Chapitres et versets citant Antiokia

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 3.37 Rahefa izany, nentiny homba azy ny antsasaky ny miaramilany, dia niala tao Antiokia renivohiny ny mpanjaka tamin' ny taona fahafito amby efapolo amby zato, nita ny ony Eofrata dia namaky ny tany avo. Le roi prit avec lui la moitié restante des troupes et partit d' Antioche, capitale de son royaume, l' an 147; il traversa l' Euphrate et poursuivit sa marche à travers les provinces d' en haut.
...............
1M 4.35 Nony hitan' i Lisiasa ity fiparitaky ny tafiny, sy izato fahasahian' ny miaramilan' i Jodasa, izay nitomban-ko velona na ho faty amim-boninahitra, dia nody ho any Antiokia izy, ka naka miaramila tamin' ny hafa firenena; ny hiverina ho any Jodea indray no nampoiziny rahefa nampitomboiny ny miaramilany. Voyant la déroute de son armée et l' intrépidité des soldats de Judas qui étaient prêts à vivre ou à mourir courageusement, Lysias reprit le chemin d' Antioche où il recruta des étrangers pour revenir en Judée avec plus de troupes qu' auparavant.
...............
1M 6.63 Izay izy dia niainga maika dia maika hiverina ho any Antiokia, izay nahitany an' i Filipo, efa tonga tompon' ny tanàna, ka niady taminy izy, dia azony ny tanàna. Puis il partit en toute hâte et retourna à Antioche où il trouva Philippe maître de la ville. Il lui livra bataille et s' empara de la ville par la force.
...............
1M 10.68 Nankararirary an' i Aleksandra mpanjaka loatra izany vaovao izany, ary niverina ho any Antiokia izy. Le roi Alexandre, l' ayant appris, en fut très contrarié et revint à Antioche.
...............
1M 11.13 Niditra ny tanàna Antiokia Ptolemea, ka nanao ny satro-panjakan' i Asia, ka satro-panjakana roa no indray nataony tamin' ny lohany, dia ny an' i Ejipta sy ny an' i Asia. Ptolémée fit son entrée à Antioche et ceignit le diadème de l' Asie, de sorte qu' il mit à son front deux diadèmes, celui d' Egypte et celui d' Asie.
...............
1M 11.44 Dia miaramila telo arivo izay mahery indrindra no nalefan' i Jonatasa ho any aminy, tany Antiokia; nanatona ny mpanjaka ireo ka faly io tamin' ny fahatongavany. Jonathan lui envoya à Antioche 3.000 hommes aguerris; quand ils arrivèrent chez le roi, celui-ci se réjouit de leur venue.
...............
1M 11.56 Lasan' i Trifona ireo elefanta, ary notanany Antiokia. Tryphon prit les éléphants et s' empara d' Antioche.
...............
1M 12.45 Koa ampodio ho any an-tranony ireo, fa izay vitsivitsy hanaraka anao no fidio, dia ndeha hiaraka amiko ho any Ptolemaisa fa hatolotro anao io tanàna io, mbamin' ny trano mimanda hafa koa, ny miaramila hafa, ary ny manam-boninahi-panjakana rehetra, vao hiverina any Antiokia aho, fa izany ihany no nankanesako aty. Renvoie-les donc chez eux, choisis-toi quelques hommes pour t' accompagner et viens avec moi à Ptolémaïs. Je te livrerai cette ville ainsi que les autres forteresses, le reste des troupes et tous les fonctionnaires, puis, prenant le chemin du retour, je m' en irai, car c' est dans ce but que je suis venu ici."

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.19 dia nandefa mpizaha, isam-bahoakan' i Antiokia, avy ao Jerosalema, Jasona olo-meloka, nampitondrainy drakma volafotsy telon-jato, hanaovan-tsorona amin' i Herkola: ireo nitondra azy mihitsy no nangataka mba tsy hanaovan-tsorona, izay tsy fanao, izany vola izany, fa hoenti-manentsina ny lany amin' ny zavatra hafa. l' abject Jason envoya des ambassadeurs, à titre d' Antiochéens de Jérusalem, portant avec eux 300 drachmes d' argent pour le sacrifice à Héraclès. Mais ceux-là mêmes qui les portaient jugèrent qu' il ne convenait pas de les affecter au sacrifice et qu' elles seraient réservées à une autre dépense.
...............
2M 4.33 Nony fantatr' i Oniasa marina izany heloka vao nataon' i Menelasa izany indray, dia nandefa faniniana azy izy, rahefa tafahataka tao amin' ny toerana fialofana tany Dafne, akakin' i Antiokia. Devant l'évidence du fait, Onias lui adressa des reproches, après s'être retiré dans le lieu inviolable de Daphné voisine d' Antioche.
...............
2M 4.36 Ka nony tonga avy any Silisia ny mpanjaka, na ny Jody tao Antiokia, na ireo Greka mankahala ny fanaovana an-keriny koa, dia samy tonga tao aminy, noho ny amin' ny namonoana tsy an-drariny an' i Oniasa. Lorsque le roi fut rentré des régions ciliciennes, les Juifs de la capitale et les Grecs qui partageaient leur haine de la violence vinrent le trouver au sujet du meurtre injustifié d' Onias.
...............
2M 5.21 Talenta valon-jato amby arivo no nongoahan' i Antiokosa avy ao amin' ny tempoly, dia niverina faingana ho any Antiokia izy; ka azon' ny fiavonavonana izy dia nieritreritra noho ny firehetan' ny fony tafahoatra fa hahazo miantsambo amin' ny tany maina, sy ho afa-mampamindra amin' ny ranomasina. Antiochus, après avoir enlevé au Temple 1.800 talents, se hâta de retourner à Antioche, croyant, dans sa superbe, à cause de l' exaltation de son coeur, rendre navigable la terre ferme et rendre la mer praticable à la marche.
...............
2M 8.35 dia voaetrin' ireto nataony ho osa noho izy, noho ny vonjy avy amin' ny Tompo, ka nendahany ny fitafiam-boninahitra teny aminy, dia namakivavky ny saha toy ny mpandositra izy tsy nisy mpanotrona, ary niditra tao Antiokia honjohonjon' izy irery, sady nivarilavo fa namoy ny fatiny. humilié, avec l' aide du Seigneur, par des gens qui, pensait-il à part lui, étaient ce qu' il y avait de plus bas, Nikanor, dépouillant son habit d' apparat, s' isolant même de tous les autres, fuyant à travers champs à la manière d' un esclave échappé, parvint à Antioche, ayant une chance extraordinaire alors que son armée avait été détruite.
...............
2M 11.36 Ary ny amin' ireo nataony ho tsy maintsy alefa ho dinihin' ny mpanjaka, rahefa voadinikareo tsara, dia aza angatahan' andro, fa maniraha olona ho atý aminay hampandrosoinay ao amin' ny mpanjaka, araka ny mety ataonay ho anareo, fa ho any Antiokia izahay. Quant à celles qu' il a jugé devoir soumettre au roi, envoyez-nous quelqu' un sans délai, après les avoir bien examinées, afin que nous les exposions au roi d' une façon qui vous soit avantageuse, car nous nous rendons à Antioche.
...............
2M 13.23 namely ny mpiadin' i Jodasa izy fa resy. Nandre anefa izy fa nikomy any Antiokia, Filipo ilay navelan' i Epifana ho lohan' ny raharaha, ka niraviravy tànana izy; nomeny teny soa ny Jody, nekeny sy nianianany ny famarafaram-panekena ara-drariny rehetra, nihavana sy nanatitra sorona izy, nohajainy ny tempoly, noraharahainy tamin-kalemem-panahy ny fitoerana masina, attaqua Judas et ses hommes et eut le dessous. Il apprit que Philippe, laissé à la tête des affaires, avait fait un coup de tête à Antioche. Bouleversé, il donna aux Juifs de bonnes paroles, vint à composition, jura de garder avec eux toutes les conditions justes. Après cette réconciliation, il offrit un sacrifice, honora le Temple et fut généreux envers le lieu saint.
...............
2M 13.26 Ka niakatra teo amin' ny fipetrahan' ny mpitsara Lisiasa niaro ny fanekena araka izay azo atao, dia nitaona sy nandamina tsara ny fon' ny olona, vao niainga ho any Antiokia. Toy izany no nalehan' ny famelezana sy fihatahan' ny mpanjaka. Alors Lysias monta à la tribune, défendit de son mieux ces conventions, persuada les esprits, les calma, les amena à la bienveillance et partit pour Antioche. Il en alla ainsi de l' offensive et de la retraite du roi.
...............
2M 14.27 Nisamontitra ny mpanjaka tamin' izany; nentanin' ny endrikendrik' ilay tsy misoro-doza io izy, ka nanoratra ho an' i Nikanora nilaza ny tsy fankasitrahany velively ny fanekena natao, sy nandidy azy handefa faingana an' i Makabeo migadra, ho any Antiokia. Le roi entra en fureur et, excité par les calomnies de ce misérable, il écrivit à Nikanor, lui déclarant qu' il éprouvait un grand déplaisir de ces conventions et lui donnant l' ordre d' envoyer sans retard à Antioche le Maccabée chargé de chaînes.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 6.5 And the saying pleased the whole multitude: and they chose Stephen, a man full of faith and of the Holy Ghost, and Philip, and Prochorus, and Nicanor, and Timon, and Parmenas, and Nicolas a proselyte of Antioch: Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an' i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia), Nankasitrahan' ny olona rehetra izany teny izany, ka dia nofidiny Etiena lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, Filipo, Prokora, Nikanora, Timona, Parmenasy, ary Nikolà, proselita avy any Antiokia. La proposition plut à toute l' assemblée, et l' on choisit Étienne, homme rempli de foi et de l' Esprit Saint, Philippe, Prochore, Nicanor, Timon, Parménas et Nicolas, prosélyte d' Antioche.
...............
Asa 11.19 Now they which were scattered abroad upon the persecution that arose about Stephen travelled as far as Phenice, and Cyprus, and Antioch, preaching the word to none but unto the Jews only. Ary izay niely noho ny fanenjehana tamin' i Stefana dia nandeha hatrany, Foinika sy Kyprosy ary Antiokia, nefa tsy nitoriteny tamin' ny olona izy, afa-tsy tamin' ny Jiosy ihany. Tamin' izany, izay naelin' ny fanenjehana noho ny amin' i Etiena dia tonga hatrany Fenisia, sy Sipra, ary Antiokia, nefa tsy nitory teny afa-tsy tamin' ny Jody ihany. Ceux-là donc qui avaient été dispersés lors de la tribulation survenue à l' occasion d'Étienne poussèrent jusqu' en Phénicie, à Chypre et à Antioche, mais sans prêcher la parole à d' autres qu' aux Juifs.
Asa 11.20 And some of them were men of Cyprus and Cyrene, which, when they were come to Antioch, spake unto the Grecians, preaching the Lord Jesus. Ary ny sasany tamin' ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin' ny jentilisa koa ka nitory an' i Jesosy Tompo. Ny sasany tamin' izy ireo anefa izay lehilahy avy any Sipra sy Sirena, dia mba nisy niteny tamin' ny Greka ihany nony tonga tao Antiokia, nitory an' i Jeso Tompo. Il y avait toutefois parmi eux quelques Chypriotes et Cyrénéens qui, venus à Antioche, s' adressaient aussi aux Grecs, leur annonçant la Bonne Nouvelle du Seigneur Jésus.
...............
Asa 11.22 Then tidings of these things came unto the ears of the church which was in Jerusalem: and they sent forth Barnabas, that he should go as far as Antioch. Ary ren' ny sofin' ny fiangonana tany Jerosalema ny amin' ireo, dia naniraka an' i Barnabasy izy handeha hatrany Antiokia. Nandre ny lazan' izany ny Eglizy tao Jerosalema, ka naniraka an' i Barnabe hankany Antiokia. La nouvelle en vint aux oreilles de l'Église de Jérusalem, et l' on députa Barnabé à Antioche.
...............
Asa 11.25 Then departed Barnabas to Tarsus, for to seek Saul: Dia lasa Barnabasy nankany Tarsosy hitady an' i Saoly. Dia lasa nankany Tarsy Barnabe hitady an' i Saoly; ary nony efa hitany izy, dia nentiny hankany Antiokia. Barnabé partit alors chercher Saul à Tarse.
Asa 11.26 And when he had found him, he brought him unto Antioch. And it came to pass, that a whole year they assembled themselves with the church, and taught much people. And the disciples were called Christians first in Antioch. Ary rehefa nahita azy izy, dia nitondra azy hankany Antiokia. Ary niara-niasa tao amin' ny fiangonana hatramin' ny herintaona ngarangidina izy roa lahy ka nampianatra olona maro; ary tany Antiokia no voalohany nanaovana ny anaran' ny mpianatra hoe. Ka herintaona maninjitra no nanaovany fivoriana tao amin' io Eglizy io, ary vahoaka betsaka no nampianariny. Tao Antiokia koa no voalohany nandraisan' ny mpianatra ny anarana hoe: Kristianina. L' ayant trouvé, il l' amena à Antioche. Toute une année durant ils vécurent ensemble dans l'Église et y instruisirent une foule considérable. C' est à Antioche que, pour la première fois, les disciples reçurent le nom de " chrétiens ".
Asa 11.27 And in these days came prophets from Jerusalem unto Antioch. Ary tamin' izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia. Tamin' izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema tonga tao Antiokia. En ces jours-là, des prophètes descendirent de Jérusalem à Antioche.
...............
Asa 12.25 And Barnabas and Saul returned from Jerusalem, when they had fulfilled their ministry, and took with them John, whose surname was Mark. Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an' i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy. Nony vita ny raharahan' i Barnabe sy Saoly tao Jerosalema, dia niverina tany Antiokia izy, ary nitondra an' i Joany izay atao hoe Marka hiaraka aminy. Quant à Barnabé et Saul, après avoir accompli leur ministère à Jérusalem, ils revinrent, ramenant avec eux Jean, surnommé Marc.
Asa 13.1 Now there were in the church that was at Antioch certain prophets and teachers; as Barnabas, and Simeon that was called Niger, and Lucius of Cyrene, and Manaen, which had been brought up with Herod the tetrarch, and Saul. Ary teo amin' ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin' i Heroda mpanapaka) ary Saoly. Tao amin' ny Eglizy tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia Barnabe sy Simeona izay atao hoe Mainty, Lisiosa avy any Sirena, sy Manahena izay niolo-nono tamin' i Heroda Tetrarka, ary Saoly. Il y avait dans l'Église établie à Antioche des prophètes et des docteurs : Barnabé, Syméon appelé Niger, Lucius de Cyrène, Manaèn, ami d' enfance d' Hérode le tétrarque, et Saul.
...............
Asa 13.14 But when they departed from Perga, they came to Antioch in Pisidia, and went into the synagogue on the sabbath day, and sat down. Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin' ny synagoga tamin' ny andro Sabata ka nipetraka teo. Fa izy ireo kosa niala tany Perjy, dia tonga tany Antiokia any Pisidia, ary niditra tao amin' ny sinagoga izy tamin' ny andro sabata, ka nipetraka teo. Quant à eux, poussant au-delà de Pergé, ils arrivèrent à Antioche de Pisidie. Le jour du sabbat, ils entrèrent à la synagogue et s' assirent.
...............
Asa 14.18 And with these sayings scarce restrained they the people, that they had not done sacrifice unto them. Nefa na dia nilaza izany aza izy, dia saiky tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy. Tamin' izay dia nisy Jody tonga avy tany Antiokia sy Ikonioma, nanome fo ny vahoaka, ka nitora-bato an' i Paoly izy ireo, sy nitarika azy ho any ivelan' ny tanàna, satria nataony ho efa maty izy. C' est à peine s' ils réussirent par ces paroles à empêcher la foule de leur offrir un sacrifice.
Asa 14.19 And there came thither certain Jews from Antioch and Iconium, who persuaded the people, and having stoned Paul, drew him out of the city, supposing he had been dead. Ary nisy Jiosy tonga avy tany Antiokia sy Ikonioma, izay nitaona ny vahoaka ka nitora-bato an' i Paoly, dia nitarika azy ho eny ivelan' ny tanàna, satria nataony fa efa maty izy. Kanjo nony tonga nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy, ka niditra tao an-tanàna. Ny ampitso ihany dia lasa nankany Derbe izy sy Barnabe. Survinrent alors d' Antioche et d' Iconium des Juifs qui gagnèrent les foules. On lapida Paul et on le traîna hors de la ville, le croyant mort.
Asa 14.20 Howbeit, as the disciples stood round about him, he rose up, and came into the city: and the next day he departed with Barnabas to Derbe. Fa nony nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy ka lasa niakatra tao an-tanàna. Ary nony ampitso dia niala tao izy sy Barnabasy ka nankany Derbe. Ary rahefa nitory ny Evanjely tamin' izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina tany Listra sy Ikonioma ary Antiokia, Mais, comme les disciples faisaient cercle autour de lui, il se releva et rentra dans la ville. Et le lendemain, avec Barnabé, il partit pour Derbé.
Asa 14.21 And when they had preached the gospel to that city, and had taught many, they returned again to Lystra, and to Iconium, and Antioch, Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin' izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy, nankahery fo ny mpianatra, sy namporisika azy haharitra amin' ny finoana, ary nilaza fa amim-piaretana fahoriana betsaka no tsy maintsy hidirantsika amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Après avoir évangélisé cette ville et y avoir fait bon nombre de disciples, ils retournèrent à Lystres, Iconium et Antioche.
...............
Asa 14.25 And when they had preached the word in Perga, they went down into Attalia: Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia. Avy ao izy, dia niondrana an-tsambo hankany Antiokia, fa teo no nanolorana azy hoentin' ny fahasoavan' Andriamanitra hanao ny asa izay vitany. Puis, après avoir annoncé la parole à Pergé, ils descendirent à Attalie ;
Asa 14.26 And thence sailed to Antioch, from whence they had been recommended to the grace of God for the work which they fulfilled. Dia niondrana an-tsambo niala teo izy hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin' ny fahasoavan' Andriamanitra ho amin' ny asa izay novitainy. Vao tonga tao izy, dia namory ny fiangonana, ka nitantara ny zavatra lehibe nataon' Andriamanitra taminy, sy ny namohany ny varavaran' ny finoana ho an' ny jentily. de là ils firent voile vers Antioche, d' où ils étaient partis, recommandés à la grâce de Dieu pour l' oeuvre qu' ils venaient d' accomplir.
Asa 14.27 And when they were come, and had gathered the church together, they rehearsed all that God had done with them, and how he had opened the door of faith unto the Gentiles. Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon' Andriamanitra tamin' ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an' ny jentilisa. Ary elaela ihany no niarahany nitoetra tamin' ny mpianatra tao Antiokia. A leur arrivée, ils réunirent l'Église et se mirent à rapporter tout ce que Dieu avait fait avec eux, et comment il avait ouvert aux païens la porte de la foi.
...............
Asa 15.22 Then pleased it the apostles and elders with the whole church, to send chosen men of their own company to Antioch with Paul and Barnabas; namely, Judas surnamed Barsabas and Silas, chief men among the brethren: Ary sitraky ny Apostoly sy ny loholona mbamin' ny fiangonana rehetra ny hifidy olona amin' ny namany mba hirahina hiaraka amin' i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia, dia Joda, izay atao hoe Barsabasy, sy Silasy, izay lehilahy samy tsara laza eo amin' ny rahalahy; Nankasitrahan' ny Apostoly sy ny Pretra mbamin' ny Eglizy rehetra izany ; ka nifidy ny sasany tamin' izy rehetra izy ireo, mba hirahina ho any Antiokia hiaraka amin' i Paoly sy Barnabe: dia Joda izay atao hoe Barsabasy, sy Silasy, lehilahy lohandohany tao amin' ny rahalahy, no laniny. Alors les apôtres et les anciens, d' accord avec l'Église tout entière, décidèrent de choisir quelques-uns d' entre eux et de les envoyer à Antioche avec Paul et Barnabé. Ce furent Jude, surnommé Barsabbas, et Silas, hommes considérés parmi les frères.
Asa 15.23 And they wrote letters by them after this manner; The apostles and elders and brethren send greeting unto the brethren which are of the Gentiles in Antioch and Syria and Cilicia. ary nanoratra taratasy izy ho entin' ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin' ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia. Ka izao no taratasy nampitondrainy azy ireo: Ny Apostoly sy ny Pretra ary ny rahalahy avy miarahaba ny rahalahy any amin' ny jentily, izay any Antiokia sy Siria ary Silisia. Ils leur remirent la lettre suivante : " Les apôtres et les anciens, vos frères, aux frères de la gentilité qui sont à Antioche, en Syrie et en Cilicie, salut !
...............
Asa 15.30 So when they were dismissed, they came to Antioch: and when they had gathered the multitude together, they delivered the epistle: Ary rehefa nalefany izy ireo, dia nidina nankany Antiokia; ary namory ny olona maro izy, dia natolony ilay epistily. Dia nalefany izy ireo ka lasa nankany Antiokia; ary namory ny olona sy nanolotra ny taratasy tamin' izy ireo. Prenant congé donc, les délégués descendirent à Antioche, où ils réunirent l' assemblée et remirent la lettre.
...............
Asa 15.35 Paul also and Barnabas continued in Antioch, teaching and preaching the word of the Lord, with many others also. Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo izy roa lahy mbamin' ny maro koa. Ary Paoly sy Barnabe kosa nitoetra tany Antiokia, ka nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo niaraka tamin' ny namany maromaro. Paul et Barnabé toutefois demeurèrent à Antioche où, avec beaucoup d' autres, ils enseignaient et annonçaient la Bonne Nouvelle, la parole du Seigneur. Paul se sépare de Barnabé et s' adjoint Silas.
...............
Asa 18.22 And when he had landed at Caesarea, and gone up, and saluted the church, he went down to Antioch. Ary rehefa tafatody tany Kaisaria izy, dia niakatra ka niarahaba ny fiangonana vao nidina nankany Antiokia. ka rahefa tafatody tany Sezarea izy dia niakatra tany Jerosalema, niarahaba ny Eglizy, vao nidina nankany Antiokia. Débarqué à Césarée, il monta saluer l'Église, puis descendit à Antioche ;

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
...............
Gal / Ga 2.11 But when Peter was come to Antioch, I withstood him to the face, because he was to be blamed. Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy. Nony tonga tany Antiokia anefa i Sefasy, dia notoheriko an-kitsirano izao, fa hita fa nanan-tsiny izy. Mais quand Céphas vint à Antioche, je lui résistai en face, parce qu' il s'était donné tort.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 3.11 Persecutions, afflictions, which came unto me at Antioch, at Iconium, at Lystra; what persecutions I endured: but out of them all the Lord delivered me. ny nanenjehana ahy, ny fahoriana izay nanjo ahy tany Antiokia, tany Ikonioma, tany Lystra, dia ny fanenjehana izay niaretako; ary ny Tompo nahafaka ahy tamin' izany rehetra izany. ny fanenjehana sy ny fahoriana nanjo ahy, toy ny tany Antiokia sy tany Ikonioma ary tany Listra; niaritra fanenjehana tokoa aho, fa nanafaka ahy hatrany ny Tompo. dans les persécutions et les souffrances qui me sont survenues à Antioche, à Iconium, à Lystres. Quelles persécutions n' ai-je pas eu à subir ! Et de toutes le Seigneur m' a délivré.