Chapitres et versets citant Abela

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 4.2 And she again bare his brother Abel. And Abel was a keeper of sheep, but Cain was a tiller of the ground. Ary niteraka an' i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany. Dia niteraka an' i Abela rahalahiny koa izy. Abela dia mpiandry ondry ary Kaina dia mpiasa tany. Elle donna aussi le jour à Abel, frère de Caïn. Or Abel devint pasteur de petit bétail et Caïn cultivait le sol.
...............
Gen / Jen 4.4 And Abel, he also brought of the firstlings of his flock and of the fat thereof. And the Lord had respect unto Abel and to his offering: fa nitondran' i Abela kosa ny voalohan-terak' ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an' i Abela mbamin' ny fanatiny; Ary Abela koa mba nanatitra ny voalohan-terak' ondriny, mbamin' ny taviny. Ary Iaveh nitsinjo an' i Abela sy ny fanatiny, et qu' Abel, de son côté, offrit des premiers-nés de son troupeau, et même de leur graisse. Or Yahvé agréa Abel et son offrande.
...............
Gen / Jen 4.8 And Cain talked with Abel his brother: and it came to pass, when they were in the field, that Cain rose up against Abel his brother, and slew him. Ary Kaina niteny tamin' i Abela rahalahiny; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy, dia nitsangana Kaina nanatona an' i Abela rahalahiny, ka namono azy. Hoy Kaina tamin' i Abela rahalahiny: Andeha isika ho any an-tsaha. Ary nony mby tany an-tsaha izy ireo, namely an' i Abela rahalahiny Kaina ka nahafaty azy. Cependant Caïn dit à son frère Abel : Allons dehors, et, comme ils étaient en pleine campagne, Caïn se jeta sur son frère Abel et le tua.
Gen / Jen 4.9 And the Lord said unto Cain, Where is Abel thy brother? And he said, I know not: Am I my brother' s keeper? Ary hoy Jehovah tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho? Dia hoy Iaveh tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy ny navaliny: Tsy fantatro. Moa mpiambina ny rahalahiko va aho? Yahvé dit à Caïn : Où est ton frère Abel ? Il répondit : Je ne sais pas. Suis-je le gardien de mon frère ?
...............
Gen / Jen 4.25 And Adam knew his wife again; and she bare a son, and called his name Seth: For God, said she, hath appointed me another seed instead of Abel, whom Cain slew. Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon' i Abela, satria novonoin' i Kaina izy. Ary Adama nahalala ny vadiny indray ka niteraka lahy iray izy, nataony hoe Seta, fa hoy izy: Nomen' Andriamanitra ny fara aho ho solon' i Abela izay novonoin' i Kaina. Adam connut sa femme; elle enfanta un fils et lui donna le nom de Seth, car, dit-elle, Dieu m' a accordé une autre descendance à la place d' Abel, puisque Caïn l' a tué .

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 20.14 And he went through all the tribes of Israel unto Abel, and to Bethmaachah, and all the Berites: and they were gathered together, and went also after him. Ary izy nandeha namaky ny firenen' Isiraely rehetra hatrany Abela sy Beti-maka sy ny an' ny Berita rehetra; ary nivory ireo, ka dia mba lasa nanaraka azy. Namakivaky ny fokon' Israely rehetra Joaba, hatrany Abelà sy Beta-Maakà, ary nivory nanaraka azy avokoa ny lehilahy voafantina rehetra. Celui-ci parcourut toutes les tribus d' Israël jusqu'à Abel, Bet-Maaka et tous les Bikrites... Ils se rassemblèrent et entrèrent aussi derrière lui.
2Sm / 2Sam 20.15 And they came and besieged him in Abel of Bethmaachah, and they cast up a bank against the city, and it stood in the trench: and all the people that were with Joab battered the wall, to throw it down. Ary dia tonga izy ka nanao fahirano azy teo Abela sy Beti-maka, ary nanandratra tovon-tany tandrifin' ny tanàna izy, ka teo ivelany manolotra ny manda no nitoerany; ary ny olona izay nomba an' i Joaba dia namely nandrava ny manda. Dia tonga izy ireo ka nanao fahirano an' i Sebà tao Abela-Beta-Maakà. Nanandratra tovon-tany hamely ny tanàna izy ka nahatratra ny manda izany, ka samy nikezaka hanjera ny manda ny vahoaka rehetra nomba an' i Joaba. On vint l' assiéger dans Abel-Bet-Maaka et on entassa contre la ville un remblai qui s' adossait à l' avant-mur, et toute l' armée qui accompagnait Joab creusait des sapes pour faire tomber le rempart.
...............
2Sm / 2Sam 20.18 Then she spake, saying, They were wont to speak in old time, saying, They shall surely ask counsel at Abel: and so they ended the matter. Ary hoy ravehivavy: Izao no fitenin' ny olona taloha: Aoka hanadina ao Abela izy; koa araka izany ny nahavitany raharaha. Dia hoy ravehivavy: Fitenin' ny olona taloha ny hoe: Milà saina ao Abelà, dia voalamina avokoa ny raharaha. Elle parla ainsi : " Jadis, on avait coutume de dire : Que l' on demande à Abel et à Dan s' il en est fini

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 19.16 And Jehu the son of Nimshi shalt thou anoint to be king over Israel: and Elisha the son of Shaphat of Abelmeholah shalt thou anoint to be prophet in thy room. Ary Jeho,zanak' i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan' ny Isiraely; ary Elisa, zanak' i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao. hosory ho mpanjakan' Israely Jehoa, zanak' i Namsi, ary hosory ho mpaminany handimby anao Elisea, zanak' i Safata, avy any Abela Mehola. Tu oindras Jéhu fils de Nimshi comme roi d' Israël, et tu oindras Élisée fils de Shaphat, d' Abel-Mehola, comme prophète à ta place.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 23.35 That upon you may come all the righteous blood shed upon the earth, from the blood of righteous Abel unto the blood of Zacharias son of Barachias, whom ye slew between the temple and the altar. mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin' ny tany, hatramin' ny ran' i Abela marina ka hatramin' ny ran' i Zakaria, zanak' i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan' ny tempoly sy ny alitara. mba hanody anareo avokoa ny ra marina nalatsaka teto ambonin' ny tany, hatramin' ny ran' i Abela lehilahy marina ka hatramin' ny ran' i Zakaria zanak' i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan' ny tempoly sy ny otely. pour que retombe sur vous tout le sang innocent répandu sur la terre, depuis le sang de l' innocent Abel jusqu' au sang de Zacharie, fils de Barachie, que vous avez assassiné entre le sanctuaire et l' autel !

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 11.51 From the blood of Abel unto the blood of Zacharias which perished between the altar and the temple: verily I say unto you, It shall be required of this generation. dia hatramin' ny ran' i Abela ka hatramin' ny ran' i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan' ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo marina tokoa fa hadinina amin' ity taranaka ity izany. dia hatramin' ny ràn' i Abela ka hatramin' ny ràn' i Zakaria izay novonoina tanelanelan' ny otely sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo fa hampamoahina an' izany tokoa ity taranaka ity. depuis le sang d' Abel jusqu' au sang de Zacharie, qui périt entre l' autel et le Temple. Oui, je vous le dis, il en sera demandé compte à cette génération.

  Letter to the Hebrews Hebreo Hebrio Épître de Saint Paul aux Hébreux
...............
Heb 11.4 By faith Abel offered unto God a more excellent sacrifice than Cain, by which he obtained witness that he was righteous, God testifying of his gifts: and by it he being dead yet speaketh. Finoana no nanateran' i Abela ho an' Andriamanitra fanatitra tsara noho ny an' i Kaina, ka izany no nanambarana azy fa marina, satria Andriamanitra no nanambara ny amin' ny fanatitra nataony: ary amin' izany, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. Ny finoana no nanoloran' i Abela tamin' Andriamanitra sorona tsaratsara kokoa noho ny an' i Kaina, sy nilazana azy hoe marina, fa nankatoavin' Andriamanitra ny fanatitra nataony; ary noho izany ihany koa, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. Par la foi, Abel offrit à Dieu un sacrifice de plus grande valeur que celui de Caïn ; aussi fut-il proclamé juste, Dieu ayant rendu témoignage à ses dons, et par elle aussi, bien que mort, il parle encore.
...............
Heb 12.24 And to Jesus the mediator of the new covenant, and to the blood of sprinkling, that speaketh better things that that of Abel. sy amin' i Jesosy, Mpanalalana amin' ny fanekena vaovao, ary amin' ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an' i Abela. sy Jeso mpanalalana amin' ny fanekena vaovao, ary ny ran' ny famafazana izay miteny tsaratsara kokoa noho ny an' i Abela. de Jésus médiateur d' une alliance nouvelle, et d' un sang purificateur plus éloquent que celui d' Abel.