Chapitres et versets citant Peniela

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 32.30 And Jacob called the name of the place Peniel: for I have seen God face to face, and my life is preserved. Dia nanontany Jakoba ka nanao hoe: Masìna Hianao, lazao kely izay anaranao. Ary hoy Izy: Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia nitahy azy teo Izy. Ary nataon' i Jakoba hoe Fanoely ny anaran' io tany io, fa hoy izy: Efa nahita an' Andriamanitra nifanatrika aho, nefa velona ihany ny aiko. Jacob fit cette demande : Révèle-moi ton nom, je te prie, mais il répondit : Et pourquoi me demandes-tu mon nom ? et, là même, il le bénit.
Gen / Jen 32.31 And as he passed over Penuel the sun rose upon him, and he halted upon his thigh. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataon' i Jakoba hoe Peniela; fa, hoy izy, efa nahita an' Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko. Nony niala teo Fanoely izy, dia indro hitany niposaka ny masoandro; nitolitsika anefa izy tamin' ny foto-peny. Jacob donna à cet endroit le nom de Penuel, car, dit-il, j' ai vu Dieu face à face et j' ai eu la vie sauve .
Gen / Jen 32.32 Therefore the children of Israel eat not of the sinew which shrank, which is upon the hollow of the thigh, unto this day: because he touched the hollow of Jacob' s thigh in the sinew that shrank. Dia niposaka taminy ny masoandro, raha niala teo Peniela izy, ary nitolitsika izy noho ny feny. Izany no tsy ihinanan' ny Zanak' Isiraely ny ozatry ny atodiakanga mandraka androany; satria nanendry ny foto-pen' i Jakoba teo amin' ny ozatry ny atodiakanga Izy. Izany no tsy ihinanan' ny Zanak' Israely ny hozatra lehibe ao amin' ny famavàn' ny fe mandrak' androany, dia noho ny nanendren' Andriamanitra ny famavàn' ny fen' i Jakoba teo amin' ny hozatra lehibe. Au lever du soleil, il avait passé Penuel et il boitait de la hanche.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.4 And Penuel the father of Gedor, and Ezer the father of Hushah. These are the sons of Hur, the firstborn of Ephratah, the father of Bethlehem. ary Penoela, rain' i Gedora, sy Ezera, rain' i Hosa. Ireo no zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata, razamben' ny any Betlehema. Fanoela no rain' i Gedora, ary Ezera no rain' i Hosa. Ireo no zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà, rain' i Betleema. Penuel était père de Gedor, Ézer père de Husha. Tels sont les fils de Hur, premier-né d'Éphrata, père de Bethléem.