Chapitres et versets citant Tebeza

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.50 Then went Abimelech to Thebez, and encamped against Thebez, and took it. Dia nandeha Abimeleka nankany Tebeza ary nitoby tandrifin' i Tebeza ka nahafaka azy. Dia nandeha hamely an' i Tebesa Abimeleka, ka nanao fahirano an' i Tebesa sy nahafaka azy. Puis Abimélek marcha sur Tébèç, il l' assiégea et la prit.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 11.21 Who smote Abimelech the son of Jerubbesheth? did not a woman cast a piece of a millstone upon him from the wall, that he died in Thebez? why went ye nigh the wall? then say thou, Thy servant Uriah the Hittite is dead also. Fa iza no namely an' i Abimeleka, zanak' i Jerobeseta? Moa tsy vehivavy va no nanjera vato fikosoham-bary taminy avy teo amin' ny manda, ka dia maty tao Tebeza izy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo? dia ataovy hoe: Oria Hetita mpanomponao mba maty koa. Iza no namely an' i Abimeleka zanak' i Jerobaala? Moa tsy nozeran' ny vehivavy anankiray vakim-bato fitotoam-bary avy any ambony manda va izy, ka matin' izay tao Tebesa? Ahoana àry no nanakekezanareo ny manda? Dia ataovy hoe: Maty koa Oria, Heteana, mpanomponao. Qui a tué Abimélek, le fils de Yerubbaal ? N' est-ce pas une femme, qui a lancé une meule sur lui, du haut du rempart, et il est mort à Tébèç ? Pourquoi vous êtes-vous approchés du rempart ?", tu diras : Ton serviteur Urie le Hittite est mort lui aussi. "