Chapitres et versets citant Dagona

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 16.23 Then the lords of the Philistines gathered them together for to offer a great sacrifice unto Dagon their god, and to rejoice: for they said, Our god hath delivered Samson our enemy into our hand. Ary nivory ireo andrianan' ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao fanatitra ho an' i Dagona andriamaniny sy hifaly; fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika Samsona fahavalontsika. Nivory ireo filohan' ny Filistina hanolotra sorona lehibe amin' ny Dagòna andriamaniny sy hirobiroby, fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eo an-tànantsika Samsona fahavalontsika. Les princes des Philistins se réunirent pour offrir un grand sacrifice à Dagôn, leur dieu, et se livrer à des réjouissances. Ils disaient : " Notre dieu a livré entre nos mains Samson, notre ennemi. "

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 5.2 When the Philistines took the ark of God, they brought it into the house of Dagon, and set it by Dagon. Ary nony efa azon' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra, dia nentiny tao an-tranon' i Dagona izy ka napetrany teo anilany. Nalain' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra ka nampidiriny tao an-tranon' i Dagona sy napetrany teo anilan' i Dagona. Les Philistins prirent l' arche de Dieu, l' introduisirent dans le temple de Dagôn et la déposèrent à côté de Dagôn.
1Sm / 1Sam 5.3 And when they of Ashdod arose early on the morrow, behold, Dagon was fallen upon his face to the earth before the ark of the Lord. And they took Dagon, and set him in his place again. Ary nony ampitson' iny dia nifoha maraina koa ny Asdodita, ka indro Dagona potraka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah; dia narenin' ny olona izy ka napetrany teo amin' ny fitoerany indray. Nony ampitso, nifoha maraina ny Azotiana, ka indro Dagona nitsingidina nihohoka tamin' ny tany, teo anoloan' ny fiaran' ny Tompo. Dia nalainy Dagona ka napetrany teo amin' ny fitoerany indray. Quand les Ashdodites se levèrent le lendemain matin et vinrent au temple de Dagôn, voilà que Dagôn était tombé sur sa face, par terre, devant l' arche de Yahvé. Ils relevèrent Dagôn et le remirent à sa place.
1Sm / 1Sam 5.4 And when they arose early on the morrow morning, behold, Dagon was fallen upon his face to the ground before the ark of the Lord; and the head of Dagon and both the palms of his hands were cut off upon the threshold; only the stump of Dagon was left to him. Ary nony ampitson' iny indray dia nifoha maraina koa ny olona, ka indro Dagona potraka niankohoka indray tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah, ary tapaka teo amin' ny tokonam-baravarana ny lohan' i Dagona sy ny felatanany roa; fa ny tenabeny ihany no sisa Ny ampitson' izay dia nifoha maraina koa izy ireo, ka indro Dagona fa nitsingidina nihohoka tamin' ny tany, teo anoloan' ny fiaran' ny Tompo, ary ny lohan' i Dagona sy ny tànany roa tapaka, ka teo an-tokonam-baravarana, Mais, quand ils se levèrent le lendemain de bon matin, voilà que Dagôn était tombé sur sa face, par terre, devant l' arche de Yahvé, et la tête de Dagôn et ses deux mains gisaient coupées sur le seuil : il ne restait à sa place que le tronc de Dagôn.
1Sm / 1Sam 5.5 Therefore neither the priests of Dagon, nor any that come into Dagon' s house, tread on the threshold of Dagon in Ashdod unto this day. izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona, na izay miditra ao an-tranony, ny tokonam-baravaran' i Dagona ao Asdoda mandraka androany). fa ny tenabeny miendri-kazandrano no sisa. Izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona mbamin' izay rehetra miditra ao an-tranon' i Dagona any Azota, ny tokonam-baravaran' i Dagona mandrak' androany. C' est pourquoi les prêtres de Dagôn et tous ceux qui entrent dans le temple de Dagôn ne foulent pas du pied le seuil de Dagôn à Ashdod, encore aujourd' hui.
...............
1Sm / 1Sam 5.7 And when the men of Ashdod saw that it was so, they said, The ark of the God of Israel shall not abide with us: for his hand is sore upon us, and upon Dagon our god. Ary rehefa hitan' ny mponina tao Asdoda fa nisy izany, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika ny tànany. Nony nahita ny nahazo azy ny Azotiana dia nanao hoe: Aoka tsy hijanona aty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, fa manampatra ny tànany amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika izy. Quand les gens d' Ashdod virent ce qui arrivait, ils dirent : " Que l' arche du Dieu d' Israël ne reste pas chez nous, car sa main s' est raidie contre nous et contre notre dieu Dagôn. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 10.10 And they put his armour in the house of their gods, and fastened his head in the temple of Dagon. Dia napetrany tao an-tranon' ny andriamaniny ny fiadian' i Saoly, ary nohomboany teo amin' ny tempolin' i Dagona ny lohany. Ny fiadian' i Saola, napetrany tao an-tranon' ny andrimaniny, ary ny karandohany nohomboany tao amin' ny tempolin' i Dagona. Ils déposèrent ses armes dans la maison de leur dieu; quant à son crâne, ils le clouèrent dans le temple de Dagôn.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 10.84 Nodoran' i Jonatasa Azota mbamin' ireo tanàna manodidina azy, nony avy namaboany; nodorany koa ny tempolin' i Dagona mbamin' izay rehetra nialoka tao. Mais Jonathan mit le feu à Azôtos et aux villes des alentours, il prit leurs dépouilles et livra aux flammes le sanctuaire de Dagôn et ceux qui s' y étaient réfugiés.
...............
1M 11.4 Nony mby teo akaikin' i Azota izy, nasehon' ny mponina azy ny tempolin' i Dagona may, ny tanàna mbamin' ny manodidina azy rava; ny faty maro nihahaka; ny sisan' ireo nodorana tamin' ny ady nangoniny hiavosa teny amin' ny làlana; Lorsqu' il approcha d' Azôtos, on lui montra le sanctuaire de Dagôn incendié, Azôtos et ses environs ravagés, les cadavres épars, et les restes calcinés de ceux que Jonathan avait brûlés dans la guerre, car ils en avaient fait des tas sur le parcours du roi.