Chapitres et versets citant Hamola

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.12 And the sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah, and Pharez, and Zarah: but Er and Onan died in the land of Canaan. And the sons of Pharez were Hezron and Hamul. Ary ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, Selà, Faresa ary Zarà; fa Hera sy Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak' i Faresa dia Hesrona sy Hamola. Les fils de Juda : Er, Onân, Shéla, Péreç et Zérah mais Er et Onân étaient morts au pays de Canaan, et les fils de Péreç, Heçrôn et Hamul.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.21 And the sons of Pharez were; of Hezron, the family of the Hezronites: of Hamul, the family of the Hamulites. Ary ny taranak' i Fareza dia izao: avy tamin' i Hezrona ny fokon' ny Hezronita; avy tamin' i Hamola ny fokon' ny Hamolita. Ny zanak' i Farezy dia izao: ny fokon' ny Hesronita avy tamin' i Hesrona; ny fokon' ny Hamolita avy tamin' i Hamola. Les fils de Pérèç furent : pour Hèçrôn, le clan Hèçronite ; pour Hamul, le clan Hamulite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.5 The sons of Pharez; Hezron, and Hamul. Ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. Zanak' i Faresa: Hesrona, sy Hamola. Fils de Pérèç : Heçrôn et Hamul.