<-
->

2Sm / 2Sam 23:1 Now these be the last words of David. David the son of Jesse said, and the man who was raised up on high, the anointed of the God of Jacob, and the sweet psalmist of Israel, said, Ary izao no fara-teny nataon' i Davida: hoy Davida, zanak' i Jese, dia ny lehilahy izay voasandratra ho ambony, Ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba sady mpanao fihirana mahafinaritra amin' ny Isiraely: Izao no fara-tenin' i Davida: Zava-marina nambaran' i Davida zanak' Isaia, tenin' ilay lehilahy mipetraka amin' ny toerana ambony, ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba, ilay mpanao hiran' Israely mahate-ho tia. Voici les dernières paroles de David : Oracle de David, fils de Jessé, oracle de l' homme haut placé, de l' oint du Dieu de Jacob, du chantre des cantiques d' Israël.
2Sm / 2Sam 23:2 The Spirit of the Lord spake by me, and his word was in my tongue. Ny Fanahin' i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin' ny lelako; Ny Fanahin' ny Tompo no niteny tamin' ny alalako, ary ny teniny no eo amin' ny vavako. L' esprit de Yahvé s' est exprimé par moi, sa parole est sur ma langue.
2Sm / 2Sam 23:3 The God of Israel said, the Rock of Israel spake to me, He that ruleth over men must be just, ruling in the fear of God. Andriamanitry ny Isiraely manao hoe, eny, ny Vatolampin' ny Isiraely miteny amiko hoe: Indro ny Mpanapaka ny olona; Marina Izy sady manapaka amin' ny fahatahorana an' Andriamanitra; Ny Andriamanitr' Israely niteny, ny Vatolampin' Israely niteny: Olo-marina mpanapaka ny olombelona, izay manapaka amim-pahatahorana an' Andriamanitra, Le Dieu de Jacob a parlé, le Rocher d' Israël m' a dit : Qui gouverne les hommes avec justice et qui gouverne dans la crainte de Dieu
2Sm / 2Sam 23:4 And he shall be as the light of the morning, when the sun riseth, even a morning without clouds; as the tender grass springing out of the earth by clear shining after rain. Ary izany dia toy ny fahazavan' ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; Ary ny ahitra manorobona amin' ny tany noho ny hain' andro manarakaraka ny ranonorana. dia toy ny fahazavan' ny maraina raha miposaka ny masoandro, toy ny andro maraina tsy misy rahona! Ny tsirim-pahazavany manarakaraka ny ranonorana no itsimohan' ny ahitra amin' ny tany. est comme la lumière du matin au lever du soleil, un matin sans nuages faisant étinceler après la pluie le gazon de la terre.
2Sm / 2Sam 23:5 Although my house be not so with God; yet he hath made with me an everlasting covenant, ordered in all things, and sure: for this is all my salvation, and all my desire, although he make it not to grow. Ary tsy toy izany indrindra amin' Andriamanitra va ny taranako? Fa fanekena mandrakizay no nataony tamiko, Voalamina amin' ny zavatra rehetra sady voatandrina; Fa ny famonjena ahy rehetra sy ny iriko rehetra, moa tsy hampitsimohiny va? Tsy toy izany va ny fianakaviako amin' Andriamanitra? Satria fanekena mandrakizay no nataony tamiko, voalamina sy voatandrina tsara indrindra; ka hampitsimohiny tokoa ny famonjena ahy rehetra sy ny sitraky ny fony rehetra. Oui, ma maison est stable auprès de Dieu : il a fait avec moi une alliance éternelle, réglée en tout et bien assurée; ne fait-il pas germer tout mon salut et tout mon plaisir ?
2Sm / 2Sam 23:6 But the sons of Belial shall be all of them as thorns thrust away, because they cannot be taken with hands: Fa ny tena ratsy fanahy rehetra kosa dia tahaka ny tsilo ariana, Fa tsy azo raisin' ny tanana izy; Fa ny olon' i Beliala rehetra kosa, dia toy ny tsilo arian' ny olona: tsy fandrain-tanana izy; Mais les gens de Bélial sont tous comme l'épine qu' on rejette, car on ne les prend pas avec la main :
2Sm / 2Sam 23:7 But the man that shall touch them must be fenced with iron and the staff of a spear; and they shall be utterly burned with fire in the same place. Ary ny olona izay mikasika azy Dia tsy maintsy mitondra vy sy zaran-defona; Ary hodorana amin' ny afo avokoa amin' izay itoerany ireny. fa tsy maintsy mitondra vy na zaran-defona izay olona mikasika azy; ary dorana amin' ny afo eo ihany izy. personne ne les touche, sinon avec un fer ou le bois d' une lance, et ils sont brûlés au feu.
2Sm / 2Sam 23:8 These be the names of the mighty men whom David had: The Tachmonite that sat in the seat, chief among the captains; the same was Adino the Eznite: he lift up his spear against eight hundred, whom he slew at one time. Ary izao no anaran' ny lehilahy maherin' i Davida: Joseba-basebeta Takemonita no lehiben' ny mpanafika malaza; izy ilay Edino Eznita izay namely ny valon-jato lahy ka nahafaty azy tamin' ny ady indray mandeha monja. Izao no anaran' ny lehilahy mahery izay eo amin' i Davida: Jesboama zanak' i Hakamoni, no filohan' ny manam-boninahitra. Nampandihy ny lefony tamin' ny olona valon-jato lahy, izay nataony maty tamin' ny indray mandeha monja, izy. Voici les noms des preux de David : Ishbaal le Hakmonite, chef des Trois, c' est lui qui brandit sa lance sur huit cents victimes en une seule fois.
2Sm / 2Sam 23:9 And after him was Eleazar the son of Dodo the Ahohite, one of the three mighty men with David, when they defied the Philistines that were there gathered together to battle, and the men of Israel were gone away: Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak' i Dodo, zanak' i Ahohita, anankiray amin' izy telo lahy mahery teo amin' i Davida, raha nihaika ny Filistina izay niangona hiady ireo, ka niakatra ny lehilahy amin' ny Isiraely; Ny manarakaraka azy dia Eleazara zanak' i Dodao zanak' i Ahohì. Io no anankiray amin' izy telo lahy mahery niaraka tamin' i Davida raha ilay mihaika ny Filistina tafakambana mba hiady iny izy ireo, Après lui, Éléazar fils de Dodo, l' Ahohite, l' un des trois preux. Il était avec David à Pas-Dammim quand les Philistins s' y rassemblèrent pour le combat et que les hommes d' Israël se retirèrent devant eux.
2Sm / 2Sam 23:10 He arose, and smote the Philistines until his hand was weary, and his hand clave unto the sword: and the Lord wrought a great victory that day; and the people returned after him only to spoil. dia nitsangana Eleazara ka namely ny Filistina mandra-pahavizan' ny tànany ka efa niraikitra tamin' ny sabatra; ary Jehovah nanao famonjena lehibe tamin' izany andro izany, ka ny haka babo ihany no sisa nanarahan' ny olona azy. fa niakatra nihemotra kosa ny lehilahy amin' Israely. Nitsangana namely ny Filistina izy mandra-pahavizan' ny tànany, sy efa nihidy velona tamin' ny sabatra. Nanao famonjen-dehibe Iaveh tamin' izay andro izay, ka nandroso indray nanaraka an' i Eleazara ny vahoaka fa tsy nanao afa-tsy ny manangona ny zavatra babo izy ireo. Mais lui tint bon et frappa les Philistins, jusqu'à ce que sa main engourdie se crispât sur l'épée. Yahvé opéra une grande victoire, ce jour-là, et l' armée revint derrière lui, mais seulement pour détrousser.
2Sm / 2Sam 23:11 And after him was Shammah the son of Agee the Hararite. And the Philistines were gathered together into a troop, where was a piece of ground full of lentiles: and the people fled from the Philistines. Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak' i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin' ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy, Manarakaraka io, dia Semà, zanak' i Age, Hararita. Tafakambana ho antokony iray ny Filistina; nisy toerana anankiray, feno voanemba maniry teo, ary vaky nandositra teo anoloan' ny Filistina ny vahoaka. Après lui Shamma fils d'Éla, le Hararite. Les Philistins étaient rassemblés à Léhi. Il y avait là un champ tout en lentilles; l' armée prit la fuite devant les Philistins,
2Sm / 2Sam 23:12 But he stood in the midst of the ground, and defended it, and slew the Philistines: and the Lord wrought a great victory. dia nijanona teo afovoan' io tany io kosa izy ka nahazo io ary namono ny Filistina; ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah. Fa lasa teo afovoan' io saha io Semà, dia narovany tsy hidiran' ny Filistina ary noreseny izy ireo. Ary nanao famonjen-dehibe Iaveh. mais lui se posta au milieu du champ, le préserva et battit les Philistins. Yahvé opéra une grande victoire.
2Sm / 2Sam 23:13 And three of the thirty chief went down, and came to David in the harvest time unto the cave of Adullam: and the troop of the Philistines pitched in the valley of Rephaim. Ary nisy telo lahy samy malaza avy tamin' ny telo-polo lahy nidina ka tonga tao amin' i Davida tao amin' ny zohin' i Adolama nony fararano; ary ny miaramilan' ny Filistina nitoby teo amin' ny Lohasahan' ny Refaita. Tamin' ny Filistina nitoby tao an-dohasahan' ny Refaima dia nisy telo lahy tamin' ireo Kapiteny telopolo, nidina nankany amin' i Davida, tao an-johin' i Odolama tamin' ny fotoam-pijinjana. Trois d' entre les Trente descendirent et vinrent, au début de la moisson, vers David à la grotte d' Adullam, tandis qu' une compagnie de Philistins campait dans le val des Rephaïm.
2Sm / 2Sam 23:14 And David was then in an hold, and the garrison of the Philistines was then in Bethlehem. Ary Davida dia tao amin' ny batery fiarovana tamin' izay, ary ny miaramilan' ny Filistina kosa dia tao Betlehema. Tao amin' ny trano mimanda Davida, tamin' izay, ary nisy antoko miaramilan' ny Filistina anankiray tao Betleema. David était alors dans le refuge et un poste de Philistins se trouvait à Bethléem.
2Sm / 2Sam 23:15 And David longed, and said, Oh that one would give me drink of the water of the well of Bethlehem, which is by the gate! Ary Davida naniry ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hampisotro rano ahy avy amin' ny fantsakana ao Betlehema, ilay ao akaikin' ny vavahady! Nanam-paniriana Davida, ka nanao hoe: Iza no mba hampisotro ahy ny rano avy amin' ny famorian-drano ao am-bavahadin' i Betleema? David exprima ce désir : " Qui me fera boire l' eau du puits qui est à la porte de Bethléem! "
2Sm / 2Sam 23:16 And the three mighty men brake through the host of the Philistines, and drew water out of the well of Bethlehem, that was by the gate, and took it, and brought it to David: nevertheless he would not drink thereof, but poured it out unto the Lord. Ary ireo telo lahy mahery namaky teo amin' ny miaramilan' ny Filistina ka nanovo rano tamin' ny fantsakana tao Betlehema, izay teo anilan' ny vavahady, dia nentiny ho any amin' i Davida; kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an' i Jehovah iny. Niaraka tamin' izay, dia namakivaky ny tobin' ny Filistina ireto lehilahy mahery telo lahy, ka nanovo rano teo amin' ny famorian-drano ao am-bavahadin' i Betleema; dia noraisiny sy nentiny nankeo amin' i Davida. Kanjo tsy nety nisotro Davida fa nataony fanatitra araraka ho an' ny Tompo izany, fa hoy izy: Les trois preux, s' ouvrant un passage au travers du camp philistin, tirèrent de l' eau au puits qui est à la porte de Bethléem; ils l' emportèrent et l' offrirent à David, mais il ne voulut pas en boire et il la répandit en libation à Yahvé.
2Sm / 2Sam 23:17 And he said, Be it far from me, O Lord, that I should do this: is not this the blood of the men that went in jeopardy of their lives? therefore he would not drink it. These things did these three mighty men. Fa hoy Davida: Sanatria, Jehovah ô, raha hanao izany aho; tsy ran' ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon' ireo telo lahy mahery ireo. Sanatria ahy ny hanao izany, ry Iaveh ô! Satria inona ity fa tsy ny ran' ireo olona nandeha nanao vy very ny ainy! Ka dia tsy nety nisotro izany izy. Izany no nataon' izy telo lahy mahery ireo. Il dit : " Que Yahvé me garde de faire cela! C' est le sang des hommes qui sont allés risquer leur vie! " Il ne voulut pas boire. Voilà ce qu' ont fait ces trois preux.
2Sm / 2Sam 23:18 And Abishai, the brother of Joab, the son of Zeruiah, was chief among three. And he lifted up his spear against three hundred, and slew them, and had the name among three. Ary Abisay, rahalahin' i Joaba, zanak' i Zeroia, no lehibe amin' izy telo lahy, ary izy namely ny telon-jato lahy tamin' ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin' izy telo lahy. Abisaia rahalahin' i Joaba zanak' i Sarvià dia filohan' ny manam-boninahitra koa. Nampandihy ny lefony tamin' ny lehilahy telon-jato lahy, ka nahafaty ireo, ka nahazo laza tamin' izy telo lahy ireo. Abishaï, frère de Joab et fils de Çeruya, était chef des Trente. C' est lui qui brandit sa lance sur trois cents victimes et se fit un nom parmi les Trente.
2Sm / 2Sam 23:19 Was he not most honourable of three? therefore he was their captain: howbeit he attained not unto the first three. Tsy izy va no be voninahitra noho izy telo lahy? Fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby ny telo lahy teo izy. Izy no malaza indrindra tamin' izy telo lahy ireo ka lehiben' izy ireo. Nefa tsy nahomby irerý telo lahy voalohany izy. Il fut plus illustre que les Trente et devint leur capitaine, mais il ne fut pas compté parmi les Trois.
2Sm / 2Sam 23:20 And Benaiah the son of Jehoiada, the son of a valiant man, of Kabzeel, who had done many acts, he slew two lionlike men of Moab: he went down also and slew a lion in the midst of a pit in time of snow: Ary Benaia, zanak' i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabezela, izay nahavita asa be, izy no namono ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy no nidina ka namono ny liona tao an-davaka fantsakana tamin' ilay andro nisy oram-panala iny; Banaiasa zanak' i Joiadasa zanaky ny lehilahy anankiray mahery sy naneho herim-po lehibe matetika, avy any Kabseela, dia namely ireo ariela roa lahy avy any Moaba. Indray andro, nisy oram-panala, dia nidina izy ka namely ilay liona tamin' ny lavaka famorian-drano. Benayahu fils de Yehoyada, un brave, prodigue en exploits, originaire de Qabçéel, c' est lui qui abattit les deux héros de Moab, et c' est lui qui descendit et abattit le lion dans la citerne, un jour de neige.
2Sm / 2Sam 23:21 And he slew an Egyptian, a goodly man: and the Egyptian had a spear in his hand; but he went down to him with a staff, and plucked the spear out of the Egyptian' s hand, and slew him with his own spear. ary izy koa no namono ilay Egyptiana makadiry be; ary ilay Egyptiana nitondra lefona teny an-tànany, nefa namorotsahan' i Benaia tamin' ny tehiny ihany izy, dia nosarihany ny lefona teny an-tànan' ilay Egyptiana, ka iny lefony iny ihany no namonoany azy. Namono ny Ejipsiana anankiray mahatsiravin' endrika izy; lefona no teny an-tànan' ilay Ejipsiana. Izy kosa nidina nankany aminy nitondra tehina, ary ny lefona teny an-tànan' ny Ejipsiana no notsoahany ka ny lefony ihany no namelezany azy. C' est lui aussi qui abattit un Égyptien de grande taille. L'Égyptien avait en main une lance, mais il descendit contre lui avec un bâton, arracha la lance de la main de l'Égyptien et tua celui-ci avec sa propre lance.
2Sm / 2Sam 23:22 These things did Benaiah the son of Jehoiada, and had the name among three mighty men. Izany no nataon' i Benaia, zanak' i Joiada, ary tamin' izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. Izany no nataon' i Banaiasa, zanak' i Joiadasa, Voilà ce qu' accomplit Benayahu fils de Yehoyada, et il se fit un nom parmi les Trente preux.
2Sm / 2Sam 23:23 He was more honourable than the thirty, but he attained not to the first three. And David set him over his guard. Izy no nalaza noho ny telo-polo lahy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy. Ary Davida nanendry azy ho isan' ny mpanolo-tsaina azy. ary nanan-daza tamin' izy telo lahy mahery izy. Nalaza noho izy telopolo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy irery izy. Noraisin' i Davida ho isan' ny mpanolo-tsaina azy izy. Il fut plus illustre que les Trente, mais il ne fut pas compté parmi les Trois; David le mit à la tête de sa garde personnelle.
2Sm / 2Sam 23:24 Asahel the brother of Joab was one of the thirty; Elhanan the son of Dodo of Bethlehem, Asahela, rahalahin' i Joaba, no anankiray amin' ny telo-polo, ary Elanana, zanak' i Dodo, avy any Betlehema, Isan' izy telopolo lahy: Asaela, rahalahin' i Joaba; Elkanàna, zanak' i Dodao, avy any Betleema; Asahel, frère de Joab, faisait partie des Trente. Elhanân fils de Dodo, de Bethléem.
2Sm / 2Sam 23:25 Shammah the Harodite, Elika the Harodite, Sama Harodita, Elika Harodita, Semà avy any Haroda; Elikà avy any Haroda; Shamma, de Harod. Éliqa, de Harod.
2Sm / 2Sam 23:26 Helez the Paltite, Ira the son of Ikkesh the Tekoite, Heleza Paltita, Ira, zanak' Ikesy Tekoita, Helesa avy any Falty; Hirà zanak' i Aksesa, avy any Tekoe; Héleç, de Bet-Pélèt. Ira fils d' Iqqèsh, de Teqoa.
2Sm / 2Sam 23:27 Abiezer the Anethothite, Mebunnai the Hushathite, Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita, Abiesera, avy any Anatota; Mebonaia, Hosatita; Abiézer, d' Anatot. Sibbekaï, de Husha.
2Sm / 2Sam 23:28 Zalmon the Ahohite, Maharai the Netophathite, Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita, Selmona, Ahohita; Maharaia avy any Netofah; Çalmon, d' Ahoh. Mahraï, de Netopha.
2Sm / 2Sam 23:29 Heleb the son of Baanah, a Netophathite, Ittai the son of Ribai out of Gibeah of the children of Benjamin, Haleba, zanak' i Bana Netofatita, Itahy, zanak' i Ribay, avy any Gibean' ny taranak' i Benjamina, Heleda zanak' i Baanà, avy any Netofah; Etaia zanak' i Ribaia, avy any Gabaan' ny taranak' i Benjamina; Héled fils de Baana, de Netopha. Ittaï fils de Ribaï, de Gibéa de Benjamin.
2Sm / 2Sam 23:30 Benaiah the Pirathonite, Hiddai of the brooks of Gaash, Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin' ny lohasahan-driak' i Gasy, Banaia, avy any Farataona; Hedaia avy any an-dohasahan' i Gaasa, Benayahu, de Piréatôn. Hiddaï, des Torrents de Gaash.
2Sm / 2Sam 23:31 Abialbon the Arbathite, Azmaveth the Barhumite, Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita, Abi-Albona, avy any Arabà; Azmaveta avy any Beroma; Abibaal, de Bet-ha-Araba. Azmavèt, de Bahurim.
2Sm / 2Sam 23:32 Eliahba the Shaalbonite, of the sons of Jashen, Jonathan, Eliaba Salbonita, tamin' ny zanak' i Jasena, Jonatana, Eliaba, avy any Salabona; Bene-Yasena; Jonatàna; Élyahba, de Shaalbôn. Yashèn, de Gimzo. Yehonatân
2Sm / 2Sam 23:33 Shammah the Hararite, Ahiam the son of Sharar the Hararite, Sama Hararita, Ahiama, zanak' i Sarara Hararita, Semà, Haratita; Ahiama, zanak' i Sarara, Haratita; fils de Shamma, de Harar. Ahiam fils de Sharar, de Harar.
2Sm / 2Sam 23:34 Eliphelet the son of Ahasbai, the son of the Maachathite, Eliam the son of Ahithophel the Gilonite, Elifeleta, zanak' i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak' i Ahitofela Gilonita, Elifeleta, zanak' i Asbaia zana-Makatiana anankiray; Eliama zanak' i Akitofela, avy any Gilao; Éliphélèt fils d' Ahasbaï, de Bet-Maaka. Éliam fils d' Ahitophel, de Gilo.
2Sm / 2Sam 23:35 Hezrai the Carmelite, Paarai the Arbite, Hezray Karmelita, Paray Arbita, Hesraia avy any Karmela; Faraia avy any Arbia. Hèçraï, de Karmel. Paaraï, d' Arab.
2Sm / 2Sam 23:36 Igal the son of Nathan of Zobah, Bani the Gadite, Jigala, zanak' i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita, Igala zanak' i Natàna, avy any Sobà; Bonì, avy any Gada. Yigéal fils de Natân, de Çoba. Bani, le Gadite.
2Sm / 2Sam 23:37 Zelek the Ammonite, Nahari the Beerothite, armourbearer to Joab the son of Zeruiah, Zaleka Amonita, Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian' i Joaba, zanak' i Zeroia, Seleka, Amonita, Nahanaia avy any Berota, mpitondra fiadian' i Joaba zanak' i Sarvià; Çéleq, l' Ammonite. Nahraï, de Béérot, écuyer de Joab fils de Çeruya.
2Sm / 2Sam 23:38 Ira an Ithrite, Gareb an Ithrite, Ira Jitrita, Gareba Jitrita, Irà, avy any Jetera; Ira, de Yattir. Gareb, de Yattir.
2Sm / 2Sam 23:39 Uriah the Hittite: thirty and seven in all. Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan' izy rehetra. Oria, Heteana. Fito amby telopolo no tontaliny. Urie, le Hittite. En tout trente-sept.

<-
->