Chapitres et versets citant Titosy

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.7 And he departed thence, and entered into a certain man' s house, named Justus, one that worshipped God, whose house joined hard to the synagogue. Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon' ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin' Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin' ny synagoga. Nony niala teo izy, dia niditra tao an-tranon' ny olona anankiray atao hoe Tito ilay Marina; lehilahy natahotra an' Andriamanitra izy io, ary nifanolotra tamin' ny sinagoga ny tranony. Alors, se retirant de là, Paul se rendit chez un certain Justus, homme adorant Dieu, dont la maison était contiguè à la synagogue.

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 2.13 I had no rest in my spirit, because I found not Titus my brother: but taking my leave of them, I went from thence into Macedonia. dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an' i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia. dia tsy nandry ny fanahiko, satria tsy hitako tao Tito rahalahiko; ka nanao veloma ny olona aho, dia lasa nankany Masedonia. mon esprit n' eut point de repos, parce que je ne trouvai pas Tite, mon frère. Je pris donc congé d' eux et partis pour la Macédoine.
...............
2Kr / 2Kor 7.6 Nevertheless God, that comforteth those that are cast down, comforted us by the coming of Titus; Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin' ny nahatongavan' i Titosy, Nefa kosa, Andriamanitra ilay mpanafaka alahelo ny ory dia nanafaka alahelo anay tamin' ny nahatongavan' i Tito, Mais Celui qui console les humiliés, Dieu, nous a consolés par l' arrivée de Tite,
...............
2Kr / 2Kor 7.13 Therefore we were comforted in your comfort: yea, and exceedingly the more joyed we for the joy of Titus, because his spirit was refreshed by you all. Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin' ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian' i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny. Dia izany àry no nanafaka alahelo anay. Sady vao mainka niampy indray izany fanalana alahelo izany, noho ny hafalianay nandre ny hafalian' i Tito, fa namelombelona ny fanahiny hianareo rehetra. Voilà ce qui nous a consolés. A cette consolation personnelle s' est ajoutée une joie bien plus grande encore, celle de voir la joie de Tite, dont l' esprit a reçu apaisement de vous tous.
2Kr / 2Kor 7.14 For if I have boasted any thing to him of you, I am not ashamed; but as we spake all things to you in truth, even so our boasting, which I made before Titus, is found a truth. Ary raha nisy nataoko rehareha taminy ny aminareo, dia tsy mahamenatra ahy izany; fa tahaka ny nilazanay marina taminareo ny zavatra rehetra, dia tonga marina koa ny reharehanay tamin' i Titosy ny aminareo. Ary na mba nirehareha ny aminareo eo anatrehan' i Tito koa aza aho, dia tsy nahamenatra ahy izany, satria noho izahay samy nilaza ny marina taminareo mandrakariva, dia marina ny reharehako ny aminareo tamin' i Tito. Que si devant lui je me suis quelque peu glorifié à votre sujet, je n' ai pas eu à en rougir. Au contraire, de même qu' en toutes choses nous vous avons dit la vérité, ainsi ce dont nous nous sommes glorifiés auprès de Tite s' est trouvé être la vérité.
...............
2Kr / 2Kor 8.6 Insomuch that we desired Titus, that as he had begun, so he would also finish in you the same grace also. ka dia nangataka an' i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha. Izany no niangavianay an' i Tito mba hanatanteraka izany fahasoavana izany aty aminareo, noho izy efa nanomboka izany rahateo. Aussi avons-nous prié Tite de mener encore à bonne fin chez vous cette libéralité, comme il avait commencé.
...............
2Kr / 2Kor 8.16 But thanks be to God, which put the same earnest care into the heart of Titus for you. Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon' i Titosy ho anareo mitovy amin' ny ahy. Isaorana anie Andriamanitra, fa nalatsany ao am-pon' i Tito koa ho anareo izany fahazotoana izany; Grâces soient à Dieu, qui met au coeur de Tite le même empressement pour vous :
...............
2Kr / 2Kor 8.23 Whether any do enquire of Titus, he is my partner and fellowhelper concerning you: or our brethren be enquired of, they are the messengers of the churches, and the glory of Christ. Raha ny amin' i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky ny fiangonana izy sady voninahitr' i Kristy. Raha ny amin' i Tito aloha, dia namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo izy; ary ny amin' ireo rahalahy kosa indray, dia iraky ny Eglizy sy voninahitry ny Kristy. Pour ce qui est de Tite, c' est mon associé et coopérateur auprès de vous ; quant à nos frères, ce sont les envoyés des Églises, la gloire du Christ.
...............
2Kr / 2Kor 12.18 I desired Titus, and with him I sent a brother. Did Titus make a gain of you? walked we not in the same spirit? walked we not in the same steps? Nangataka an' i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay? Nangataka an' i Tito hankany aminareo aho, ary naniraka ilay rahalahy hiaraka taminy koa: moa Tito nandray zavatra taminareo? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy làlana iray ihany va no nombanay? J' ai insisté auprès de Tite, et j' ai envoyé avec lui le frère. Tite vous aurait-il exploités ? N' avons-nous pas marché dans le même esprit ? suivi les mêmes traces ?

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
Gal / Ga 2.1 Then fourteen years after I went up again to Jerusalem with Barnabas, and took Titus with me also. Ary nony afaka efatra ambin' ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa. Efatra ambin' ny folo taona taorian' izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; Barnabe niaraka tamiko, Tito nentiko koa. Ensuite, au bout de quatorze ans, je montai de nouveau à Jérusalem avec Barnabé et Tite que je pris avec moi.
...............
Gal / Ga 2.3 But neither Titus, who was with me, being a Greek, was compelled to be circumcised: Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy, Fa na dia i Tito izay niaraka tamiko sy olona jentily aza, dia tsy noterena hoforana; Eh bien ! de Tite lui-même, mon compagnon qui était grec, on n' exigea pas qu' il se fît circoncire.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.10 For Demas hath forsaken me, having loved this present world, and is departed unto Thessalonica; Crescens to Galatia, Titus unto Dalmatia. fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia. Kresensy lasa nankany Galatia, ary Tito any Dalmatia. car Démas m' a abandonné par amour du monde présent. Il est parti pour Thessalonique, Crescens pour la Galatie, Tite pour la Dalmatie.

  Letter to Titus Titosy Tito Épître de Saint Paul à Tite
...............
Tit / Tt 1.4 To Titus, mine own son after the common faith: Grace, mercy, and peace, from God the Father and the Lord Jesus Christ our Saviour. ho an' i Titosy, tena zanako araka ny finoana iombonantsika, anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika. dia mamangy an' i Tito, zanako malala amin' ny finoana iombonantsika; ho aminao anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Ray sy Jeso-Kristy Mpamonjy antsika. à Tite mon véritable enfant en notre foi commune, grâce et paix de par Dieu le Père et le Christ Jésus notre Sauveur.