| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| Gen / Jen 4.1 | And Adam> knew Eve> his wife; and she conceived, and bare Cain, and said, I have gotten a man from the LORD. | Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny; dia nanan' anaka Eva ka niteraka an' i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin' i Jehovah aho. | Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an' i Kaina, sy nanao hoe: Efa nampisy olona anankiray aho tamin' ny fanampian' ny Tompo. | L' homme connut Eve>, sa femme; elle conçut et enfanta Caïn et elle dit : J' ai acquis un homme de par Yahvé>. | 
| Gen / Jen 4.2 | And she again bare his brother Abel>. And Abel> was a keeper of sheep, but Cain was a tiller of the ground. | Ary niteraka an' i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany. | Dia niteraka an' i Abela rahalahiny koa izy. Abela dia mpiandry ondry ary Kaina dia mpiasa tany. | Elle donna aussi le jour à Abel>, frère de Caïn. Or Abel> devint pasteur de petit bétail et Caïn cultivait le sol. | 
| Gen / Jen 4.3 | And in process of time it came to pass, that Cain brought of the fruit of the ground an offering unto the Lord>. | Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran' i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an' i Jehovah; | Nony afaka elaela dia nanatitra vokatry ny tany Kaina ho fanatitra ho an' ny Tompo. | Le temps passa et il advint que Caïn présenta des produits du sol en offrande à Yahvé>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.5 | But unto Cain and to his offering he had not respect. And Cain was very wroth, and his countenance fell. | fa Kaina mbamin' ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny. | fa tsy nijery an' i Kaina sy ny fanatiny. Dia tezitra mafy tamin' izany Kaina, ary kivy endrika izy. | Mais il n' agréa pas Caïn et son offrande, et Caïn en fut très irrité et eut le visage abattu. | 
| Gen / Jen 4.6 | And the Lord> said unto Cain, Why art thou wroth? and why is thy countenance fallen? | Ary hoy Jehovah tamin' i Kaina: Nahoana no tezitra ianao? Ary nahoana no manjombona ny tarehinao? | Ary hoy Iaveh tamin' i Kaina: Nahoana no tezitra hianao, ary nahoana no kivy endrika? | Yahvé> dit à Caïn : Pourquoi es-tu irrité et pourquoi ton visage est-il abattu ? | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.8 | And Cain talked with Abel> his brother: and it came to pass, when they were in the field, that Cain rose up against Abel> his brother, and slew him. | Ary Kaina niteny tamin' i Abela rahalahiny; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy, dia nitsangana Kaina nanatona an' i Abela rahalahiny, ka namono azy. | Hoy Kaina tamin' i Abela rahalahiny: Andeha isika ho any an-tsaha. Ary nony mby tany an-tsaha izy ireo, namely an' i Abela rahalahiny Kaina ka nahafaty azy. | Cependant Caïn dit à son frère Abel> : Allons dehors, et, comme ils étaient en pleine campagne, Caïn se jeta sur son frère Abel> et le tua. | 
| Gen / Jen 4.9 | And the Lord> said unto Cain, Where is Abel> thy brother? And he said, I know not: Am I my brother' s keeper? | Ary hoy Jehovah tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho? | Dia hoy Iaveh tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy ny navaliny: Tsy fantatro. Moa mpiambina ny rahalahiko va aho? | Yahvé> dit à Caïn : Où est ton frère Abel> ? Il répondit : Je ne sais pas. Suis-je le gardien de mon frère ? | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.13 | And Cain said unto the Lord>, My punishment is greater than I can bear. | Dia hoy Kaina tamin' i Jehovah: Lehibe ny valin' ny heloko mihoatra noho izay zakako. | Dia hoy Kaina tamin' ny Tompo: Lehibe loatra ny saziko ka tsy zakako efaina. | Alors Caïn dit à Yahvé> : Ma peine est trop lourde à porter. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.15 | And the Lord> said unto him, Therefore whosoever slayeth Cain, vengeance shall be taken on him sevenfold. And the Lord> set a mark upon Cain, lest any finding him should kill him. | Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an' i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an' i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy. | Hoy Iaveh taminy: Izao àry: Raha misy hamono an' i Kaina dia valiana faty impito heny Kaina. Ary nasian' ny Tompo famantarana tamin' i Kaina mba tsy hisy hamono azy izay mifanena aminy. | Yahvé> lui répondit : Aussi bien, si quelqu' un tue Caïn, on le vengera sept fois et Yahvé> mit un signe sur Caïn, afin que le premier venu ne le frappât point. | 
| Gen / Jen 4.16 | And Cain went out from the presence of the Lord>, and dwelt in the land of Nod>, on the east of Eden>. | Ary Kaina dia niala teo anatrehan' i Jehovah ka nonina tao amin' ny tany Noda tandrifin' i Edena. | Rahefa izany dia niala teo anatrehan' ny Tompo Kaina, ka nonina tany amin' ny Noda, atsinanan' i Edena. | Caïn se retira de la présence de Yahvé> et séjourna au pays de Nod>, à l' orient d'Éden>. | 
| Gen / Jen 4.17 | And Cain knew his wife; and she conceived, and bare Enoch>: and he builded a city, and called the name of the city, after the name of his son, Enoch>. | Ary Kaina nahalala ny vadiny, dia nanan' anaka ravehivavy ka niteraka an' i Enoka; ary nanorina vohitra Kaina, ka ny anaran' ny vohitra dia nataony hoe Enoka, araka ny anaran' ny zananilahy. | Kaina nahalala ny vadiny ka nanana anaka izy, dia niteraka an' i Enaoka; ary nanomboka nanorin-tanàna anankiray Kaina ka nantsoiny hoe Enaoka, araka ny anaran-janany. | Caïn connut sa femme, qui conçut et enfanta Hénok>. Il devint un constructeur de ville et il donna à la ville le nom de son fils, Hénok>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.24 | If Cain shall be avenged sevenfold, truly Lamech> seventy and sevenfold. | Raha valiana fito heny izay mamono an' i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an' i Lameka. | Hovaliana faty impito heny Kaina, Ary hovaliana faty impito amby fitopolo heny Lameka. | C' est que Caïn est vengé sept fois, mais Lamek>, septante-sept fois ! | 
| Gen / Jen 4.25 | And Adam> knew his wife again; and she bare a son, and called his name Seth>: For God>, said she, hath appointed me another seed instead of Abel>, whom Cain slew. | Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon' i Abela, satria novonoin' i Kaina izy. | Ary Adama nahalala ny vadiny indray ka niteraka lahy iray izy, nataony hoe Seta, fa hoy izy: Nomen' Andriamanitra ny fara aho ho solon' i Abela izay novonoin' i Kaina. | Adam> connut sa femme; elle enfanta un fils et lui donna le nom de Seth>, car, dit-elle, Dieu> m' a accordé une autre descendance à la place d' Abel>, puisque Caïn l' a tué . | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 24.22 | Nevertheless the Kenite> shall be wasted, until Asshur> shall carry thee away captive. | Kanefa ho ringana Kaina, alohan' ny hamaboan' i Asyra anao. | Nefa handroso hihalevona ny Kineana; Ambara-pahoviana? Hoentin' i Asora babo izy. | Mais le nid appartient à Béor> ;jusques à quand seras-tu captif d' Assur> ? " | 
| 
 | 
|  | Letter to the Hebrews | Hebreo | Hebrio | Épître de Saint Paul aux Hébreux | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Heb 11.4 | By faith Abel> offered unto God> a more excellent sacrifice than Cain, by which he obtained witness that he was righteous, God> testifying of his gifts: and by it he being dead yet speaketh. | Finoana no nanateran' i Abela ho an' Andriamanitra fanatitra tsara noho ny an' i Kaina, ka izany no nanambarana azy fa marina, satria Andriamanitra no nanambara ny amin' ny fanatitra nataony: ary amin' izany, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. | Ny finoana no nanoloran' i Abela tamin' Andriamanitra sorona tsaratsara kokoa noho ny an' i Kaina, sy nilazana azy hoe marina, fa nankatoavin' Andriamanitra ny fanatitra nataony; ary noho izany ihany koa, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. | Par la foi, Abel> offrit à Dieu> un sacrifice de plus grande valeur que celui de Caïn ; aussi fut-il proclamé juste, Dieu> ayant rendu témoignage à ses dons, et par elle aussi, bien que mort, il parle encore. | 
| 
 | 
|  | 1st Letter of John | 1 Jaona | Joany I | 1ère Épître de Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Jn / 1Jo 3.12 | Not as Cain, who was of that wicked one, and slew his brother. And wherefore slew he him? Because his own works were evil, and his brother' s righteous. | tsy mba tahaka an' i Kaina, izay avy tamin' ilay ratsy ka namono ny rahalahiny. Ary nahoana no namono azy izy? Satria ratsy ny asany, fa marina ny an' ny rahalahiny. | fa tsy mba hanahaka an' i Kaina izay avy amin' ilay ratsy ka namono nahafaty ny rahalahiny. Ary ahoana moa no namonoany azy? - Dia satria ratsy ny asany, fa ny an' ny rahalahiny kosa dia marina. | loin d' imiter Caïn, qui, étant du Mauvais, égorgea son frère. Et pourquoi l'égorgea-t-il ? Parce que ses oeuvres étaient mauvaises, tandis que celles de son frère étaient justes. | 
| 
 | 
|  | Letter of Jude | Joda | Joda | Épître de Saint Jude | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jod / Jd 1.11 | Woe unto them! for they have gone in the way of Cain, and ran greedily after the error of Balaam> for reward, and perished in the gainsaying of Core>. |  | Loza ho azy ireo, fa tafiditra amin' ny làlan' i Kaina izy, sy tafahitsoky ny tamby amin' ny hadisoan' i Balaama, ary nanary tena amin' ny fikomian' i Kore. | Je veux vous rappeler, à vous qui connaissez tout cela une fois pour toutes, que le Seigneur, après avoir sauvé le peuple de la terre d'Égypte>, a fait périr ensuite les incrédules. |