Chapitres et versets citant Hadada

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 25.15 Hadar, and Tema, Jetur, Naphish, and Kedemah: sy Hadada sy Tema sy Jetora sy Nafisy ary Kedema. Hadada, Temà, Jetora, Nafisy ary Sedmà. Hadad, Téma, Yetur, Naphish et Qédma.
...............
Gen / Jen 36.35 And Husham died, and Hadad the son of Bedad, who smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Maty Hosama, ary nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Nadada, ilay nandresy an' i Madiana, tany amin' ny tanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Husham mourut et à sa place régna Hadad, fils de Bedad, qui battit les Madianites dans les champs de Moab, et sa ville s' appelait Avvit.
Gen / Jen 36.36 And Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his stead. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. Maty Hadada, ary Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka namdimby azy. Hadad mourut et à sa place régna Samla, de Masréqa.
...............
Gen / Jen 36.39 And Baalhanan the son of Achbor died, and Hadar reigned in his stead: and the name of his city was Pau; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. Maty Balanàna, zanak' i Akora, dia nanjaka nandimby azy Hadara, ka ny anaran' ny tanànany dia Faho ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. Baal-Hanân, fils d' Akbor, mourut et à sa place régna Hadad; sa ville s' appelait Paü; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred, de Mé-Zahab.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.14 And the Lord stirred up an adversary unto Solomon, Hadad the Edomite: he was of the king' s seed in Edom. Ary Jehovah nanangana fahavalo hanohitra an' i Solomona, dia Hadada Edomita, tamingan' ny mpanjakan' i Edoma. Nananganan' ny Tompo fahavalo Salomona, dia Adada Edomita, tamingam-panjakan' i Edoma. Yahvé suscita un adversaire à Salomon : l'Édomite Hadad, de la race royale d'Édom.
...............
1Mp 11.17 That Hadad fled, he and certain Edomites of his father' s servants with him, to go into Egypt; Hadad being yet a little child. dia nandositra Hadada sy ny Edomita, sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin' izay. Tamin' izany Adada niara-nandositra tamin' ny Edomita sasany, izay isan' ny mpanompon-drainy, mba ho any Ejipta. Mbola zazalahy tanora Adada fahizay. Hadad s'était enfui en Égypte avec des Édomites au service de son père. Hadad était alors un jeune garçon.
1Mp 11.18 And they arose out of Midian, and came to Paran: and they took men with them out of Paran, and they came to Egypt, unto Pharaoh king of Egypt; which gave him an house, and appointed him victuals, and gave him land. Ary niainga niala tany Midiana ireo ka tonga tany Parana; dia naka olona avy tany Parana homba azy izy ka nankany Egypta ho any amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, izay nanome azy trano sy tany sady nilaza hanome hanina azy koa. Nony niala tany Madiana izy, dia nankany Farana, ary naka olona avy tao Farana hiaraka aminy izy ireo, dia tonga tany Ejipta ao amin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, ka nomen' izy io trano Adada, namononany fivelomana, sady notolorany tany. Ils partirent de Madiân et arrivèrent à Parân ; ils prirent avec eux des hommes de Parân et allèrent en Égypte auprès de Pharaon, roi d'Égypte, qui lui donna une maison, assura son entretien et lui assigna une terre.
1Mp 11.19 And Hadad found great favour in the sight of Pharaoh, so that he gave him to wife the sister of his own wife, the sister of Tahpenes the queen. Ary Hadada nahita fitia fatratra teo imason' i Farao, ka dia ny rahavavin' i Tapanesa, vadin' ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny. Nahita fitia teo imason' i Faraona tokoa Adada, fa nomeny ho vadiny aza ny rahavavin' ny vadiny, dia ny rahavavin' i Tafnesa mpanjakavavy. Hadad jouit d' une grande faveur auprès de Pharaon, qui lui fit épouser la soeur de sa femme, la soeur de Tahpnès la Grande Dame.
1Mp 11.20 And the sister of Tahpenes bare him Genubath his son, whom Tahpenes weaned in Pharaoh' s house: and Genubath was in Pharaoh' s household among the sons of Pharaoh. Ary ny rahavavin' i Tapanesa niteraka zazalahy tamin' i Hadada, dia Genobata, izay notazan' i Tapanesa tao an-tranon' i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin' ny zanakalahin' i Farao tao an-dapa. Nitera-dahy taminy ny rahavavin' i Tafnesa, dia Genobata, izay notazain' i Tafnesa tao an-tranon' i Faraona, dia nipetraka tao an-tranon' i Faraona Genobata teo afovoan' ny zanak' i Faraona. La soeur de Tahpnès lui enfanta son fils Genubat, que Tahpnès éleva dans le palais de Pharaon, et Genubat vécut dans le palais de Pharaon, parmi les enfants de Pharaon.
1Mp 11.21 And when Hadad heard in Egypt that David slept with his fathers, and that Joab the captain of the host was dead, Hadad said to Pharaoh, Let me depart, that I may go to mine own country. Ary rehefa ren' i Hadada tany Egypta fa Davida lasa nody mandry any amin' ny razany, sady maty koa Joaba, komandin' ny miaramila, dia hoy izy tamin' i Farao: Alefaso aho hody any amin' ny tanin-drazako. Nony ren' i Adada, tany Ejipta, fa hoe nodimandry any amin' ny razany Davida, ary maty koa Joaba filohan' ny tafika, dia hoy izy tamin' i Faraona: Avelao aho hody any amin' ny taniko. Quand Hadad apprit, en Égypte, que David s'était couché avec ses pères et que Joab, chef de l' armée, était mort, il dit à Pharaon : " Laisse-moi partir, que j' aille dans mon pays. "
...............
1Mp 11.25 And he was an adversary to Israel all the days of Solomon, beside the mischief that Hadad did: and he abhorred Israel, and reigned over Syria. Ary izy koa dia fahavalon' ny Isiraely tamin' ny andron' i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon' i Hadada; eny, nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria. Nandritra ny andro rehetra niainan' i Salomona, dia nitsangan-ko fahavalon' Israely, nanampy ny ratsy nafitsok' i Adada, ary nankahala an' Israely. Nanjaka tamin' i Siria izy. Voici le mal que fit Hadad : il eut Israël en aversion et il régna sur Édom. Il fut un adversaire d' Israël pendant toute la vie de Salomon.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.30 Mishma, and Dumah, Massa, Hadad, and Tema, sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema Masmà, Domà, Masà, Hadada, Temà, Mishma, Duma, Massa, Hadad, Téma,
...............
1Tt / 1Tan 1.46 And when Husham was dead, Hadad the son of Bedad, which smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. Husham mourut et à sa place régna Hadad, fils de Bedad, qui battit les Madianites dans les Champs de Moab; sa ville s' appelait Avvit.
1Tt / 1Tan 1.47 And when Hadad was dead, Samlah of Masrekah reigned in his stead. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. Maty Hadada, ka Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy. Hadad mourut et à sa place régna Samla de Masréqa.
...............
1Tt / 1Tan 1.50 And when Baalhanan was dead, Hadad reigned in his stead: and the name of his city was Pai; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. Maty Balanana ka Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. Baal-Hanân mourut et à sa place régna Hadad. Sa ville s' appelait Paï; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred de Mé-Zahab.
1Tt / 1Tan 1.51 Hadad died also. And the dukes of Edom were; duke Timnah, duke Aliah, duke Jetheth, Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen' i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny, Ary maty Hadada. Ny loham-pirenen' i Edoma dia ireto: Tamna loham-pirenena, Alva loham-pirenena, Jeteta loham-pirenena, Hadad mourut et il y eut alors des chefs en Édom : le chef Timna, le chef Alya, le chef Yetèt,
...............
1Tt / 1Tan 6.27 Eliab his son, Jeroham his son, Elkanah his son. zanakalahin' i Etana, zanakalahin' i Zima, zanakalahin' i Simey, zanak' i Adada, zanak' i Etàna, zanak' i Zammà, fils d'Étân, fils de Zimma, fils de Shiméï,

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 12.11 In that day shall there be a great mourning in Jerusalem, as the mourning of Hadadrimmon in the valley of Megiddon. Amin' izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema toy ny fisaonana tao Hadadrimona eo amin' ny lohasaha Megido. Amin' izany andro izany, ao Jerosalema, hisy fisaonana lehibe toy ny fisaonana tao Adadremona, amin' ny lohasahan' i Magedao. En ce jour-là grandira la lamentation dans Jérusalem, comme la lamentation de Hadad Rimmôn, dans la plaine de Megiddôn.