Chapitres et versets citant Hemora

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 33.19 And he bought a parcel of a field, where he had spread his tent, at the hand of the children of Hamor, Shechem' s father, for an hundred pieces of money. Dia novidiny vola zato tamin' ny zanak' i Hamora, rain' i Sekema, ny tany izay nanorenany ny lainy. Novidiny vola zato kesità tamin' ny zanak' i Hemora, rain' i Sikema, ny lanin-tany nanorenany lay. Il acheta aux fils de Hamor, le père de Sichem, pour cent pièces d' argent, la parcelle de champ où il avait dressé sa tente
...............
Gen / Jen 34.2 And when Shechem the son of Hamor the Hivite, prince of the country, saw her, he took her, and lay with her, and defiled her. Ary nahita azy Sekema, zanakalahin' i Hamora Hivita, andriana tamin' izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy. Ka hitan' i Sikema zanak' i Hemora, Heveana, andriana tamin' izany tany izany, dia notsoahany, ka niray fandriana ary nanao an-kery taminy izy. Sichem, le fils de Hamor le Hivvite, prince du pays, la vit et, l' ayant enlevée, il coucha avec elle et lui fit violence.
...............
Gen / Jen 34.4 And Shechem spake unto his father Hamor, saying, Get me this damsel to wife. Ary Sekema dia niteny tamin' i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko. Ary Sikema nilaza tamin' i Hemora rainy hoe: Alaovy ho vadiko io zazavavy io. Sichem parla ainsi à son père Hamor : Prends-moi cette petite pour femme.
...............
Gen / Jen 34.6 And Hamor the father of Shechem went out unto Jacob to commune with him. Dia nivoaka Hamora, rain' i Sekema, nankany amin' i Jakoba hidinika taminy. Dia nivoaka hiresaka amin' i Jakoba Hemora rain' i Sikema; Hamor, le père de Sichem, se rendit chez Jacob pour lui parler.
...............
Gen / Jen 34.8 And Hamor communed with them, saying, The soul of my son Shechem longeth for your daughter: I pray you give her him to wife. Ary Hamora nidinika taminy ka nanao hoe: Ny fon' i Sekema zanakolahy efa raiki-pitia amin' ny zanakareo-vavy; koa masìna ianareo, mba omeo azy ho vadiny. Izao no nolazain' i Hemora tamin' izy ireo: Raiki-pitia amin' ny zanakavavinareo ny fon' i Sikema zanako; koa masìna hianareo, omeo azy ho vadiny. Hamor leur parla ainsi : Mon fils Sichem s' est épris de votre fille, veuillez la lui donner pour femme.
...............
Gen / Jen 34.13 And the sons of Jacob answered Shechem and Hamor his father deceitfully, and said, because he had defiled Dinah their sister: Ary ny zanak' i Jakoba namaly an' i Sekema sy Hamora rainy tamin' ny fitaka ka nisaroro azy noho ny nandotoany an' i Dina anabaviny; Saroro no navalin' ny zanak' i Jakoba an' i Sikema sy Hemora, rainy, noho ny nandotoan' i Sikema an' i Dinà, anabavin' izy ireo, Les fils de Jacob répondirent à Sichem et à son père Hamor et ils parlèrent avec ruse, parce qu' il avait déshonoré leur soeur Dina.
...............
Gen / Jen 34.18 And their words pleased Hamor, and Shechem Hamor' s son. Dia sitrak' i Hamorasy Sekema zanany izany teniny izany. Sitrak' i Hemora sy Sikema, zanak' i Hemora, ny teniny; Leurs paroles plurent à Hamor et à Sichem, fils de Hamor.
...............
Gen / Jen 34.20 And Hamor and Shechem his son came unto the gate of their city, and communed with the men of their city, saying, Ary Hamora sy Sekema zananilahy nankeo amin' ny vavahadin' ny tanànany, dia niteny tamin' ny mponina tao an-tanànany ka nanao hoe: Dia nankeo am-bavahadin' ny tanàna Hemora sy Sikema zanany, ka niteny tamin' ny mponina tao an-tanànany nanao hoe: Hamor et son fils Sichem allèrent à la porte de leur ville et parlèrent ainsi aux hommes de leur ville :
...............
Gen / Jen 34.24 And unto Hamor and unto Shechem his son hearkened all that went out of the gate of his city; and every male was circumcised, all that went out of the gate of his city. Ary izay rehetra nivoaka tamin' ny vavahadin' ny tanànany dia nanaiky ny tenin' i Hamora sy Sekema zanany; ary noforana ny lehilahy rehetra, dia izay rehetra nivoaka tamin' ny vavahadin' ny tanànany. Neken' izay rehetra mivoaka ny vavahadin' ny tanàna ny tenin' i Hemora sy Sikema zanany, ka dia noforàna ny lehilahy rehetra mivoaka ny vavahadin' ny tanàna. Hamor et son fils Sichem furent écoutés par tous ceux qui franchissaient la porte de leur ville, et tous les mâles se firent circoncire.
...............
Gen / Jen 34.26 And they slew Hamor and Shechem his son with the edge of the sword, and took Dinah out of Shechem' s house, and went out. Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra koa; dia naka an' i Dina tao an-tranon' i Sekema izy ka lasa nandeha. Novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra koa Hemora sy Sikema, zanany, ary naka an' i Dinà tao an-tranon' i Sikema izy, dia lasa nivoaka. Ils passèrent au fil de l'épée Hamor et son fils Sichem, enlevèrent Dina de la maison de Sichem et partirent.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 24.32 And the bones of Joseph, which the children of Israel brought up out of Egypt, buried they in Shechem, in a parcel of ground which Jacob bought of the sons of Hamor the father of Shechem for an hundred pieces of silver: and it became the inheritance of the children of Joseph. Ary ny taolan' i Josefa, izay efa nentin' ny Zanak' Isiraely avy tany Egypta, dia naleviny tao Sekema, tao amin' ny tany izay novidin' i Jakoba volafotsy zato tamin' ny zanak' i Hamora, rain' i Sekema; dia tonga lovan' ny taranak' i Josefa izany. Ary ny taolan' i Josefa, izay nentin' ny zanak' Israely avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sikema, amin' ilay saha novidin' i Jakoba, nomeny zato kesitasy, tamin' ny taranak' i Hemora, rain' i Sikema, ary tonga fananan' ny taranak' i Josefa ny taolany. Quant aux ossements de Joseph que les Israélites avaient apportés d'Égypte, on les ensevelit à Sichem, dans la parcelle de champ que Jacob avait achetée aux fils de Hamor, père de Sichem, pour cent pièces d' argent, et qui était devenue héritage des fils de Joseph.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.28 And Gaal the son of Ebed said, Who is Abimelech, and who is Shechem, that we should serve him? is not he the son of Jerubbaal? and Zebul his officer? serve the men of Hamor the father of Shechem: for why should we serve him? Ary hoy Gala, zanak' i Ebeda: Iza moa Abimeleka, ary iza moa Sekema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobala va izy? ary tsy Zebola va no lefiny? Manompoa ny taranak' i Hamora, rain' i Sekema; fa nahoana no hanompo io isika? Dia hoy Gaala zanak' i Obeda hoe: Iza moa Abimeleka, ary zovy moa Sikema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobaala va izy, ary tsy Zebola va no lefiny? Hianareo no manompoa ny taranak' i Emora, rain' i Sikema. Fa raha izahay, ahoana ange no hanompoanay an' i Abimeleka? Alors Gaal, fils d' Obed, s'écria : " Qui est Abimélek, et qu' est-ce que Sichem, pour que nous lui soyons asservis ? Ne serait-ce pas au fils de Yerubbaal et à Zebul, son lieutenant, de servir les gens de Hamor, père de Sichem ? Pourquoi lui serions-nous asservis, nous ?

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 7.16 And were carried over into Sychem, and laid in the sepulchre that Abraham bought for a sum of money of the sons of Emmor the father of Sychem. ary nentina ho any Sekema izy ka nalevina tao amin' ny fasana izay novidin' i Abrahama vola tamin' ny zanak' i Hamora tany Sekema. Ary nentina nankany Sikema izy ireo, ka nalevina tao amin' ny fasana izay novidin' i Abrahama vola tamin' ny zanak' i Hemora tany Sikema. Leurs corps furent transportés à Sichem et déposés dans le tombeau qu' Abraham avait acheté à prix d' argent aux fils d' Emmor, père de Sichem.