Chapitres et versets citant Askelona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.3 From Sihor, which is before Egypt, even unto the borders of Ekron northward, which is counted to the Canaanite: five lords of the Philistines; the Gazathites, and the Ashdothites, the Eshkalonites, the Gittites, and the Ekronites; also the Avites: hatrany Sihora, izay atsinanan' i Egypta, ka hatramin' ny fari-tanin' i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an' ny Kananita, ireo andriana dimy amin' ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita hatramin' i Sikora, izay eo atsinanan' i Ejipta ka hatrany amin' ny faritanin' i Akarona eo avaratra, izay tokony hatao ho tany Kananeana; ny andrianan' ny Filistina dimy, ny an' i Gazà, ny an' i Azota, ny an' i Askalona, ny an' i Geta, ny an' i Akarona; depuis le Shihor qui fait face à l'Égypte jusqu'à la frontière d'Éqrôn au nord, c' est compté comme cananéen. Les cinq princes des Philistins sont celui de Gaza, celui d' Ashdod, celui d' Ashqelon, celui de Gat et celui d'Éqrôn; les Avvites sont

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.18 Also Judah took Gaza with the coast thereof, and Askelon with the coast thereof, and Ekron with the coast thereof. Dia afak' i Joda Gaza sy ny sisin-taniny an Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny. Afak' i Jodà koa Gaza mbamin' ny faritaniny, Askalona mbamin' ny faritaniny, Akorana mbamin' ny faritaniny. Puis Juda s' empara de Gaza et de son territoire, d' Ashqelôn et de son territoire, d'Éqrôn et de son territoire.
...............
Mts / Mpits 14.19 And the Spirit of the Lord came upon him, and he went down to Ashkelon, and slew thirty men of them, and took their spoil, and gave change of garments unto them which expounded the riddle. And his anger was kindled, and he went up to his father' s house. Dia nilatsaka tamin' i Samsona ny Fanahin' i Jehovah ka nidina nankany Askelona izy, dia namono telo-polo lahy tao, ary nalainy ny fitafian' ireo ka nomeny ho an' izay nilaza ny fampanonona. Dia nirehitra ny fahatezeran' i Samsona, ka niakatra nankany amin' ny tranon-drainy izy. Dia nentin' ny Fanahin' ny Tompo izy ka nidina nankany Askalona. Ary namomo olona telopolo lahy tao izy, dia naka babo avy aminy. Ka ny fitafiana atao fanovany nomeny an' izay nahalala ny ankamantatra. Rahefa izany niakatra nakany an-tranon-drainy izy, fa nirehitra ny fahatezeran' i Samsona. Alors l' esprit de Yahvé fondit sur lui, il descendit à Ashqelôn, y tua trente hommes, prit leurs dépouilles et remit les vêtements d' honneur à ceux qui avaient expliqué l'énigme, puis, enflammé de colère, il remonta à la maison de son père.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 6.17 And these are the golden emerods which the Philistines returned for a trespass offering unto the Lord; for Ashdod one, for Gaza one, for Askelon one, for Gath one, for Ekron one; Ary izao no sary volamenan' ny vay naterin' ny Filistina ho fanati-panonerana ho an' i Jehovah: an' i Asdoda iray, an' i Gaza iray, an' i Askelona iray, an' i Gata iray, an' i Ekrona iray; Izao no vay volamena nomen' ny Filistina an' ny Tompo ho fanati-panonerana: iray tamin' i Azota, iray tamin' i Gazà, iray tamin' i Askalona, iray tamin' i Geta, iray tamin' i Akarona. Voici les tumeurs d' or que les Philistins payèrent en réparation à Yahvé : pour Ashdod une, pour Gaza une, pour Ashqelôn une, pour Gat une, pour Éqrôn une.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 1.20 Tell it not in Gath, publish it not in the streets of Askelon; lest the daughters of the Philistines rejoice, lest the daughters of the uncircumcised triumph. Aza ambaranareo any Gata izany, Aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben' i Askelona. Fandrao mifaly ny zanakavavin' ny Filistina. Fandrao miravoravo ny zanakavavin' ny tsy mifora. Aza ambaranareo any Geta izany, na torinareo any amin' ny araben' i Askalona, fandrao mifaly amin' izany ny zanakavavin' ny Filistina, fandrao mibita-kavaliana ny zanakavavin' ny tsy mifora. Ne le publiez pas dans Gat, ne l' annoncez pas dans les rues d' Ashqelôn, que ne se réjouissent les filles des Philistins, que n' exultent les filles des incirconcis!

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 10.86 Nony avy teo Jonatasa, dia tonga nitoby teo akaikin' i Askalona, ka tonga nitsena sy nanome voninahitra lehibe azy ny mponina tao. Jonathan partit de là pour aller camper près d' Ascalon; les habitants de cette ville sortirent à sa rencontre en grand apparat.
...............
1M 11.60 Nivoaka Jonatasa tamin' izany, ka rafitra nitety ny tany rehetra mbamin' ny tanàna tany an-dafin' ny ony, ary nivory homba azy sy hiara-miady aminy avokoa, ny miaramila rehetra tany Siria. Dia tonga tao Askalona izy, ka tamy nitsena sy nanome voninahitra lehibe azy ny mponina tao. Jonathan partit et se mit à parcourir la Transeuphratène et les cités. Toutes les troupes de Syrie se rangèrent auprès de lui pour combattre avec lui; arrivé à Ascalon, les habitants de la ville vinrent le recevoir magnifiquement.
...............
1M 12.33 Simona koa teo an-daniny, niainga nandroso ka tonga hatrany Askalona sy hatrany amin' ireo trano mimanda akaiky; dia nihodina nankany Jope sy nitana an' io, Quant à Simon, il était parti et avait marché jusqu'à Ascalon et aux places voisines. Il se détourna sur Joppé et l' occupa.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.20 And all the mingled people, and all the kings of the land of Uz, and all the kings of the land of the Philistines, and Ashkelon, and Azzah, and Ekron, and the remnant of Ashdod, ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda; ny vahoaka mifangaro rehetra; ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Otsa, ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina, Askalona, Gazà, Akarona, mbamin' ny sisa any Azota; ainsi que tout le ramassis des étrangers tous les rois du pays de Uç ; tous les rois du pays des Philistins, Ashqelôn, Gaza, Eqrôn et ce qui reste encore d' Ashdod;
...............
Jer / Jr 47.5 Baldness is come upon Gaza; Ashkelon is cut off with the remnant of their valley: how long wilt thou cut thyself? Voaharatra Gaza, ringana Askelona mbamin' ny sisa amin' ny lohasahany; Mandra-pahoviana no mbola hitetika ny tenanao ianao? Tonga mangadihady loha Gaza; levona Askalona, mbamin' ny lohasaha manodidina azy. Mandra-pahoviana hianao no mbola hiteti-tena ihany? La tonsure a été infligée à Gaza, Ashqelôn est réduite au silence. Toi qui restes de leur vallée, jusques à quand te feras-tu des incisions?
...............
Jer / Jr 47.7 How can it be quiet, seeing the Lord hath given it a charge against Ashkelon, and against the sea shore? there hath he appointed it. Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an' i Askelona mbamin' ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy. Hataonao ahoana moa no fitsahatra, fa nomen' ny Tompo didy hianao? Mankany Askalona sy any amoron-dranomasina no itarihany azy. Comment se reposerait-elle quand Yahvé lui a donné des ordres? Ashqelôn et le rivage de la mer, voilà les buts fixés.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 1.8 And I will cut off the inhabitant from Ashdod, and him that holdeth the sceptre from Ashkelon, and I will turn mine hand against Ekron: and the remnant of the Philistines shall perish, saith the Lord GOD. Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an' i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy Jehovah Tompo haringako ny mponina rehetra ao Azota, sy izay mitana tehim-panjakana ao Askalona; dia hafotitro amin' i Akkarona indray ny tànako; ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy ny Tompo Iaveh. d' Ashdod je supprimerai l' habitant, et d' Ashqelôn, celui qui tient le sceptre; je tournerai ma main contre Eqrôn et ce qui reste des Philistins périra, dit le Seigneur Yahvé.

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
...............
Zef / Sof 2.4 For Gaza shall be forsaken, and Ashkelon a desolation: they shall drive out Ashdod at the noon day, and Ekron shall be rooted up. Fa hafoy Gaza, Ary ho lao Askelona; Horoahiny mitataovovonana Asdoda, Ary hofongorana Ekrona. Fa Gaza, hafoy; Askalona, hanjary efitra; Azota horoahina mitataovovonana; ary Akarona hofongorana. Oui, Gaza va être abandonnée, Ashqelôn sera une solitude. Ashdod, en plein midi on la chassera; Éqrôn sera déracinée.
...............
Zef / Sof 2.7 And the coast shall be for the remnant of the house of Judah; they shall feed thereupon: in the houses of Ashkelon shall they lie down in the evening: for the Lord their God shall visit them, and turn away their captivity. Ary ho tanin' ny sisa amin' ny taranak' i Joda izany, Ka any no hiandrasany ondry; Ny tranon' i Askelona no handriany amin' ny hariva; Fa Jehovah Andriamaniny no hamangy azy Ka hampody azy avy amin' ny fahababoany. Ho faritany ho an' ny sisa amin' ny taranak' i Jodà izany, hiandry ny ondriny eo izy; dia handry ao amin' ny tranon' i Askalona nony hariva, fa hamangy sy hanangana azy indray Iaveh Andriamaniny. Et la ligue appartiendra au reste de la maison de Juda; ils y mèneront paître; le soir, ils se reposeront au milieu des maisons d' Ashqelôn; car Yahvé leur Dieu les visitera et il accomplira leur restauration.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 9.5 Ashkelon shall see it, and fear; Gaza also shall see it, and be very sorrowful, and Ekron; for her expectation shall be ashamed; and the king shall perish from Gaza, and Ashkelon shall not be inhabited. Askelona hahita izany ka ho raiki-tahotra, Gaza koa, ka ho toran-kovitra indrindra, Ary Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany; Tsy hisy mpanjaka intsony ao Gaza, Ary Askelona tsy honenana. Hahita izany Askalona, ka hatahotra; Gaza koa hiolanolana azon' ny fijaliana; ary Akarona koa, fa efa ho levona ny fanantenany. Gaza, tsy hanam-panjaka intsony, ary tsy honenana intsony Askalona. Ashqelôn verra et prendra peur, Gaza aussi, qui se tordra de douleur, et Éqrôn, car son esprit est confondu. Le roi disparaîtra de Gaza, dans Ashqelôn, plus d' habitants,