Chapitres et versets citant Ariela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.17 Of Arod, the family of the Arodites: of Areli, the family of the Arelites. avy tamin' i Aroda ny fokon' ny Arodita; avy tamin' i Arely ny fokon' ny Arelita. ny fokon' ny Arodita, avy tamin' ny Aroda; ny fokon' ny Arielita avy tamin' i Ariela. pour Arod, le clan Arodite ; pour Aréli, le clan Arélite.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.16 Then sent I for Eliezer, for Ariel, for Shemaiah, and for Elnathan, and for Jarib, and for Elnathan, and for Nathan, and for Zechariah, and for Meshullam, chief men; also for Joiarib, and for Elnathan, men of understanding. Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo). Dia nasaiko nantsoina ny loholona, Eliezera, Ariela, Semeiasa, Elnatàna, Jariba; Elnatàna anankiray, Natàna, Zakaria ary Mosolama, mbamin' ireo mpampianatra: Joiariba sy Elnatàna. Alors je dépêchai Eliézer, Ariel, Shemaya, Elnatân, Yarib, Elnatân, Natân, Zekarya et Meshullam, hommes judicieux,

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 29.1 Woe to Ariel, to Ariel, the city where David dwelt! add ye year to year; let them kill sacrifices. Lozan' i Ariela, lozan' i Ariela, Tanàna nitoeran' i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana; Loza ho an' i Ariela, dia Ariela, ilay tanàna nilasian' i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingerina ireo fety lehibe, Malheur, Ariel, Ariel, cité où campa David! ajoutez année sur année, que les fêtes accomplissent leur cycle,
Isa / Iz 29.2 Yet I will distress Ariel, and there shall be heaviness and sorrow: and it shall be unto me as Ariel. Dia hampahory an' i Ariela Aho, ka hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; Ary ho tonga Ariela tokoa amiko izy. dia hoporetiko mafy Ariela, ka tsy hisy afa-tsy sento amam-pitarainana ao; fa ho tahaka an' i Ariela ho ahy izy; j' opprimerai Ariel; ce sera gémissements et sanglots, et elle sera pour moi comme Ariel.
...............
Isa / Iz 29.7 And the multitude of all the nations that fight against Ariel, even all that fight against her and her munition, and that distress her, shall be as a dream of a night vision. Ary ho tahaka ny fahitana eo amin' ny nofy amin' ny alina Ireo firenena betsaka rehetra ireo, izay mivory hamely an' i Ariela, dia izay rehetra mivory hamely azy sy ny mandany ka hampahatahotra azy. Ary ho tahaka ny nofy, tahaka ny fahitana amin' ny alina no hahazo ireo firenena maro rehetra izay hiady amin' i Ariela, sy izay rehetra hanafika azy sy ny tranony mimanda, sy hamoritra azy mafy. Ce sera comme un rêve, une vision nocturne : la horde de toutes les nations en guerre contre Ariel, tous ceux qui le combattent, l' assiègent et l' oppriment.