Chapitres et versets citant Dariosa

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 4.5 And hired counsellors against them, to frustrate their purpose, all the days of Cyrus king of Persia, even until the reign of Darius king of Persia. sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin' ny andro nanjakan' i Kyrosy tany Persia ka hatramin' ny nanjakan' i Dariosy, mpanjakan' i Persia. Ary azony tambim-bola hamely azy aza ny mpanolo-tsaina sasany, mba tsy hahavanona ny asany. Ary izany dia naharitra nandritra ny andron' i Sirosa, mpanjakan' i Persa, ka hatramin' ny andro nanjakan' i Dariosa, mpanjakan' i Persa. on soudoya contre eux des conseillers pour faire échouer leur plan, pendant tout le temps de Cyrus, roi de Perse, jusqu' au règne de Darius, roi de Perse.
...............
Ezr / Esd 4.24 Then ceased the work of the house of God which is at Jerusalem. So it ceased unto the second year of the reign of Darius king of Persia. Dia natsahatra tsy natao ny tranon' Andriamanitra, izay tany Jerosalema; ary mbola nitsahatra ihany izany hatramin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosy, mpanjakan' i Persia. Ka dia natsahatra ny asa amin' ny tranon' Andriamanitra tao Jerosalema; ary naato teo izy, hatramin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjakan' i Persa. C' est ainsi qu' avaient été arrêtés les travaux pour le Temple de Dieu à Jérusalem : ils demeurèrent interrompus jusqu'à la deuxième année du règne de Darius, roi de Perse.
...............
Ezr / Esd 5.5 But the eye of their God was upon the elders of the Jews, that they could not cause them to cease, till the matter came to Darius: and then they returned answer by letter concerning this matter. Nefa ny mason' Andriamaniny nitsinjo ny loholon' ny Joda, ka tsy nahasakana azy ireo, mandra-pahatongan' ny teny ho any amin' i Dariosy sy ny nahazoany ny valiny ny amin' izany raharaha izany. Nitsinjo an' ireo loholon' ny Jody anefa ny mason' Andriamanitr' izy ireo, ka tsy nasainy hitsahatra amin' ny asa izy, mandra-pahatongan' ny filazana ny raharaha tany amin' i Dariosa sy niverenan' ny taratasy momba izany. Mais les yeux de leur Dieu étaient sur les anciens des Juifs on ne les força pas à s' arrêter en attendant qu' un rapport parvînt à Darius et que fît retour un acte officiel à propos de cette affaire.
Ezr / Esd 5.6 The copy of the letter that Tatnai, governor on this side the river, and Shetharboznai and his companions the Apharsachites, which were on this side the river, sent unto Darius the king: Ny tenin' ny taratasy izay nampitondrain' i Tatenay, governoran' ny etý an-dafin' ny ony etý, sy Setara-bozenay ary ny Afarsakita namany, izay amin' ny etý an-dafin' ny ony etý; ho any amin' i Dariosy mpanjaka; Izao no kopian' ny taratasy ho an' i Dariosa mpanjaka, nalefan' i Tatanaì, governoran' ny eny an-dafin' ny ony, sy Starbozanaì, mbamin' ireo namany any Arfasàka, monina any an-dafin' ny ony. Copie de la lettre que Tattenaï, gouverneur de Transeuphratène, Shetar-Boznaï et ses collègues, les autorités en Transeuphratène, expédièrent au roi Darius.
Ezr / Esd 5.7 They sent a letter unto him, wherein was written thus; Unto Darius the king, all peace. eny, nampitondrainy ho any aminy ny taratasy izay nisy teny toy izao: Ho an' i Dariosy mpanjaka anie ny fiadanana be. Nandefa filazana taminy izy ka izao no voasoratra ao aminy: Fiadanana tanteraka anie ho an' i Dariosa mpanjaka! Ils lui adressèrent un rapport dont voici la teneur "Au roi Darius, paix entière!
Ezr / Esd 6.1 Then Darius the king made a decree, and search was made in the house of the rolls, where the treasures were laid up in Babylon. Ary tamin' izany Dariosy mpanjaka dia nandidy, ka nizahana ny trano fitehirizan-taratasy, izay nitehirizana ny rakitra tany Babylona. Dia nanome didy Dariosa mpanjaka, ka dia nokarohina tao amin' ny trano fitehirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilona. Alors, sur l' ordre du roi Darius, on fit des recherches dans les trésors où étaient déposées les archives à Babylone,
...............
Ezr / Esd 6.12 And the God that hath caused his name to dwell there destroy all kings and people, that shall put to their hand to alter and to destroy this house of God which is at Jerusalem. I Darius have made a decree; let it be done with speed. Ary Andriamanitra, Izay efa nampitoetra ny anarany teo, anie handringana ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra, izay maninjitra ny tanany handika ny didiko ka handrava izany tranon' Andriamanitra any Jerosalema izany. Izaho Dariosy no nanao ny didy; aoka hotovina marina tokoa izany. Ary ilay Andriamanitra izay mampitoetra ny anarany ao anie hanongana ny andriana amam-bahoaka izay haninji-tanana hanova izao didy izao sy handrava izany tranon' Andriamanitra any Jerosalema izany. Didy nomeko izaho Dariosa, ity; ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany. Que le Dieu qui fait résider là son Nom renverse tout roi ou peuple qui entreprendraient de passer outre en détruisant ce Temple de Dieu à Jérusalem! Moi Darius, j' ai donné cet ordre. Qu' il soit ponctuellement exécuté!"
Ezr / Esd 6.13 Then Tatnai, governor on this side the river, Shetharboznai, and their companions, according to that which Darius the king had sent, so they did speedily. Ary tamin' izany Tatenay, governora amin' ny etý an-dafin' ny ony etý, sy Setarabozenay mbamin' ny namany dia nankato marina izany teny efa nampitondrain' i Dariosy ho any aminy izany. Notanterahan' i Tatanaì, governoran' ny any an-dafin' ny ony, sy Starbozanaì, mbamin' ireo namany, an-tsakany sy an-davany, ny didy nalefan' i Dariosa mpanjaka. Alors Tattenaï, gouverneur de Transeuphratène, Shetar-Boznaï et leurs collègues exécutèrent ponctuellement les instructions envoyées par le roi Darius.
Ezr / Esd 6.14 And the elders of the Jews builded, and they prospered through the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah the son of Iddo. And they builded, and finished it, according to the commandment of the God of Israel, and according to the commandment of Cyrus, and Darius, and Artaxerxes king of Persia. Dia nanao ny trano ny loholon' ny Jiosy ka nambinina noho ny faminanian' i Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido. Ary nanao ny trano izy ka nahavita azy, araka ny didin' Andriamanitry ny Isiraely sy araka ny didin' i Kyrosy sy Dariosy ary Artaksersesy, mpanjakan' i Persia. Ka dia rafitra nanao ny trano ireo loholon' Israely, ka nandroso tsara ny asa, noho ny faminanian' i Akzea mpaminany, sy Zakaria zanak' i Adao. Nanao izy dia nahavita araka ny didin' Andriamanitr' Israely sy araka ny didin' i Sirosa, Dariosa, Artakserksesa, mpanjakan' i Persa. Quant aux anciens des Juifs, ils continuèrent à bâtir, avec succès, sous l' inspiration d' Aggée le prophète et de Zacharie, fils d' Iddo. Ils achevèrent la construction conformément à l' ordre du Dieu d' Israël et à l' ordre de Cyrus et de Darius.
Ezr / Esd 6.15 And this house was finished on the third day of the month Adar, which was in the sixth year of the reign of Darius the king. Dia vita io trano io tamin' ny andro fahatelo tamin' ny volana Adara tamin' ny taona fahenina nanjakan' i Dariosy mpanjaka. Tamin' ny andro fahatelon' ny volana Adara, taona fahaenina nanjakan' i Dariosa mpanjaka, no nahavitan' ny trano. Ce Temple fut terminé le vingt-troisième jour du mois d' Adar c'était la sixième année du règne du roi Darius.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.22 The Levites in the days of Eliashib, Joiada, and Johanan, and Jaddua, were recorded chief of the fathers: also the priests, to the reign of Darius the Persian. Tamin' ny andron' i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan' ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin' ny nanjakan' i Dariosy Persiana. Tamin' ny andron' i Eliasiba, Joiadà, Johanàna, ary Jedoà, dia voasoratra avokoa ny levita loham-pianakaviana sy ny mpisorona, tamin' ny nanjakan' i Dariosa ilay Persa. Au temps d' Elyashib, de Yoyada, de Yohanân et de Yaddua, les chefs des familles des prêtres furent enregistrés sur le livre des Chroniques jusqu' au règne de Darius le Perse.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
1M 1.1 Aleksandra, zanakalahin' i Filipo, Masedoniana, avy amin' ny tanin' i Setima, rahefa naharesy an' i Dariosa, mpanjakan' ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy, ary efa nanjaka tamin' i Gresa, aloha, Après qu' Alexandre, fils de Philippe, Macédonien sorti du pays de Chettiim, eut battu Darius, roi des Perses et des Mèdes, et fut devenu roi à sa place en commençant par l' Hellade,

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
Dan / Da 6.1 It pleased Darius to set over the kingdom an hundred and twenty princes, which should be over the whole kingdom; Ary Dariosa Mediana no nandray ny fanjakana, rehefa tokony ho roa amby enim-polo taona no andro niainany. Ary ny fanjakana noraisin' i Dariosa, ilay Meda, izay efa tokony ho roa amby enimpolo taona ny andro niainany. et Darius le Mède reçut le royaume, étant âgé déjà de 62 ans.
Dan / Da 6.2 And over these three presidents; of whom Daniel was first: that the princes might give accounts unto them, and the king should have no damage. Sitrak' i Dariosa ny hanendry solo-mpanjaka roa-polo amby zato hanapaka ny fanjakana, izay hanapaka ny fanjakana rehetra. Sitrak' i Dariosa ny hanendry solom-panjaka roapolo amby zato, hizarazarany ny fanjakana manontolo. Il plut à Darius d'établir sur son royaume 120 satrapes pour tout le royaume,
...............
Dan / Da 6.7 All the presidents of the kingdom, the governors, and the princes, the counsellors, and the captains, have consulted together to establish a royal statute, and to make a firm decree, that whosoever shall ask a petition of any God or man for thirty days, save of thee, O king, he shall be cast into the den of lions. Dia somaritaka nivory ho any amin' ny mpanjaka ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka ireo; ary izao no nataony taminy: Ry Dariosa mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao. Izay ireo mpanao raharaham-panjakana ambony sy solom-panjaka ireo, dia nirodorodo nankany amin' ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: Ry Dariosa mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie hianao. Chefs et satrapes s' en vinrent donc en nombre auprès du roi et lui parlèrent ainsi : "O roi Darius, vis à jamais!
...............
Dan / Da 6.10 Now when Daniel knew that the writing was signed, he went into his house; and his windows being open in his chamber toward Jerusalem, he kneeled upon his knees three times a day, and prayed, and gave thanks before his God, as he did aforetime. Ary noho izany dia nasian' i Dariosa mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany. Koa dia nosoratan' i Dariosa mpanjaka tokoa izany didy aman-dalàna izany. En raison de quoi, le roi Darius signa l' acte d' interdit.
...............
Dan / Da 6.26 I make a decree, That in every dominion of my kingdom men tremble and fear before the God of Daniel: for he is the living God, and stedfast for ever, and his kingdom that which shall not be destroyed, and his dominion shall be even unto the end. Tamin' izany Dariosa mpanjaka dia nanoratra ho amin' ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin' ny tany rehetra hoe: Hitombo anie ny fiadananareo. Tamin' izay Dariosa mpanjaka nanoratra ho any amin' ny foko amam-pirenena rehetra mbamin' ny samihafa fiteny, izay monina eto ambonin' ny tany nanao hoe: Hitombo fiadanana anie hianareo! Et le roi Darius écrivit à tous peuples, nations et langues qui habitent sur toute la terre : "Abondance de paix sur vous!
...............
Dan / Da 6.29 Ary nambinina io Daniely io tamin' ny nanjakan' i Dariosa sy tamin' ny nanjakan' i Syrosa, ilay Persa. Ce même Daniel fleurit sous le règne de Darius et sous le règne de Cyrus le Perse.
Dan / Da 9.1 In the first year of Darius the son of Ahasuerus, of the seed of the Medes, which was made king over the realm of the Chaldeans; Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Dariosa, zanak' i Ahasoerosy, avy amin' ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin' ny fanjakan' ny Kaldeana, Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Dariosa, zanak' i Asoerosa, taranaky ny Meda, nampanjakaina tamin' ny fanjakan' ny Kaldeana: En l' an un de Darius, de la race des Mèdes, fils d' Artaxerxès, qui régna sur le royaume de Chaldée,
Dan / Da 11.1 Also I in the first year of Darius the Mede, even I, stood to confirm and to strengthen him. Fa tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Dariosa Mediana dia nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho. Izaho koa tamin' ny taona vaolohany nanjakan' i Dariosa ilay Meda no nitsangana teo anilany hanohana sy hankahery azy. mon appui pour me prêter main-forte et me soutenir.

  Book of Haggai Hagay Akjea Livre d'Aggée
Hag 1.1 In the second year of Darius the king, in the sixth month, in the first day of the month, came the word of the Lord by Haggai the prophet unto Zerubbabel the son of Shealtiel, governor of Judah, and to Joshua the son of Josedech, the high priest, saying, Tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahenina tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany tamin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, governora tany Joda, sy tamin' i Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, nanao hoe: Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka, tamin' ny volana fahenina, andro voalohan' ny volana, no nahatongavan' ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alàlan' i Akjea, mpaminany, tamin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela, governora tany Jodà, sy tamin' i Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, nanao hoe: La deuxième année du roi Darius, le sixième mois, le premier jour du mois, la parole de Yahvé fut adressée par le ministère du prophète Aggée à Zorobabel, fils de Shéaltiel, gouverneur de Juda, et à Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, en ces termes :
...............
Hag 1.15 In the four and twentieth day of the sixth month, in the second year of Darius the king. tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahenina tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa. tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana fahenina, taona faharoa, nanjakan' i Dariosa. C'était le vingt-quatrième jour du sixième mois.
...............
Hag 2.10 In the four and twentieth day of the ninth month, in the second year of Darius, came the word of the Lord by Haggai the prophet, saying, Tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahasivy tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany nanao hoe: Tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana fahasivy, taona faharoa, nanjakan' i Dariosa, tonga ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alalan' i Akjea, mpaminany, nanao hoe: Le vingt-quatrième jour du neuvième mois, la deuxième année de Darius, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Aggée en ces termes :

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
Zak / Za 1.1 In the eighth month, in the second year of Darius, came the word of the Lord unto Zechariah, the son of Berechiah, the son of Iddo the prophet, saying, Tamin' ny volana fahavalo tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah tamin' i Zakaria mpaminany, zanak' i Berekia, zanak' Ido, nanao hoe: Tamin' ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan' i Dariosa, ny tenin' ny Tompo dia natao tamin' i Zakaria, mpaminany, zanak' i Barakia, zanak' i Adao, nanao hoe: La deuxième année de Darius, au huitième mois, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Zacharie fils de Bérékya , fils de Iddo, en ces termes :
...............
Zak / Za 1.7 Upon the four and twentieth day of the eleventh month, which is the month Sebat, in the second year of Darius, came the word of the Lord unto Zechariah, the son of Berechiah, the son of Iddo the prophet, saying, Tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahiraika ambin' ny folo (volana Sebata izany) tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa dia tonga tamin i Zakaria mpaminany, zanak' i Berekia, zanak' Ido, ny tenin' i Jehovah nanao,hoe: Tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana, izay volana Sabata, tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa, tonga tamin' i Zakaria, mpaminany, zanak' i Barakia, zank' i Adao, ny tenin' Andriamanitra, dia izao: Le vingt-quatrième jour du onzième mois le mois de Shebat , la deuxième année de Darius, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Zacharie fils de Bérékya , fils de Iddo, en ces termes.
Zak / Za 7.1 And it came to pass in the fourth year of king Darius, that the word of the Lord came unto Zechariah in the fourth day of the ninth month, even in Chisleu; Ary tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Dariosa no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah tamin' i Zakaria, tamin' ny andro fahefatra tamin' ny volana fahasivy (Kisleva izany); Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Dariosa, tonga tamin' i Zakaria ny tenin' ny Tompo, tamin' ny andro fahefatry ny volana fahasivy, volana Kasleo. La quatrième année du roi Darius, la parole de Yahvé fut adressée à Zacharie, le quatrième jour du neuvième mois, le mois de Kislev.