamin' ny tany, teo anatrehan' ny mpanjaka izy, nanao hoe: Hankalazaina anie Iaveh Andriamanitrao, fa efa nafoiny ny olona nanainga tànana hikomy amin' ny mpanjaka tompoko. Ahimaaç s' approcha du roi et dit : " Salut! " Il se prosterna face contre terre devant le roi et poursuivit : " Béni soit Yahvé ton Dieu qui a livré les hommes qui avaient levé la main contre Monseigneur le roi! "
2Sm / 2Sam 18.29 And the king said, Is the young man Absalom safe? And Ahimaaz answered, When Joab sent the king' s servant, and me thy servant, I saw a great tumult, but I knew not what it was. Dia hoy ny mpanjaka: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy Ahimaza: Tamin' ny nanirahan' i Joaba ny mpanompon' ny mpanjaka sy izaho mpanomponao koa dia nandre tabataba be aho, nefa tsy fantatro izay antony. Dia hoy ny mpanjaka: Mba tsara tsy misy maninona va ny amin' ny zatovo, Absaloma? Ka hoy ny navalin' i Akimaasa: Nahatazana vahoaka nitangorona aho, tamin' ny nanirahan' i Joaba ny mpanompon' ny mpanjaka sy izaho mpanomponao koa, kanefa tsy mahalala aho na inona na inona izany. Le roi demanda : " En va-t-il bien pour le jeune Absalom ? " Et Ahimaaç répondit : " J' ai vu un grand tumulte au moment où Joab, serviteur du roi, envoyait ton serviteur, mais je ne sais pas ce que c'était. "

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.15 Ahimaaz was in Naphtali; he also took Basmath the daughter of Solomon to wife: Ahimaza tany Naftaly; izy kosa nanambady an' i Basemata, zanakavavin' i Solomona; Akimaasa tao Neftalì. Izy koa naka ho vady ny zanakavavin' i Salomona anankiray dia Basemeta; Ahimaaç, en Nephtali ; lui aussi épousa une fille de Salomon, Basmat.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.34 ary Ahitoba niteraka an' i Zadoka; ary Zadoka niteraka an' i Ahimaza; Akitoba niteraka an' i Sadaoka, Sadaoka niteraka an' i Akimaasa, Ahitub engendra Sadoq, Sadoq engendra Ahimaaç,
1Tt / 1Tan 5.35 ary Ahimaza niteraka an' i Azaria; ary Azaria niteraka an' i Johanana; Akimaasa niteraka an' i Azariasa, Azariasa niteraka an' i Johanàna, Ahimaaç engendra Azarya. Azarya engendra Yohanân.
...............
1Tt / 1Tan 6.38 The son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, the son of Israel. Zadoka no zanakalahin' i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin' i Zadoka. Akitoba zanany, Sadaoka zanany, Akimaasa zanany. Sadoq son fils, Ahimaaç son fils.