Chapitres et versets citant Samgara

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.31 And after him was Shamgar the son of Anath, which slew of the Philistines six hundred men with an ox goad: and he also delivered Israel. Ary nanarakaraka azy Samgara, zanak' i Anata, izay namely ny Filistina enin-jato lahy tamin' ny fanindronan-omby; dia namonjy ny Isiraely koa izy. Samigara zanak' i Anata no nanarakaraka azy. Nandresy Filistina enin-jato lahy, tamin' ny fanindronan' omby izy, ka mpanafaka an' Israely koa. Après lui il y eut Shamgar, fils d' Anat. Il défit les Philistins au nombre de six cents hommes avec un aiguillon à boeufs, et lui aussi sauva Israël.
...............
Mts / Mpits 5.6 In the days of Shamgar the son of Anath, in the days of Jael, the highways were unoccupied, and the travellers walked through byways. Tamin' ny andron' i Samgara, zanak' i Anata, sy tamin' ny andron' i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan' ny mpandeha. Tamin' ny andron' i Samigara, zanak' i Anata, tamin' ny andron' i Jahela ny lalam-be tsy nodiavina, fa ny sakeli-dalana mihodivitra no nomban' ny mpandeha. Aux jours de Shamgar fils d' Anat, aux jours de Yaèl, il n' y avait plus de caravanes; ceux qui s' en allaient par les chemins prenaient des sentiers détournés.