Chapitres et versets citant Heveana

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.17 And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita ny Heveana, ny Araseana, ny Sineana, le Hivvite, l' Arqite, le Sinite,
...............
Gen / Jen 34.2 And when Shechem the son of Hamor the Hivite, prince of the country, saw her, he took her, and lay with her, and defiled her. Ary nahita azy Sekema, zanakalahin' i Hamora Hivita, andriana tamin' izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy. Ka hitan' i Sikema zanak' i Hemora, Heveana, andriana tamin' izany tany izany, dia notsoahany, ka niray fandriana ary nanao an-kery taminy izy. Sichem, le fils de Hamor le Hivvite, prince du pays, la vit et, l' ayant enlevée, il coucha avec elle et lui fit violence.
...............
Gen / Jen 36.2 Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite; Esao naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita, dia Ada, zanak' i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak' i Ana, zanakavavin' i Zibona Hivita, Adà, zanakavavin' i Elona, Heteana, Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, Heveana; Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan : Ada, la fille d'Élôn le Hittite, Oholibama, la fille d' Ana, fils de Çibéôn le Horite,

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 3.8 And I am come down to deliver them out of the hand of the Egyptians, and to bring them up out of that land unto a good land and a large, unto a land flowing with milk and honey; unto the place of the Canaanites, and the Hittites, and the Amorites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites. dia efa nidina Aho izao hamonjy azy amin' ny tanan' ny Egyptiana ka hitondra azy hiakatra hiala amin' izany tany izany ho any amin' izay tany soa sy malalaka, dia any amin' izay tany tondra-dronono sy tantely, any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Ka hidina aho hamonjy azy amin' ny tànan' ny Ejipsiana, hitondra azy miakatra avy amin' ity tany ity, ho any amin' ny tany mahavokatra sy malalaka, tany tondra-dronono aman-tantely, dia any amin' ny tany onenan' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana. Je suis descendu pour le délivrer de la main des Égyptiens et le faire monter de cette terre vers une terre plantureuse et vaste, vers une terre qui ruisselle de lait et de miel, vers la demeure des Cananéens, des Hittites, des Amorites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens.
...............
Eks 3.17 And I have said, I will bring you up out of the affliction of Egypt unto the land of the Canaanites, and the Hittites, and the Amorites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites, unto a land flowing with milk and honey. ary hoy Izaho: Hitondra anareo hiakatra Aho ho afaka amin' ny fahoriana atý Egypta ho any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ho any amin' izay tany tondra-dronono sy tantely. Ka hoy aho: Hoentiko hianareo hiakatra avy any Ejipta, izay hamoretana anareo, ho any amin' ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana, any amin' ny tany tondra-dronono aman-tantely. alors j' ai dit : Je vous ferai monter de l' affliction d'Égypte vers la terre des Cananéens, des Hittites, des Amorites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens, vers une terre qui ruisselle de lait et de miel. "
...............
Eks 13.5 And it shall be when the Lord shall bring thee into the land of the Canaanites, and the Hittites, and the Amorites, and the Hivites, and the Jebusites, which he sware unto thy fathers to give thee, a land flowing with milk and honey, that thou shalt keep this service in this month. Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay nianianany tamin' ny razanao homena anao, dia tany tondra-dronono sy tantely, dia hanao izany fanompoana izany ianao amin' izao volana izao. Ary raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo anao any amin' ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Heveana ary ny Jeboseana, izay nianianany tamin' ny razanao homeny anao, tany tondra-dronono aman-tantely, dia hataonao izany fomba masina izany, amin' ny volana toy izao. Quand Yahvé t' aura fait entrer dans la terre des Cananéens, des Hittites, des Amorites, des Hivvites et des Jébuséens, qu' il a juré à tes pères de te donner, terre qui ruisselle de lait et de miel, tu pratiqueras ce rite en ce même mois.
...............
Eks 23.23 For mine Angel shall go before thee, and bring thee in unto the Amorites, and the Hittites, and the Perizzites, and the Canaanites, the Hivites, and the Jebusites: and I will cut them off. Fa handeha eo alohanao ny Anjeliko ka hitondra anao any amin' ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hivita ary ny Jebosita; ary dia hofongorako ireny, Fa handeha eo alohanao ny anjeliko hitondra anao ho any amin' ny Amoreana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Kananeana, ny Heveana ary ny Jeboseana, dia haringako ireny. Mon ange ira devant toi et te mènera chez les Amorites, les Hittites, les Perizzites, les Cananéens, les Hivvites, les Jébuséens, et je les exterminerai.
...............
Eks 23.28 And I will send hornets before thee, which shall drive out the Hivite, the Canaanite, and the Hittite, from before thee. Ary hampandeha fanenitra eo alohanao Aho, ka handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao ireny. Handefa fanenitra hialoha anao aho, ka horoahin' ireny handositra ny tavanao ny Heveana, ny Kananeana mbamin' ny Heteana. J' enverrai devant toi des frelons qui chasseront les Hivvites, les Cananéens et les Hittites devant toi.
...............
Eks 33.2 And I will send an angel before thee; and I will drive out the Canaanite, the Amorite, and the Hittite, and the Perizzite, the Hivite, and the Jebusite: Ary haniraka Anjely Aho hitarika anao eo aloha (ka horoahiko ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita), Haniraka anjely eo alohanao aho, ary handroaka ny Kananeana, ny Amoreana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Heveana ary Jeboseana. J' enverrai un ange devant toi et j' expulserai les Cananéens, les Amorites, les Hittites, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens.
...............
Eks 34.11 Observe thou that which I command thee this day: behold, I drive out before thee the Amorite, and the Canaanite, and the Hittite, and the Perizzite, and the Hivite, and the Jebusite. Tandremo izay andidiako anao anio; indro, efa horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Tandremo izao andidiako anao anio izao: Indro horoahiko eo anoloanao ny Amoreana, ny Kananeana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana. Observe donc ce que je te commande aujourd' hui. Je vais chasser devant toi les Amorites, les Cananéens, les Hittites, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.23 And the Avims which dwelt in Hazerim, even unto Azzah, the Caphtorims, which came forth out of Caphtor, destroyed them, and dwelt in their stead.) ary ny amin' ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan' ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy). Ny Heveana izay nonina tamin' ny vohitra hatrany Gaza koa, dia naringan' ny Kaftorima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny. Ainsi encore des Avvites, qui habitaient des camps jusqu'à Gaza : les Kaphtorim, venus de Kaphtor, les exterminèrent et s'établirent à leur place.
Deo / Dt 7.1 When the Lord thy God shall bring thee into the land whither thou goest to possess it, and hath cast out many nations before thee, the Hittites, and the Girgashites, and the Amorites, and the Canaanites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites, seven nations greater and mightier than thou; Rehefa entin' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tafiditra any amin' ny tany izay efa hidiranao holovana, ary firenena maro no voaroakany hiala eo anoloanao, dia ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, dia firenena fito izay lehibe sy mahery noho ianao. Raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo Andriamanitrao anao any amin' ny tany halehanao hakana azy ho fanananao, ary firenena maro no efa voaroakany eo anoloanao, ny Heteana, ny Gergeseana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Fereseana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, ny firenena fito, maro isa sady mahery noho hianao, Lorsque Yahvé ton Dieu t' aura fait entrer dans le pays dont tu vas prendre possession, des nations nombreuses tomberont devant toi : les Hittites, les Girgashites, les Amorites, les Cananéens, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens, sept nations plus nombreuses et plus puissantes que toi.
...............
Deo / Dt 20.17 But thou shalt utterly destroy them; namely, the Hittites, and the Amorites, the Canaanites, and the Perizzites, the Hivites, and the Jebusites; as the Lord thy God hath commanded thee: Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao, Fa atokano ho anatema ireo firenena ireo, ny Heteana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, araka ny nandidian' ny Tompo Andriamanitrao anao, Oui, tu les dévoueras à l' anathème, ces Hittites, ces Amorites, ces Cananéens, ces Perizzites, ces Hivvites, ces Jébuséens, ainsi que te l' a commandé Yahvé ton Dieu,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 3.10 And Joshua said, Hereby ye shall know that the living God is among you, and that he will without fail drive out from before you the Canaanites, and the Hittites, and the Hivites, and the Perizzites, and the Girgashites, and the Amorites, and the Jebusites. Dia hoy Josoa: Izao no hahafantaranareo fa eo aminareo Andriamanitra velona, ka horoahiny eo alohanareo tokoa ny Kananita sy ny Hetita sy ny Hivita sy ny Perizita sy ny Girgasita sy ny Amorita ary ny Jebosita: Dia hoy Josoe: Izao no hahafantaranareo fa eo afovoanareo tokoa ny Andriamanitra velona, ka tsy maintsy horoahiny eo anoloanareo tokoa ny Kananeana, ny Heteana, ny Heveana, ny Ferezeana, ny Gergeseana, ny Amoreana, ary ny Jeboseana: Et Josué dit : " A ceci vous reconnaîtrez que le Dieu vivant est au milieu de vous et qu' il chassera certainement de votre présence les Cananéens, les Hittites, les Hivvites, les Perizzites, les Girgashites, les Amorites et les Jébuséens.
Jos 9.1 And it came to pass, when all the kings which were on this side Jordan, in the hills, and in the valleys, and in all the coasts of the great sea over against Lebanon, the Hittite, and the Amorite, the Canaanite, the Perizzite, the Hivite, and the Jebusite, heard thereof; Ary rehefa nandre izany ny mpanjaka rehetra izay etý an-dafin' i Jordana, na ny tany amin' ny tany havoana, na ny tany amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tany amoron' ny Ranomasina Lehibe tandrifin' i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, Nony nandre izany ny mpanjaka rehetra aty an-dafin' i Jordany, na ny eny amin' ny tendrombohitra na ny eny amin' ny tany lemaka na ny amoron-tsiraky ny ranomasina lehibe, tandrifin' i Libàna, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, Quand ils apprirent cela, tous les rois qui étaient de ce côté du Jourdain, dans la montagne, dans le Bas-Pays et sur toute la côte de la Grande mer vers le Liban, Hittites, Amorites, Cananéens, Perizzites, Hivvites et Jébuséens,
...............
Jos 9.7 And the men of Israel said unto the Hivites, Peradventure ye dwell among us; and how shall we make a league with you? Ary hoy ny Isiraelita tamin' ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, ka hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo? Fa namaly ireto Heveana ny lehilahy tamin' Israely: Sao dia monina eto aminay ihany hianareo, ka ahoana no hanaovanay fanekem-pihavanana aminareo? Les hommes d' Israël répondirent à ces Hivvites : " Qui sait si vous n' habitez pas au milieu de nous ? Alors comment pourrions-nous faire alliance avec vous ? "
...............
Jos 11.3 And to the Canaanite on the east and on the west, and to the Amorite, and the Hittite, and the Perizzite, and the Jebusite in the mountains, and to the Hivite under Hermon in the land of Mizpeh. dia tamin' ny Kananita any atsinanana sy any andrefana, ary tamin' ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita ary ny Jebosita tany amin' ny tany havoana, ary tamin' ny Hivita tany am-bodin' i Hermona, tany amin' ny tany Mizpa. amin' ny Kananeana atsinanana sy andrefana, amin' ny Amoreana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Jeboseana, any an-tendrombohitra, ary amin' ny Heveana any ambodin' i Hermona, dia any amin' ny tany Masfà. Les Cananéens se trouvaient à l' orient et à l' occident, les Amorites, les Hittites, les Perizzites et les Jébuséens dans la montagne, les Hivvites au pied de l' Hermon, au pays de Miçpa.
...............
Jos 11.19 There was not a city that made peace with the children of Israel, save the Hivites the inhabitants of Gibeon: all other they took in battle. Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin' ny Zanak' Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin' ny ady avokoa izy rehetra. Tsy nisy tanàna iray akory nanao raharaham-pihavanana tamin' ny zanak' Israely afa-tsy ny Heveana izay nonina tao Gabaona, fa tamin' ny fiadiana avokoa no nahazoany azy. nulle cité n' avait fait la paix avec les Israélites, sauf les Hivvites qui habitaient Gabaôn : c' est en combattant qu' ils s' emparèrent de toutes les autres.
...............
Jos 12.8 In the mountains, and in the valleys, and in the plains, and in the springs, and in the wilderness, and in the south country; the Hittites, the Amorites, and the Canaanites, the Perizzites, the Hivites, and the Jebusites: dia ny any amin' ny tany havoana sy amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka sy amin' ny tani-hay sy amin' ny tany ambodin' ny tendrombohitra sy any an-efitra ary any amin' ny tany atsimo, dia ny an' ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita: dia ny any amin' ny tendrombohitra, ny any amin' ny tany iva, ny any amin' ny havoana, ny any an' efitra ary ny any amin' ny Negeba, izay tanin' ny Heteana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jaboseana. dans la montagne et le Bas-Pays, dans la Araba et sur les pentes arrosées, au Désert et au Négeb, chez les Hittites, les Amorites, les Cananéens, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens :
...............
Jos 13.3 From Sihor, which is before Egypt, even unto the borders of Ekron northward, which is counted to the Canaanite: five lords of the Philistines; the Gazathites, and the Ashdothites, the Eshkalonites, the Gittites, and the Ekronites; also the Avites: hatrany Sihora, izay atsinanan' i Egypta, ka hatramin' ny fari-tanin' i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an' ny Kananita, ireo andriana dimy amin' ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita hatramin' i Sikora, izay eo atsinanan' i Ejipta ka hatrany amin' ny faritanin' i Akarona eo avaratra, izay tokony hatao ho tany Kananeana; ny andrianan' ny Filistina dimy, ny an' i Gazà, ny an' i Azota, ny an' i Askalona, ny an' i Geta, ny an' i Akarona; depuis le Shihor qui fait face à l'Égypte jusqu'à la frontière d'Éqrôn au nord, c' est compté comme cananéen. Les cinq princes des Philistins sont celui de Gaza, celui d' Ashdod, celui d' Ashqelon, celui de Gat et celui d'Éqrôn; les Avvites sont
Jos 13.4 From the south, all the land of the Canaanites, and Mearah that is beside the Sidonians unto Aphek, to the borders of the Amorites: any atsimo, dia ny tanin' ny Kananita rehetra sy Meara, izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin' ny fari-tanin' ny Amorita, any atsimo, ny Heveana, ny tanin' ny Kananeana rehetra, sy Maarà izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka, hatrany amin' ny faritanin' ny Amoreana, au midi. Tout le pays des Cananéens, et Mearah qui est aux Sidoniens, jusqu'à Aphéqa et jusqu'à la frontière des Amorites;
...............
Jos 24.11 And you went over Jordan, and came unto Jericho: and the men of Jericho fought against you, the Amorites, and the Perizzites, and the Canaanites, and the Hittites, and the Girgashites, the Hivites, and the Jebusites; and I delivered them into your hand. Ary nita an' i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin' ny Amorita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny. Nita an' i Jordany hianareo, dia tonga tao Jerikao; niady taminareo ny mponina tao Jerikao, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Kananeana, ny Heteana, ny Gergeseana, ny Heveana ary ny Jeboseana; ka natolotro teo an-tànanareo ireny. Vous avez ensuite passé le Jourdain pour atteindre Jéricho, mais les habitants de Jéricho vous firent la guerre, les Amorites, les Perizzites, les Cananéens, les Hittites, les Girgashites, les Hivvites et les Jébuséens, et je les livrai entre vos mains.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.3 Namely, five lords of the Philistines, and all the Canaanites, and the Sidonians, and the Hivites that dwelt in mount Lebanon, from mount Baalhermon unto the entering in of Hamath. dia ireo andriana dimy tamin' ny Filistina sy ny Kananita rehetra sy ny Sidoniana ary ny Hivita, izay nonina tany an-tendrombohitra Libanona, hatrao akaikin' i Bala-hermona ka hatramin' ny lalana mankany Hamata. Ny andriana dimy tamin' ny Filistina, ny Kananeana sy ny Sidoniana ary ny Heveana rehetra izay nonina tamin' ny tendrombohitra Libàna, hatramin' ny tendrombohitra Baala-Hermona, ka hatramin' ny vava lalan' i Hamata. les cinq princes des Philistins et tous les Cananéens, les Sidoniens et les Hittites qui habitaient la chaîne du Liban, depuis la montagne de Baal-Hermôn jusqu'à l' Entrée de Hamat.
...............
Mts / Mpits 3.5 And the children of Israel dwelt among the Canaanites, Hittites, and Amorites, and Perizzites, and Hivites, and Jebusites: Ary ny Zanak' Isiraely nonina teo amin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Ary ny zanak' Israely dia nonina tao afovoan' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana. Et les Israélites habitèrent au milieu des Cananéens, des Hittites, des Amorites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens;

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 24.7 And came to the strong hold of Tyre, and to all the cities of the Hivites, and of the Canaanites: and they went out to the south of Judah, even to Beersheba. ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin' ny tanànan' ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin' ny tany atsimo izay an' ny Joda hatrany Beri-sheba izy. Ary nalehany koa Tiro, tanàna mimanda, mbamin' ny tanànan' ny Heveana sy ny Kananeana rehetra dia tafapaka amin' ny Negeban' i Jodà, any Bersabea. Puis ils atteignirent la forteresse de Tyr et toutes les villes des Hivvites et des Cananéens et aboutirent au Négeb de Juda, à Bersabée.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 9.20 And all the people that were left of the Amorites, Hittites, Perizzites, Hivites, and Jebusites, which were not of the children of Israel, Ary ny olona sisa rehetra tamin' ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan' ny Zanak' Isiraely, Ary ny vahoaka sisa rehetra tamin' ny Amoreana, Heteana, Ferezeana, Heveana, mbamin' ny Jeboseana, izay tsy isan' ny zanak' Israely, Tout ce qui restait des Amorites, des Hittites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens, qui n'étaient pas des Israélites,

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 17.31 And the Avites made Nibhaz and Tartak, and the Sepharvites burnt their children in fire to Adrammelech and Anammelech, the gods of Sepharvaim. ary ny Avita nanao an' i Nibaza sy Tartaka; ary ny Sefarvita nandoro ny zanany tamin' ny afo ho an' i Adrameleka Anameleka, andriamanitr' i Sefarvaima. ny avy any Avah, nanao an' i Nebahaza sy Tartaka, ny avy any Sefarvaima nandoro ny zanany tamin' ny afo ho fanajana an' i Adrameleka sy Anameleka andriamanitr' i Sefarvaima. les Avvites un Nibhaz et un Tartaq, et les gens de Sepharvayim brûlaient leurs enfants au feu en l' honneur d' Adrammélek et d' Anammélek, dieux de Sepharvayim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.15 And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita ny Heveana, ny Arakeana, ny Sineana, le Hivvite, l' Arqite, le Sinite,
...............
1Tt / 1Tan 1.46 And when Husham was dead, Hadad the son of Bedad, which smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. Husham mourut et à sa place régna Hadad, fils de Bedad, qui battit les Madianites dans les Champs de Moab; sa ville s' appelait Avvit.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 8.7 As for all the people that were left of the Hittites, and the Amorites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites, which were not of Israel, Ary ny amin' ny olona sisa rehetra tamin' ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan' ny Isiraely Ny vahoaka rehetra sisa tavela, tamin' ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana, izay tsy isan' Israely, Tout ce qui restait des Hittites, des Amorites, des Perizzites, des Hivvites et des Jébuséens, qui n'étaient pas des Israélites

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 5.20 Farany noresen' izy ireo ny mpanjakan' ny Kananeana, ny Jeboseana, ny Ferezeana, ny Heteana, ny Heveana, ny Amoreana, ary ny manam-pahefana rehetra tamin' i Hesebona; dia nalainy ho azy ny taniny aman-tanànan' ireo. Et maintenant, maître et seigneur, s' il y a dans ce peuple quelque égarement, s' ils ont péché contre leur Dieu, alors assurons-nous qu' il y a bien en eux cette cause de chute. Puis montons, attaquons-les.