Chapitres et versets citant Arkita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.17 And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita ny Heveana, ny Araseana, ny Sineana, le Hivvite, l' Arqite, le Sinite,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 16.2 And goeth out from Bethel to Luz, and passeth along unto the borders of Archi to Ataroth, dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin' ny fari-tanin' ny Arkita hatrany Atarota, Avy ao Betela ny faritry ny tany nihatra tamin' i Lozy, ary nihazo tamin' ny faritry ny tanin' ny Arkeana ao Atarota, puis il partait de Béthel vers Luz et passait vers la frontière des Arkites à Atarot;

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 15.30 And it came to pass, that when David was come to the top of the mount, where he worshipped God, behold, Hushai the Archite came to meet him with his coat rent, and earth upon his head: Ary nony tonga teo an-tampon' ny tendrombohitra Davida, dia teo amin' izay fivavahan' ny olona tamin' Andriamanitra, indro, avy hitsena azy Hosay Arkita, voatriatra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany; Nony tonga tao an-tampony Davida teo amin' izay ivavahan' ny olona amin' Andriamanitra dia inty Kosaia, ilay Arakita, tonga teo anatrehany, ka ny akanjony rovitra, ny lohany mihosom-bovoka. Comme David arrivait au sommet, là où l' on adore Dieu, il vit venir à sa rencontre Hushaï l' Arkite, le familier de David, avec la tunique déchirée et de la terre sur la tête.
...............
2Sm / 2Sam 16.16 And it came to pass, when Hushai the Archite, David' s friend, was come unto Absalom, that Hushai said unto Absalom, God save the king, God save the king. Ary Hosay Arkita, sakaizan' i Davida, dia tonga tao amin' i Absaloma ka nanao taminy hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! ho ela velona anie ny mpanjaka! Nony tonga nanatona an' i Absaloma Kosaia, ilay Arakita, dia hoy Kosaia tamin' i Absaloma nanao hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Lorsque Hushaï l' Arkite, familier de David, arriva auprès d' Absalom, Hushaï dit à Absalom : " Vive le roi! Vive le roi! "
...............
2Sm / 2Sam 17.5 Then said Absalom, Call now Hushai the Archite also, and let us hear likewise what he saith. Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny. Nefa hoy Absaloma: Mba antsoy ihany koa Kosaia, Arakita, mba handrenesantsika izay ao am-bavany koa. Cependant Absalom dit : " Appelez encore Hushaï l' Arkite, que nous entendions ce qu' il a à dire lui aussi "
...............
2Sm / 2Sam 17.14 And Absalom and all the men of Israel said, The counsel of Hushai the Archite is better than the counsel of Ahithophel. For the Lord had appointed to defeat the good counsel of Ahithophel, to the intent that the Lord might bring evil upon Absalom. Ary hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely: Tsara noho ny hevitra nataon' i Ahitofela ny nataon' i Hosay Arkita. Fa efa notendren' i Jehovah ho foana ny sain-dalina nataon' i Ahitofela, hampidiran' i Jehovah loza amin' i Absaloma. Dia hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' Israely: Aleo ny hevitr' i Kosaia Arakita toy izay ny hevitr' i Akitofela. Fa efa notapahin' ny Tompo ny mampanjary ho tsinontsinona ny hevitra tsara nomen' i Akitofela, mba hampidiran' ny Tompo loza amin' i Absaloma. Absalom et tous les gens d' Israël dirent : " Le conseil de Hushaï l' Arkite est meilleur que celui d' Ahitophel. " Yahvé avait décidé de faire échouer le plan habile d' Ahitophel, afin d' amener le malheur sur Absalom.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.15 And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita ny Heveana, ny Arakeana, ny Sineana, le Hivvite, l' Arqite, le Sinite,
...............
1Tt / 1Tan 27.33 And Ahithophel was the king' s counsellor: and Hushai the Archite was the king' s companion: ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan' ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an' i Ahitofela dia Joiada, zanak' i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin' ny miaramilan' ny mpanjaka dia Joaba. Akitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka, ary Kosaì, Arkeana, dia sakaizan' ny mpanjaka; Ahitophel était conseiller du roi. Hushaï l' Arkite était ami du roi.