| Entrée (1/2) | 1 sela |
| Partie du discours | 2 nom |
| Tous les mots composés | 3 12 mots contenant sela |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy |
| Explications en français |
5 [1.13] cellule |
| Exemples |
6 [1.357#] ny sela dia atokana hatao sela vaovao. |
| Vocabulaire |
7 Biologie |
| Entrée (2/2) | 8 Sela |
| Partie du discours | 9 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
10 [2.996] Salah |
| Explications en français |
11 [2.996] Shélah |
| Exemples |
12 [1.38] fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. |
| Vocabulaire |
13 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 14 sale, sale, sale |
| Citations bibliques | 15 Chapitres et versets citant Sela |
| Article |
16 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela |
| Anagrammes | 17 sale, sela |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|