Chapitres et versets citant Tobal-Kaina

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 4.22 And Zillah, she also bare Tubalcain, an instructer of every artificer in brass and iron: and the sister of Tubalcain was Naamah. Ary Zila kosa niteraka an' i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin' i Tobala-kaina dia Nama. Selà kosa niteraka an' i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran' ny anabavin' i Tobal-Kaina dia Noema. De son côté, Çilla enfanta Tubal-Caïn : il fut l' ancêtre de tous les forgerons en cuivre et en fer; la soeur de Tubal-Caïn était Naama.