Chapitres et versets citant Aseneta

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 41.45 And Pharaoh called Joseph' s name Zaphnathpaaneah; and he gave him to wife Asenath the daughter of Potipherah priest of On. And Joseph went out over all the land of Egypt. Ary nataon' i Farao hoe Zafenata-panea no anaran' i Josefa; dia nomeny azy Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, ho vadiny. Ary Josefa nandeha nitety ny tany Egypta. Nomen' i Faraona anarana hoe Tsafnata-Paneaka Josefa; ary natolony ho vadiny Aseneta zanakavavin' i Potifara, mpisorona tao Ona. Dia niainga Josefa hamangy ny tany Ejipta. Et Pharaon imposa à Joseph le nom de Çophnat-Panéah et il lui donna pour femme Asnat, fille de Poti-Phéra, prêtre d' On. Et Joseph partit pour le pays d'Égypte.
...............
Gen / Jen 41.50 And unto Joseph were born two sons before the years of famine came, which Asenath the daughter of Potipherah priest of On bare unto him. Ary nisy zazalahy roa naterak' i Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, tamin' i Josefa, raha tsy mbola tonga ny taona mosarena. Talohan' ny nahatongavan' ny taona mosarena, dia niteraka roa lahy Josefa, izay naterak' i Aseneta, zanakavavin' i Potifara mpisorona tao Ona, taminy. Avant que vînt l' année de la famine, il naquit à Joseph deux fils que lui donna Asnat, fille de Poti-Phéra, prêtre d' On.
...............
Gen / Jen 46.20 And unto Joseph in the land of Egypt were born Manasseh and Ephraim, which Asenath the daughter of Potipherah priest of On bare unto him. Ary ny zanakalahin' i Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, izay naterak' i Josefa tany amin' ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima. izay naterak' i Aseneta zanakavavin' i Potifara, mpisorona ao Ona, dia Manase sy Efraima. Joseph eut pour enfants en Égypte Manassé et Éphraïm, nés d' Asnat, fille de Poti-Phéra, prêtre d' On.