Chapitres et versets citant Barabasy

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 27.16 And they had then a notable prisoner, called Barabbas. Ary tamin' izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy. Ary tamin' izay dia nisy mpifatotra anankiray malaza atao hoe Barabasy, On avait alors un prisonnier fameux, nommé Barabbas.
Mat / Mt 27.17 Therefore when they were gathered together, Pilate said unto them, Whom will ye that I release unto you? Barabbas, or Jesus which is called Christ? Koa nony tafangona teo ny olona, dia hoy Pilato taminy: Iza moa no tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy, Izay atao hoe Kristy? ka rahefa nivory ny vahoaka, dia hoy Pilaty taminy: Iza no tianareo halefako ho anareo, Barabasy sa Jeso izay atao hoe Kristy? Pilate dit donc aux gens qui se trouvaient rassemblés : " Lequel voulez-vous que je vous relâche, Barabbas, ou Jésus que l' on appelle Christ ? "
...............
Mat / Mt 27.20 But the chief priests and elders persuaded the multitude that they should ask Barabbas, and destroy Jesus. Ary ny lohan' ny mpisorona mbamin' ny loholona nitaona ny vahoaka mba hangataka an' i Barabasy ary hamono an' i Jesosy. Tamin' izay ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona nahatarika ny vahoaka hangataka an' i Barabasy sy hampamono an' i Jeso. Cependant, les grands prêtres et les anciens persuadèrent aux foules de réclamer Barabbas et de perdre Jésus.
Mat / Mt 27.21 The governor answered and said unto them, Whether of the twain will ye that I release unto you? They said, Barabbas. Fa ny governora namaly ka nanao taminy hoe: Iza moa amin' izy roa lahy no tianareo halefako ho anareo? Dia hoy izy: Barabasy. Dia niteny indray ny governora nanao hoe: Iza no tianareo halefako ho anareo amin' izy roa lahy? Barabasy, hoy izy ireo. Prenant la parole, le gouverneur leur dit : " Lequel des deux voulez-vous que je vous relâche ? " Ils dirent : " Barabbas. "
...............
Mat / Mt 27.26 Then released he Barabbas unto them: and when he had scourged Jesus, he delivered him to be crucified. Ary dia nandefa an' i Barabasy ho an' ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin' ny hazo fijaliana. Tamin' izay dia nalefany Barabasy, ary Jeso nony efa nasainy nokapohina dia natolony azy hofantsihana amin' ny hazo fijaliana. Alors il leur relâcha Barabbas ; quant à Jésus, après l' avoir fait flageller, il le livra pour être crucifié.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 15.7 And there was one named Barabbas, which lay bound with them that had made insurrection with him, who had committed murder in the insurrection. Ary nisy anankiray ilay atao hoe Barabasy, nifatotra tao mbamin' ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin' ny fikomiana. ka nisy kosa lehilahy iray atao hoe Barabasy niara-nifatotra tamin' ny mpikomy namany, satria nahafaty olona tamin' ny fikomiana. Or, il y avait en prison le nommé Barabbas, arrêté avec les émeutiers qui avaient commis un meurtre dans la sédition.
...............
Mar / Mk 15.11 But the chief priests moved the people, that he should rather release Barabbas unto them. Fa ny lohan' ny mpisorona nanome fo ny vahoaka, fa aleo Barabasy no halefan' i Pilato ho azy. Kanjo ny mpisorona namoky ny vahoaka fa aleo Barabasy no halefany ho azy. Cependant, les grands prêtres excitèrent la foule à demander qu' il leur relâchât plutôt Barabbas.
...............
Mar / Mk 15.15 And so Pilate, willing to content the people, released Barabbas unto them, and delivered Jesus, when he had scourged him, to be crucified. Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin' ny vahoaka, ka dia nandefa an' i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony azy mba hohomboana amin' ny hazo fijaliana. Ary noho Pilaty te-hahazo sitraka amin' ny vahoaka, dia nandefa an' i Barabasy ho azy izy, ary nampikapoka an' i Jeso sy nanolotra azy hofantsihana tamin' ny hazo fijaliana. Pilate alors, voulant contenter la foule, leur relâcha Barabbas et, après avoir fait flageller Jésus, il le livra pour être crucifié.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 23.18 And they cried out all at once, saying, Away with this man, and release unto us Barabbas: Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay! Kanjo indray niredona ny vahoaka niantso hoe: Vonoy io, fa Barabasy alefaso ho anay. Mais eux se mirent à pousser des cris tous ensemble : " A mort cet homme ! Et relâche-nous Barabbas. "
Lio / Lk 23.19 (Who for a certain sedition made in the city, and for murder, was cast into prison.) Nefa natao tao an-tranomaizina io Barabasy io noho ny fikomiana tao an-tanàna sy ny vonoan-olona. Barabasy anefa dia natao an-tranomaizina, satria sendra nisy fikomiana tao an-tanàna, ka namono olona izy. Ce dernier avait été jeté en prison pour une sédition survenue dans la ville et pour meurtre.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 18.40 Then cried they all again, saying, Not this man, but Barabbas. Now Barabbas was a robber. Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy Ilehio, fa Barabasy; koanefa jiolahy Barabasy. Fa nihorakoraka indray izy rehetra ka nanao hoe: Tsy izy, fa Barabasy. Kanefa jiolahy Barabasy. Alors ils vociférèrent de nouveau, disant : " Pas lui, mais Barabbas ! " Or Barabbas était un brigand.