Chapitres et versets citant Amaleka

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.12 And Timna was concubine to Eliphaz Esau' s son; and she bare to Eliphaz Amalek: these were the sons of Adah Esau' s wife. Ary Timna no vaditsindranon' i Elifaza, zanakalahin' i Esao; ary niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin' i Ada, vadin' i Esao. Tamnà, vaditsindranon' i Elifaza, zanak' i Esao, niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza. Ireo no zanakalahin' i Adà, vadin' i Esao. Éliphaz, fils d'Ésaü, eut pour concubine Timna et elle lui enfanta Amaleq. Tels sont les fils d' Ada, la femme d'Ésaü.
...............
Gen / Jen 36.16 Duke Korah, duke Gatam, and duke Amalek: these are the dukes that came of Eliphaz in the land of Edom; these were the sons of Adah. sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Ada. Kore, loham-pirenena; Gathama, loham-pirenena; Amaleka, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Elifaza amin' i Edoma. Zanak' i Adà ireo. le chef Gatam, le chef Amaleq. Tels sont les chefs d'Éliphaz au pays d'Édom, tels sont les fils d' Ada.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 24.20 And when he looked on Amalek, he took up his parable, and said, Amalek was the first of the nations; but his latter end shall be that he perish for ever. Ary nahita ny Amalekita izy, dia nanao oha-teny hoe: Voalohany tamin' ny jentilisa Amaleka, fa ho lany ringana no hiafarany. Dia nahita an' i Amaleka Balaama ka nilaza lahateniny nanao hoe: Amaleka no voalohany amin' ny firenena, Fa ho lany ringana no hiafarany. Balaam vit Amaleq, il prononça son poème. Il dit :" Amaleq : prémices des nations ! Mais sa postérité périra pour toujours. "

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.13 And he gathered unto him the children of Ammon and Amalek, and went and smote Israel, and possessed the city of palm trees. Dia nampiangona ny taranak' i Amona sy Amaleka ho any aminy izy, ary nandeha izy ireo ka namely ny Isiraely, dia nahafaka ny tanàna be rofia. Nikambana tamin' ny taranak' i Amona sy Amaleka, Eglona, dia niainga nandeha. Nandresy an' Israely izy ka nahafaka ny tanànan-drofia. Églôn s' adjoignit les fils d' Ammon et Amaleq, marcha contre Israël, le battit et s' empara de la ville des Palmiers.
...............
Mts / Mpits 5.14 Out of Ephraim was there a root of them against Amalek; after thee, Benjamin, among thy people; out of Machir came down governors, and out of Zebulun they that handle the pen of the writer. Ny avy amin' i Efraima, izay miorina amin' i Amaleka, dia nomba anao teo amin' ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan' ny mpanao lalàna, ary avy tamin' i Zebolona ireo mitana ny tehin' ny mpifehy. Avy any amin' i Efraima ny olona izay mandatsa-paka amin' i Amaleka; nikambana tamin' ny antokonao Benjamina teo aorianao; avy any amin' i Makira nisy lehibe nidina, avy any amin' i Zabolona nisy mpitondra nitana ny tehin' ny mpanoratra. Les princes d'Éphraïm sont dans la vallée. Derrière toi Benjamin est parmi les tiens. De Makir sont descendus des chefs, de Zabulon, ceux qui portent le bâton de commandement.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.36 The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; Fils d'Éliphaz : Témân, Omar, Çephi, Gaétam, Qenaz, Timna, Amaleq.