Chapitres et versets citant Asahela

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 2.18 And there were three sons of Zeruiah there, Joab, and Abishai, and Asahel: and Asahel was as light of foot as a wild roe. Ary mba teo koa izy telo lahy zanak' i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra. Teo daholo tamin' izay izy telo lahy zanak' i Sarvia dia Joaba sy Abisaïa ary Asaela. Faingan-tongotra hoatra ny iray amin' ny gazela any an-tsaha Asaela. Il y avait là les trois fils de Çeruya, Joab, Abishaï et Asahel. Or Asahel était agile à la course comme une gazelle sauvage.
2Sm / 2Sam 2.19 And Asahel pursued after Abner; and in going he turned not to the right hand nor to the left from following Abner. Ary Asahela nanenjika an' i Abnera, ka ny fandehany nanenjika an' i Abnera dia tsy nivily akory na tamin' ny ankavanana na tamin' ny ankavia. Ka nanenjika an' i Abnera Asaela ary tsy nivily tsy hanjohy an' i Abnera na hiankavanana na hiankavia. Il se lança à la poursuite d' Abner, sans dévier de sa trace à droite ni à gauche.
2Sm / 2Sam 2.20 Then Abner looked behind him, and said, Art thou Asahel? And he answered, I am. Ary Abnera niherika ka nanao hoe: Hianao moa izany, no Asahela? Dia hoy izy: Izaho ity. Dia niherika Abnera, ka nanao hoe: Hianao ve ity, ry Asaela? Ary novaliany hoe: Izaho ity! Abner se retourna et dit : " Est-ce toi, Asahel ? " et celui-ci répondit : " Oui. "
2Sm / 2Sam 2.21 And Abner said to him, Turn thee aside to thy right hand or to thy left, and lay thee hold on one of the young men, and take thee his armour. But Asahel would not turn aside from following of him. Dia hoy Abnera taminy: Mivilia ianao, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia, ary zatovo anankiray no sambory, ka baboy ho anao izay eny aminy rehetra. Fa Asahela tsy nety nivily, fa nanenjika azy ihany. Hoy Abnera taminy: Mivilia amin' ny ankavanana, na amin' ny ankavia, ka ny iray amin' ireny tovolahy ireny samborina ka entina ny babo aminy. Tsy nety nivily hiala aminy anefa Asaela. Alors Abner dit : " Détourne-toi à droite ou à gauche, attrape l' un des cadets et empare-toi de ses dépouilles. " Mais Asahel ne voulut pas s'écarter de lui.
2Sm / 2Sam 2.22 And Abner said again to Asahel, Turn thee aside from following me: wherefore should I smite thee to the ground? how then should I hold up my face to Joab thy brother? Ary hoy indray Abnera tamin' i Asahela: Mivilia ianao, fa aza manenjika ahy; fa hataoko inona moa izay hamely anao hikarapoka amin' ny tany, ary hataoko ahoana no fijery an' i Joaba rahalahinao? Ka hoy Abnera taminy fanindroany hoe: Mivilia tsy hanenjika ahy! Hataoko inona moa izay hamono anao hitsingidina amin' ny tany e? Ary hataoko ahoana no fanandratra ny tavako eo imason' i Joaba rahalahinao? Abner redit encore à Asahel : " Écarte-toi de moi, que je ne t' abatte pas à terre. Comment pourrais-je regarder en face ton frère Joab ? "
2Sm / 2Sam 2.23 Howbeit he refused to turn aside: wherefore Abner with the hinder end of the spear smote him under the fifth rib, that the spear came out behind him; and he fell down there, and died in the same place: and it came to pass, that as many as came to the place where Asahel fell down and died stood still. Nefa tsy nety nivily ihany izy, ka dia nasian' i Abnera ny antsedefona ny kibony, ka dia niboroaka teo an-damosiny ny lefona, ary nikarapoka teo izy ka maty niaraka tamin' izay. Ary izay rehetra tonga teo amin' ilay nikarapohan' i Asahela sy nahafatesany dia nijanona. Fa tsy nety nivily Asaela. Tamin' izay dia nasian' i Abnera tamin' ny antsin-defona ny kibony, ary niboroaka tamin' ny lamosiny ny lefona, ka nitsingidina teo, maty teo no ho eo izy. Niato avokoa izay rehetra tonga teo amin' ny toerana nahalavoany sy nahafatesan' i Asaela. Mais, comme il refusait de s'écarter, Abner le frappa au ventre avec le talon de sa lance et la lance lui sortit par le dos : il tomba là et mourut sur place. En arrivant à l' endroit où Asahel était tombé et était mort, tous s' arrêtaient.
...............
2Sm / 2Sam 2.30 And Joab returned from following Abner: and when he had gathered all the people together, there lacked of David' s servants nineteen men and Asahel. Ary rehefa niverina Joaba avy nanenjika an' i Abnera, dia novoriny ny olona rehetra, ary sivy ambin' ny folo lahy ihany mbamin' i Asahela no tsy teo ny mpanompon' i Davida. Joaba kosa nitsahatra tsy nanenjika an' i Abnera, fa namory ny vahoaka rehetra; sivy ambin' ny folo lahy tamin' ny mpanompon' i Davida ary Asaela no latsaka. Joab, ayant cessé de poursuivre Abner, rassembla toute la troupe : la garde de David avait perdu dix-neuf hommes, plus Asahel,
...............
2Sm / 2Sam 2.32 And they took up Asahel, and buried him in the sepulchre of his father, which was in Bethlehem. And Joab and his men went all night, and they came to Hebron at break of day. Ary Asahela dia nentiny ka naleviny tao amin' ny fasan-drainy, izay tao Betlehema. Ary Joaba sy ny olony nandeha mandritra ny alina, dia tonga tao Hebrona raha vao nazava ratsy ny andro. Dia nentin' izy ireo Asaela ka naleviny tao amin' ny fasan-drainy izay ao Betleema. Ary nandeha nandritra ny alina manontolo Joaba sy ny olony, ka vao nazava ratsy ny andro dia tonga tany Hebrona izy. On emporta Asahel et on l' ensevelit dans le tombeau de son père, qui est à Bethléem. Joab et ses gens marchèrent toute la nuit et le jour se leva quand ils arrivaient à Hébron.
...............
2Sm / 2Sam 3.27 And when Abner was returned to Hebron, Joab took him aside in the gate to speak with him quietly, and smote him there under the fifth rib, that he died, for the blood of Asahel his brother. Ary nony niverina tao Hebrona Abnera, dia nentin' i Joaba nitanila tao anaty vavahady hiresaka aminy mangingina, kanjo nasiany tamin' ny kibony ka matiny ho todin' ny ran' i Asahela rahalahiny. Nony tafaverina tao Hebrona Abnera dia nentin' i Joaba nihataka kely tao anaty vavahady, toy ny hiresaka aminy moramora; kanjo nony mby tao, nofatsahany tamin' ny kibony izy; dia maty izy noho ny amin' ny ràn' i Asaela, rahalahin' i Joaba. Quand Abner arriva à Hébron, Joab le prit à l'écart à l' intérieur de la porte, sous prétexte de parler tranquillement avec lui, et là il le frappa mortellement au ventre, à cause du sang d' Asahel son frère.
...............
2Sm / 2Sam 3.30 So Joab, and Abishai his brother slew Abner, because he had slain their brother Asahel at Gibeon in the battle. Toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisay rahalahiny an' i Abnera noho ny namonoany an' i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin' ny ady. Dia toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisaïa rahalahiny an' i Abnera, noho ny namonoany an' i Asaela rahalahiny tany Gabaona tamin' ny ady. Joab et son frère Abishaï avaient assassiné Abner parce qu' il avait fait mourir leur frère Asahel au combat de Gabaôn.
...............
2Sm / 2Sam 23.24 Asahel the brother of Joab was one of the thirty; Elhanan the son of Dodo of Bethlehem, Asahela, rahalahin' i Joaba, no anankiray amin' ny telo-polo, ary Elanana, zanak' i Dodo, avy any Betlehema, Isan' izy telopolo lahy: Asaela, rahalahin' i Joaba; Elkanàna, zanak' i Dodao, avy any Betleema; Asahel, frère de Joab, faisait partie des Trente. Elhanân fils de Dodo, de Bethléem.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.16 Whose sisters were Zeruiah, and Abigail. And the sons of Zeruiah; Abishai, and Joab, and Asahel, three. Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin' i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela; Ny anabavin' ireo dia Sarvià sy Abigaila. Zanak' i Sarvià: Abisaia, Joaba, Asaela, telo lahy. Ils eurent pour soeurs Çeruya et Abigayil. Fils de Çeruya : Abishaï, Joab et Asahel : trois.
...............
1Tt / 1Tan 11.26 Also the valiant men of the armies were, Asahel the brother of Joab, Elhanan the son of Dodo of Bethlehem, Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin' i Joaba, sy Elanana, zanak' i Dodo, avy any Betlehema, Lehilahy mahery tamin' ny foloalindahy: Asaela rahalahin' i Joaba; Elkanàna, zanak' i Dodao, avy any Betleema; Preux vaillants : Asahel, frère de Joab, Elhanân fils de Dodo, de Bethléem,
...............
1Tt / 1Tan 27.7 The fourth captain for the fourth month was Asahel the brother of Joab, and Zebadiah his son after him: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahefatra, ho amin' ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin' i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Asaela rahalahin' i Joaba no fahefatra ho amin' ny volana fahefatra, ary Zabadiasa zanany no manarakaraka azy, efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le quatrième, affecté au quatrième mois, était Asahel, frère de Joab; son fils Zebadya lui succéda. Il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.8 And with them he sent Levites, even Shemaiah, and Nethaniah, and Zebadiah, and Asahel, and Shemiramoth, and Jehonathan, and Adonijah, and Tobijah, and Tobadonijah, Levites; and with them Elishama and Jehoram, priests. Ary nisy Levita koa niaraka tamin' ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin' i Elisama sy Jorama, mpisorona. sy ireto Levita ireto niaraka taminy: Semeiasa, Nataniasa, Zabadiasa, Asaela, Semiramota, Jonatàna, Adoniasa, Tobiasa, Tobadoniasa; ary niaraka tamin' ireo koa ireto mpisorona ireto: Elisamà sy Jorama. Des lévites les accompagnaient : Shemayahu, Netanyahu, Zebadyahu, Asahel, Shemiramot, Yehonatân, Adoniyyahu, Tobiyyahu, lévites, ainsi que les prêtres Élishama et Yehoram.
...............
2Tt / 2Tan 31.13 And Jehiel, and Azaziah, and Nahath, and Asahel, and Jerimoth, and Jozabad, and Eliel, and Ismachiah, and Mahath, and Benaiah, were overseers under the hand of Cononiah and Shimei his brother, at the commandment of Hezekiah the king, and Azariah the ruler of the house of God. Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin' i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian' ireny, araka ny didin' i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. ary Jahiela, Azariasa, Nahata, Asaela, Jerimota, Jozabada, Eliela, Jesmakiasa, Mahata sy Banaiasa no mpikarakara nofehezin' i Joneiasa sy Semeia rahalahiny, araka ny nandaharan' i Ezekiasa mpanjaka sy Azariasa mpanapaka ao amin' ny tranon' Andriamanitra, an' izany. Yehiel, Azazyahu, Nahat, Asahel, Yerimot, Yozabad, Éliel, Yismakyahu, Mahat et Benayahu en étaient les surveillants sous les ordres de Konanyahu et de son frère Shiméï, sous le gouvernement du roi Ézéchias et d' Azaryahu, chef du Temple de Dieu.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.15 Only Jonathan the son of Asahel and Jahaziah the son of Tikvah were employed about this matter: and Meshullam and Shabbethai the Levite helped them. Jonatana, zanak' i Asahela, sy Jahaza, zanak' i Tikva, ihany no nanohitra izany; ary Mesolama sy Sabetahy Levita niandany taminy koa. Tsy nisy afa-tsy Jonatàna, zanak' i Azahela, sy Jaasiasa zanak' i Tekoa no hany nanohitra izany hevitra izany; ary Mosolama sy Sebetaì levita koa no niandany taminy. Seuls Yonatân, fils d' Asahel, et Yahzeya, fils de Tiqva, firent opposition à cette procédure, soutenus par Meshullam et le lévite Shabtaï.