Chapitres et versets citant Estaola

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.33 And in the valley, Eshtaol, and Zoreah, and Ashnah, Ary teo amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna Ny tao amin' ny Seeflà dia: Estaola, Sarea, Asena, Dans le Bas-Pays : Eshtaol, Çoréa, Ashna,
...............
Jos 19.41 And the coast of their inheritance was Zorah, and Eshtaol, and Irshemesh, Ary ny fari-tanin' ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy Izao no tao anatin' ny faritry ny lovany: Saraà, Estaola, Hira-Semesy, Le territoire de leur héritage comprenait : Çoréa, Eshtaol, Ir-Shémesh,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 13.25 And the Spirit of the Lord began to move him at times in the camp of Dan between Zorah and Eshtaol. Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin' i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan' i Zora sy Estaola. Dia nanomboka nitaona azy ho any Makaneha-Dana anelanelan' i Saraà sy Estaola ny fanahin' ny Tompo. et l' esprit de Yahvé commença à l' agiter au Camp de Dan, entre Çoréa et Eshtaol.
...............
Mts / Mpits 16.31 Then his brethren and all the house of his father came down, and took him, and brought him up, and buried him between Zorah and Eshtaol in the buryingplace of Manoah his father. And he judged Israel twenty years. Ary nidina ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy rehetra, dia naka ny fatiny ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan' i Zora sy Estaola tao amin' ny fasan' i Manoa rainy. Ary izy efa nitsara ny Isiraely roa-polo taona. Dia nidina ny rahalahiny mbamin' ny mpanakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan' i Saraà sy Estaola, amin' ny fasan' i Manoe rainy. Roapolo taona no nitsarany an' Israely. Ses frères et toute la maison de son père descendirent et l' emportèrent. Ils remontèrent et l' ensevelirent entre Çoréa et Eshtaol dans le tombeau de Manoah son père. Il avait jugé Israël pendant vingt ans.
...............
Mts / Mpits 18.2 And the children of Dan sent of their family five men from their coasts, men of valour, from Zorah, and from Eshtaol, to spy out the land, and to search it; and they said unto them, Go, search the land: who when they came to mount Ephraim, to the house of Micah, they lodged there. Ary ny taranak' i Dana naniraka dimy lahy nofantenany avy amin' ny fokony rehetra, dia lehilahy mahery, avy tany Zora sy Estaola, mba hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany; ary hoy izy taminy: Mandehana izahao ny toetry ny tany. Ary tonga tany amin' ny tany havoan' i Efraima tao an-tranon' i Mika izy, dia nandry tao. Nalain' ny zanak' i Dana tao amin' izy rehetra ireo ny dimy lahy, lehilahy mahery iray fianakaviana aminy, ka nalefany avy any Saraà sy Estaola hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany. Ka hoy izy tamin' izy ireo: Mandehana zahao ny toetry ny tany. Dia tonga tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy sy tao amin' ny tranon' i Mikasy, ka nandry tao. Les Danites envoyèrent de leur clan cinq hommes vaillants de Çoréa et d' Eshtaol pour reconnaître le pays et l' explorer. Ils leur dirent : " Allez explorer le pays. " Les cinq hommes arrivèrent dans la montagne d'Éphraïm jusqu'à la maison de Mika et ils y passèrent la nuit.
...............
Mts / Mpits 18.8 And they came unto their brethren to Zorah and Eshtaol: and their brethren said unto them, What say ye? Dia nandeha ho any amin' ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona moa ianareo? Niverina tany amin' ny rahalahiny any Saraà sy Estaola izy ireo, dia hoy ireto rahalahiny taminy: Ahoana, hoy hianareo? Ils s' en revinrent alors vers leurs frères, à Çoréa et à Eshtaol, et ceux-ci leur demandèrent : " Que nous rapportez-vous ? "
...............
Mts / Mpits 18.11 And there went from thence of the family of the Danites, out of Zorah and out of Eshtaol, six hundred men appointed with weapons of war. Dia nisy niainga avy tamin' ny fokon' i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin' ny fiadiany. Dia nisy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an' ady avokoa, no niainga avy any Saraà sy Estaola, avy amin' ny fokon' i Dana. Ils partirent donc de là, du clan des Danites, de Çoréa et d' Eshtaol, six cents hommes équipés pour la guerre.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.53 And the families of Kirjathjearim; the Ithrites, and the Puhites, and the Shumathites, and the Mishraites; of them came the Zareathites, and the Eshtaulites, ary ny fokon' i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin' ireo no nihavian' ny Zoraita sy ny Estaolita. Ny fokon' i Kariatiarima dia: ny Jetreana, ny Afoteana, ny Semateana ary ny Masereana. Avy amin' izy ireo no nihavian' ny Sareana sy ny Estaoliana. et les clans de Qiryat-Yéarim, Yitrites, Putites, Shumatites et Misharaïtes. Les gens de Çoréa et d' Eshtaol en sont issus.