Chapitres et versets citant Jazera

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 21.32 And Moses sent to spy out Jaazer, and they took the villages thereof, and drove out the Amorites that were there. Ary Mosesy naniraka olona hisafo an' i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany. Naniraka olona hisafo an' i Jazera Moizy; dia afak' izy ireo ny zana-bohiny, ka noroahiny ny Amoreana tamin' ireny. Moïse envoya espionner Yazèr, et Israël la prit ainsi que ses dépendances ; il déposséda les Amorites qui y habitaient.
Nom / Fan 32.1 Now the children of Reuben and the children of Gad had a very great multitude of cattle: and when they saw the land of Jazer, and the land of Gilead, that, behold, the place was a place for cattle; Ary nanana omby aman' ondry be indrindra ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada; ary rehefa nahita ny tany Jazera sy ny tany Gileada izy, fa tany tsara ho fiandrasana omby aman' ondry io, Ny zana-dRobena sy ny zanak' i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany ao Jazera sy ny tany ao Galaada, Les fils de Ruben et les fils de Gad avaient de grands troupeaux, très importants. Or ils virent que le pays de Yazèr et le pays de Galaad étaient une région propice à l'élevage.
...............
Nom / Fan 32.3 Ataroth, and Dibon, and Jazer, and Nimrah, and Heshbon, and Elealeh, and Shebam, and Nebo, and Beon, Atarota sy Dibona sy Jazera sy Nimra sy Hesbona sy Elale sy Sebama sy Nebo ary Beona, Atarota, Dibona, Jazera, Nemrà, Hesebona, Eleale, Sabàna, Nebao ary Beona, " Atarot, Dibôn, Yazèr, Nimra, Heshbôn, Éléalé, Sebam, Nebo et Méôn,
...............
Nom / Fan 32.35 And Atroth-Shophan, and Jaazer, and Jogbehah, sy Atrota-Sofana sy Jazera ary Jogbeha Atarota-Sofàna, Jezera, Jegbàa, Atrot-Shophân, Yazèr, Yogboha,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.25 And their coast was Jazer, and all the cities of Gilead, and half the land of the children of Ammon, unto Aroer that is before Rabbah; Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin' i Raba, ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan' i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera tandrifin' i Rabà, Ils eurent pour territoire Yazèr, toutes les villes de Galaad, la moitié du pays des Ammonites jusqu'à Aroèr qui est en face de Rabba,
...............
Jos 21.37 Kedemoth with her suburbs, and Mephaath with her suburbs; four cities. ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; ary koa Manaïma sy ny manodidina azy, Hesebona sy ny manodidina azy, Jazera sy ny manodidina azy: tanàna efatra izy rehetra. Qedémot et ses pâturages, et Méphaat et ses pâturages : quatre villes.
...............
Jos 21.39 Heshbon with her suburbs, Jazer with her suburbs; four cities in all. ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra. Ny tontalin' ny tanànan' ny Levita teo amin' ny fananan' ny taranak' Israely dia valo amby efapolo sy ny manodidina azy. Heshbôn et ses pâturages, et Yazèr et ses pâturages : quatre villes.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 24.5 And they passed over Jordan, and pitched in Aroer, on the right side of the city that lieth in the midst of the river of Gad, and toward Jazer: Ary nita an' i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan' ilay tanàna afovoan' ny lohasahan-driak' i Gada, dia nankany Jazera. Nony tafita an' i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Aroera aloha, ankavanan' ilay tanàna, eo afovoan' ny lohasahan' i Gada, dia vao tao Jazera. Ils passèrent le Jourdain et commencèrent par Aroèr et la ville qui est au milieu de la vallée, allèrent chez les Gadites et vers Yazèr.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.18 And Caleb the son of Hezron begat children of Azubah his wife, and of Jerioth: her sons are these; Jesher, and Shobab, and Ardon. Ary Kaleba, zanakalahin' i Hezrona, niteraka tamin' i Azoba vadiny sy tamin' i Jeriota. Izao no zanakalahin' i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona. Kaleba zanak' i Hesrona, niteraka tamin' i Azoba vadiny, sy tamin' i Jeriota. Indreto ny zanany lahy naterak' i Azobà taminy: Jazera, Sobaba, sy Ardona. Caleb, fils de Heçrôn, engendra Yeriot d' Azuba sa femme; en voici les fils : Yésher, Shobab et Ardôn.
...............
1Tt / 1Tan 6.66 And the residue of the families of the sons of Kohath had cities of their coasts out of the tribe of Ephraim. ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy. Hesebona, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Jezera, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy. Heshbôn et ses pâturages, Yazèr et ses pâturages. Issachar.
...............
1Tt / 1Tan 9.12 And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera. Adaiasa, zanak' i Jerohama, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa; Maasaì zanak' i Adiela, zanak' i Jezrà, zanak' i Mosolama, zanak' i Mosolamita, zanak' i Emmera; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pashehur, fils de Malkiyya, Maasaï fils de Adiel, fils de Yahzéra, fils de Meshullam, fils de Meshillémit, fils d' Immer.
...............
1Tt / 1Tan 26.31 Among the Hebronites was Jerijah the chief, even among the Hebronites, according to the generations of his fathers. In the fortieth year of the reign of David they were sought for, and there were found among them mighty men of valour at Jazer of Gilead. Ny Hebronita dia Jeria lohany (tamin' ny taona fahefa-polo nanjakan' i Davida no nitadiavana ny Hebronita araka ny fianakaviany avy, ka nisy lehilahy mahay hita tao aminy tao Jazera any Gileada) Tamin' ny Hebronita dia Jerià no lohany. Ny amin' ny Hebronita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin' ny taona fahefapolo nanjakan' i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin' izy ireo tao Jazera any Galaada, Pour les Hébronites : Yeriyya le chef. En l' an quarante du règne de David, on fit des recherches sur les parentés des familles hébronites, et l' on trouva parmi eux de vaillants preux à Yazèr, en Galaad.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 5.8 Nalainy ny tanàna Jazera mbamin' ny vohitra momba azy; dia niverina nankany Jodea izy. Il prit Iazèr et les villages de son ressort, et revint en Judée.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 16.8 For the fields of Heshbon languish, and the vine of Sibmah: the lords of the heathen have broken down the principal plants thereof, they are come even unto Jazer, they wandered through the wilderness: her branches are stretched out, they are gone over the sea. Fa malazo avokoa ny sahan' i Hesbona sy ny voalobok' i Sibma, norantsanan' ny andrian' ny firenena ny sakeliny, tonga hatrany Jazera sy nisandrahaka tany an-efitra izy, ny sampany nandadilady ka tafita ny ranomasina. Fa zoin-doza avokoa ny sahan' i Hesebona; ny amin' ny voalobok' i Sabama, dia efa noravan' ny tompon' ny firenena ny sakeliny mandadina, izay efa nisandrahaka hatrany Jazera, nandroso tsy hita lany tany an' efitra, nandefa lavitra ny solofony, nampita ny ranomasina. Car les vignobles de Heshbôn dépérissent, la vigne de Sibma, dont les raisins vermeils terrassaient les maîtres des nations. Elle atteignait jusqu'à Yazèr et s' infiltrait au désert, ses rejetons se multipliaient, ils franchissaient la mer.
Isa / Iz 16.9 Therefore I will bewail with the weeping of Jazer the vine of Sibmah: I will water thee with my tears, O Heshbon, and Elealeh: for the shouting for thy summer fruits and for thy harvest is fallen. Koa izany no hitomaniako ny voalobok' i Sibma, toy ny fitomanian' i Jazera, handena anao amin' ny ranomasoko aho, ry Hesbona sy Elale; fa mihatra amin' ny vokatrao lohataona sy ny fararanonao ny fanakorana. Koa mitomany toy ny itomanian' i Jazera aho, momba ny voalobok' i Sabama; mandrotsaka ranomaso aminareo aho ry Hesebona, ry Eleale, fa ny vokatrareo amam-pararanonareo, no nahatongavan' ny fanokaran' ny mpamia. Aussi je pleure, comme pleure Yazèr, la vigne de Sibma; je t' arrose de mes larmes, Heshbôn et toi, Éléalé, parce que sur ta récolte et sur ta moisson le cri s' est éteint.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 48.32 O vine of Sibmah, I will weep for thee with the weeping of Jazer: thy plants are gone over the sea, they reach even to the sea of Jazer: the spoiler is fallen upon thy summer fruits and upon thy vintage. Mihoatra noho ny fitomanian' i Jazera no hitomaniako anao, ry voalobok' i Sibma, tafita ny ranomasina ny rantsanao ary tonga hatrany amin' ny ranomasin' i Jazera; Ny mpandripaka dia tonga handripaka ny voankazonao masaka fahavaratra sy ny voalobokao. Mihoatra noho ny fitomaniana an' i Jazera no itomaniako anao ry tanimboalobok' i Sabama. Tafita ny ranomasina ny rantsanao tafapaka amin' ny ranomasin' Jazera izy, Kanjo ny fitoazana anao amam-piotazana ny voalobokao, nianjeran' ny mpandringana. Plus que sur Yazèr, je pleure sur toi, vignoble de Sibma. Tes sarments s'étendaient au-delà de la mer, ils atteignaient jusqu'à Yazèr. Sur ta vendange et ta récolte est tombé le dévastateur.