Chapitres et versets citant Edena

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 2.8 And the Lord God planted a garden eastward in Eden; and there he put the man whom he had formed. Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny. Ary Iaveh Andriamanitra nanao saha tany Edena, tany atsinanana, ka napetrany tao ny olona izay noforoniny. Yahvé Dieu planta un jardin en Éden, à l' orient, et il y mit l' homme qu' il avait modelé.
...............
Gen / Jen 2.10 And a river went out of Eden to water the garden; and from thence it was parted, and became into four heads. Ary nisy ony nivoaka avy tao Edena handena ny saha; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra: Nisy ony anankiray nivoaka ao Edena, hanondraka ny saha, ka avy eo izy dia nisampana efatra. Un fleuve sortait d'Éden pour arroser le jardin et de là il se divisait pour former quatre bras.
...............
Gen / Jen 2.15 And the Lord God took the man, and put him into the garden of Eden to dress it and to keep it. Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin' ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy. Dia nalain' ny Tompo Andriamanitra ralehilahy, ka napetrany tao amin' ny sahan' i Edena, mba hiasa sy hiandry azy. Yahvé Dieu prit l' homme et l'établit dans le jardin d'Éden pour le cultiver et le garder.
...............
Gen / Jen 3.23 Therefore the Lord God sent him forth from the garden of Eden, to till the ground from whence he was taken. ka dia nesorin' i Jehovah Andriamanitra tamin' ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy. Dia navoakan' ny Tompo Andriamanitra hiala tao amin' ny sahan' i Edena izy, mba hiasa ny tany izay nangalana azy. Et Yahvé Dieu le renvoya du jardin d'Éden pour cultiver le sol d' où il avait été tiré.
Gen / Jen 3.24 So he drove out the man; and he placed at the east of the garden of Eden Cherubims, and a flaming sword which turned every way, to keep the way of the tree of life. Eny, noroahiny ny olona; ary nampitoeriny tany atsinanan' ny saha Edena ny Kerobima sy ny lelafon' ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin' ny hazon' aina. Ka noroahiny ny olombelona ary nametrahany ny Kerobima sy ny lelafon-tsabatra mihebiheby teo atsinanan' ny sahan' i Edena, mba hiambina ny làlana mankany amin' ny hazon' aina. Il bannit l' homme et il posta devant le jardin d'Éden les Chérubins et la flamme du glaive fulgurant pour garder le chemin de l' arbre de vie.
...............
Gen / Jen 4.16 And Cain went out from the presence of the Lord, and dwelt in the land of Nod, on the east of Eden. Ary Kaina dia niala teo anatrehan' i Jehovah ka nonina tao amin' ny tany Noda tandrifin' i Edena. Rahefa izany dia niala teo anatrehan' ny Tompo Kaina, ka nonina tany amin' ny Noda, atsinanan' i Edena. Caïn se retira de la présence de Yahvé et séjourna au pays de Nod, à l' orient d'Éden.