Chapitres et versets citant Gesora

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.13 Nevertheless the children of Israel expelled not the Geshurites, nor the Maachathites: but the Geshurites and the Maachathites dwell among the Israelites until this day. Kanefa tsy mba noroahin' ny Zanak' Isiraely ny Gesorita sy ny Makatita; fa mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely mandraka androany ny Gesorita sy ny Makatita. Ny Gesoriana sy ny Makatiana anefa tsy mba noroahin' ny zanak' Israely ka samy mbola mitoetra eo amin' ny zanak' Israely mandrak' androany i Gesora sy Makata. Mais les Israélites ne dépossédèrent pas les Geshurites ni les Maakatites, aussi Geshur et Maaka sont-ils encore aujourd' hui au milieu d' Israël.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 3.3 And his second, Chileab, of Abigail the wife of Nabal the Carmelite; and the third, Absalom the son of Maacah the daughter of Talmai king of Geshur; ary Kileaba, tamin' i Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita, no lahiaivo; ary ny fahatelo dia Absaloma, zanak' i Maka, zanakavavin' i Talmay, mpanjakan' i Gesora; Keleaba naterak' i Abigaïla avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala, no lahiaivo; Absaloma, zanak' i Maakà, zanakavavin' i Tolmaia, mpanjakan' i Gesora, no fahatelo; son cadet Kiléab, né d' Abigayil, la femme de Nabal de Karmel; le troisième Absalom, fils de Maaka, la fille de Talmaï roi de Geshur;
...............
2Sm / 2Sam 13.37 But Absalom fled, and went to Talmai, the son of Ammihud, king of Geshur. And David mourned for his son every day. Fa Absaloma nandositra nankany amin' i Talmay, zanakalahin' i Amihoda, mpanjakan' i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida. Absaloma kosa nandositra tany amin' i Tolomaia zanak' i Amioda, mpanjakan' i Gesora. Ary Davida nisaona ny zanany isan' andro isan' andro. Absalom s'était enfui et s'était rendu chez Talmaï, fils d' Ammihud, roi de Geshur; le roi garda tout le temps le deuil de son fils.
2Sm / 2Sam 13.38 So Absalom fled, and went to Geshur, and was there three years. Ary Absaloma efa nandositra nankany Gesora ka nitoetra tany telo taona. Nandositra i Absaloma nankany Gesora, dia tany izy telo taona. Absalom s'était enfui et s'était rendu à Geshur; il y resta trois ans.
...............
2Sm / 2Sam 14.23 So Joab arose and went to Geshur, and brought Absalom to Jerusalem. Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma. Nitsangana Joaba, dia lasa tany Gesora, ary nentiny nody ho any Jerosalema Absaloma. Joab se mit en route, il alla à Geshur et ramena Absalom à Jérusalem.
...............
2Sm / 2Sam 14.32 And Absalom answered Joab, Behold, I sent unto thee, saying, Come hither, that I may send thee to the king, to say, Wherefore am I come from Geshur? it had been good for me to have been there still: now therefore let me see the king' s face; and if there be any iniquity in me, let him kill me. Fa hoy Absaloma tamin' i Joaba: Indro, naniraka tany aminao aho ka nanao hoe: Mankanesa atý hirahiko ho any amin' ny mpanjaka hanao hoe: Nahoana no niala tany Gesora aho? Tsara amiko raha nitoetra tany ihany mandraka ankehitriny. Koa ankehitriny, aoka re mba hahita ny tavan' ny mpanjaka aho, ka raha manan-keloka aho, dia aoka hovonoiny. Hoy ny navalin' i Absaloma tamin' i Joaba: Indro fa naniraka hilaza aminao aho hoe: Avia aty fa hirahiko ho any amin' ny mpanjaka hianao, hanao aminy hoe: haninona aho no niverina avy any Gesora? Tsaratsara kokoa ho ahy ny mbola any ihany. Koa ankehitriny dia te-hahita ny tavan' ny mpanjaka aho, ary raha misy heloka aty amiko dia aoka hovonoiny aho! Absalom répondit à Joab : " Voilà ce que je t' avais fait dire : Viens ici, je veux t' envoyer auprès du roi avec ce message : "Pourquoi suis-je revenu de Geshur ? Il vaudrait mieux pour moi y être encore". Je veux maintenant être reçu par le roi et, si je suis coupable, qu' il me mette à mort! "
...............
2Sm / 2Sam 15.8 For thy servant vowed a vow while I abode at Geshur in Syria, saying, If the Lord shall bring me again indeed to Jerusalem, then I will serve the Lord. Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Syria, nanao hoe: Raha mbola hampodin' i Jehovah any Jerosalema ihany aho, dia hanompo an' i Jehovah. Fa fony nitoetra tany Gesora any Arama dia nanao voady ny mpanomponao ka nanao hoe: Raha averin' ny Tompo any Jerosalema indray aho, dia hanompo an' ny Tompo aho. Car, lorsque j'étais à Geshur en Aram, ton serviteur a fait ce voeu : Si Yahvé me ramène à Jérusalem, je rendrai un culte à Yahvé à Hébron. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.23 And he took Geshur, and Aram, with the towns of Jair, from them, with Kenath, and the towns thereof, even threescore cities. All these belonged to the sons of Machir the father of Gilead. Ary nalain' i Gesora sy Arama tamin' ny Jairita ny tanàna madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. Nalain' ny Gesoriana sy ny Siriana taminy ny vohitr' i Jaira, sy Kanata mbamin' ny tanàna momba azy, tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Makira, rain' i Galaada. Puis Aram et Geshur leur prirent les Douars de Yaïr, Qenat et ses dépendances, soixante villes. Tout cela appartenait aux fils de Makir père de Galaad.
...............
1Tt / 1Tan 3.2 The third, Absalom the son of Maachah the daughter of Talmai king of Geshur: the fourth, Adonijah the son of Haggith: Absaloma, zanak' i Maka, zanakavavin' i Talmay, mpanjakan' i Gesora, no fahatelo; Adonia, zanak' i Hagita, no fahefatra; Absaloma zanak' i Maakà, zanakavavin' i Tolmaia mpanjakan' i Gesora, fahatelo; Adoniasa zanak' i Hagita, fahefatra; Absalom le troisième, fils de Maaka, fille de Talmaï, roi de Geshur; Adonias le quatrième, fils de Haggit;