Chapitres et versets citant Agagita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 24.7 He shall pour the water out of his buckets, and his seed shall be in many waters, and his king shall be higher than Agag, and his kingdom shall be exalted. Hisy rano mandeha avy eo amin' ny sininy, ary ny taranany ho any amoron' ny renirano maro. Hisandratra noho Agaga ny mpanjakany, ary handroso voninahitra ny fanjakany. Mitobaka ny rano amin' ny sininy roa, Ny taranany mitombo eo amoron' ny rano be dia be; Ny mpanjakany misandratra ambonin' i Agaga, Ary ny fanjakany mandroso voninahitra. Un héros grandit dans sa descendance, il domine sur des peuples nombreux. Son roi est plus grand qu' Agag, sa royauté s'élève.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 15.8 And he took Agag the king of the Amalekites alive, and utterly destroyed all the people with the edge of the sword. Ary azony sambo-belona Agaga, mpanjakan' ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia naringany tamin' ny lelan-tsabatra. Agaga mpanjakan' i Amaleka nataony sambo-belona, ary ny vahoaka rehetra nataony anatema tamin' ny lelan-tsabatra. Il prit vivant Agag, roi des Amalécites, et il passa tout le peuple au fil de l'épée, en exécution de l' anathème.
1Sm / 1Sam 15.9 But Saul and the people spared Agag, and the best of the sheep, and of the oxen, and of the fatlings, and the lambs, and all that was good, and would not utterly destroy them: but every thing that was vile and refuse, that they destroyed utterly. Fa Saoly sy ny olona tsy namono an' i Agaga sy izay tsara indrindra tamin' ny ondry aman' osy sy ny omby sy ny mifahy sy ny zanak' ondry ary izay tsara rehetra, fa tsy foiny ho naringana ireny; fa ny ratsy rehetra sy izay tsy tiany kosa dia naringany ihany avokoa. Tsy novonoin' i Saola sy ny vahoaka anefa Agaga, mbamin' ny tsara indrindra tamin' ny ondry, ny omby, ny biby avy amin' ny terany fanindroany, ny zanak' ondry mbamin' izay tsara rehetra, tsy nekeny hatao anatema izany, fa ny ratsiratsy sy tsy misy vidiny ihany no nataony anatema. Mais Saül et l' armée épargnèrent Agag et le meilleur du petit et du gros bétail, les bêtes grasses et les agneaux, bref tout ce qu' il y avait de bon; il ne voulurent pas le vouer à l' anathème. Mais tout le troupeau vil et sans valeur, ils le vouèrent à l' anathème.
...............
1Sm / 1Sam 15.20 And Saul said unto Samuel, Yea, I have obeyed the voice of the Lord, and have gone the way which the Lord sent me, and have brought Agag the king of Amalek, and have utterly destroyed the Amalekites. Fa hoy Saoly tamin' i Samoela: Efa nihaino ny feon' i Jehovah ihany aho ka nandeha tamin' izay nanirahan' i Jehovah ahy ary nitondra an' i Agaga, mpanjakan' ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra. Dia hoy Saola tamin' i Samoela: Eny tokoa, nihaino ny feon' ny Tompo aho ary nandeha tamin' ny làlana nanirahan' ny Tompo ahy. Nentiko Agaga mpanjakan' i Amaleka ary Amaleka nataoko anatema. Saül répondit à Samuel : " J' ai obéi à Yahvé! J' ai fait l' expédition où il m' envoyait, j' ai ramené Agag, roi d' Amaleq, et j' ai voué Amaleq à l' anathème.
...............
1Sm / 1Sam 15.32 Then said Samuel, Bring ye hither to me Agag the king of the Amalekites. And Agag came unto him delicately. And Agag said, Surely the bitterness of death is past. Dia hoy Samoela: Entonareo eto amiko Agaga, mpanjakan' ny Amalekita. Ary Agaga nankeo aminy sady falifaly ka nanao hoe: Lasa tokoa ny fangidian' ny fahafatesana. Ka hoy Samoela: Ento mankaty amiko Agaga mpanjakan' i Amaleka. Miramirana endrika Agaga anatona azy, fa hoy Agaga: Lasa tokoa ny ngidin' ny fahafatesana! Puis Samuel dit : " Amenez-moi Agag, le roi des Amalécites ", et Agag vint vers lui en chancelant et dit : " Vraiment, la mort est amère! "
1Sm / 1Sam 15.33 And Samuel said, As the sword hath made women childless, so shall thy mother be childless among women. And Samuel hewed Agag in pieces before the Lord in Gilgal. Fa hoy Samoela: Toy ny tsy nampananan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no tsy hananan' ny reninao zanaka kosa ao amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' i Jehovah tao Gilgala Agaga. Hoy Samoela: Toy ny nampamoizan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no hamoizan' ny reninao zanaka kosa eo amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' ny Tompo tany Galgalà Agaga. Samuel dit : " Comme ton épée a privé des femmes de leurs enfants, entre les femmes, ta mère sera privée de son enfant! " Et Samuel égorgea Agag devant Yahvé à Gilgal.

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
Est 3.1 After these things did king Ahasuerus promote Haman the son of Hammedatha the Agagite, and advanced him, and set his seat above all the princes that were with him. Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr' i Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny sezany nataony teo alohan' ny an' ny mpanapaka rehetra izay teo aminy. Taty aorian' izany, nasandratr' i Asoerosa mpanjaka, laharam-boninahitra Amàna, zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, nasandrany sy napetrany amin' ny fitoerana ambony noho ny an' ny lehibe rehetra nanolotra azy izy. Quelque temps après, le roi Assuérus distingua Aman, fils de Hamdata, du pays d' Agag. Il l'éleva en dignité, lui accorda prééminence sur tous les grands officiers, ses collègues,
...............
Est 3.10 And the king took his ring from his hand, and gave it unto Haman the son of Hammedatha the Agagite, the Jews' enemy. Dia nesorin' ny mpanjaka tamin' ny tànany ny peratra fanombohany ka nomeny an' i Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, fahavalon' ny Jiosy. Dia nesorin' ny mpanjaka ny peratra teny an-tànany, nomeny an' i Amanà zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, fahavalon' ny Jody, ka hoy izy taminy: Le roi ôta alors son anneau de sa main et le donna à Aman, fils de Hamdata, l' Agagite le persécuteur des Juifs.
...............
Est 8.3 And Esther spake yet again before the king, and fell down at his feet, and besought him with tears to put away the mischief of Haman the Agagite, and his device that he had devised against the Jews. Dia niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera sady niankohoka tamin' ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon' i Hamana Agagita sy ny hevitra nataony hamelezany ny Jiosy. Rahefa afaka izany, niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera; niantoraka teo an-tongony izy, nihanta taminy tamin-dranomaso, mba hanafoana ny hasomparan' i Amanà, avy amin' ny tanin' i Agaga, sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jody. Esther alla une seconde fois parler au roi. Elle se jeta à ses pieds, elle pleura, elle se le rendit favorable en vue de faire échouer la méchanceté d' Aman l' Agagite et le dessein qu' il avait conçu contre les Juifs.
...............
Est 8.5 And said, If it please the king, and if I have favour in his sight, and the thing seem right before the king, and I be pleasing in his eyes, let it be written to reverse the letters devised by Haman the son of Hammedatha the Agagite, which he wrote to destroy the Jews which are in all the king' s provinces: ary nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ary mahita fitia eto imasony aho, sady ataon' ny mpanjaka ho mety izany, ka mahita sitraka eto imasony aho, dia aoka hisy soratra hanova ireny taratasy voahevitr' i Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, ireny izay nosoratany hampandringana ny Jiosy amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' ny mpanjaka; Raha sitraky ny mpanjaka, hoy izy, raha nahita fitia eo anatrehany aho, raha ataon' ny mpanjaka ho mety izao, ary raha mahita sitraka eo imasony aho, aoka hanoratra hanafoanana ireny taratasy noforonin' i Amanà zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, sy nosoratany hampandringana ny Jody any amin' ny faritanin' ny mpanjaka rehetra. "Si tel est le bon plaisir du roi, lui dit-elle, et si vraiment j' ai trouvé grâce devant lui, si ma demande lui paraît juste et si je suis moi-même agréable à ses yeux, qu' il veuille révoquer expressément les lettres qu' Aman, fils de Hamdata, l' Agagite, a fait écrire pour perdre les Juifs de toutes les provinces royales.
...............
Est 9.24 Because Haman the son of Hammedatha, the Agagite, the enemy of all the Jews, had devised against the Jews to destroy them, and had cast Pur, that is, the lot, to consume them, and to destroy them; satria Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, fahavalon' ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy; Fa Amanà zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, favalon' ny Jody rehetra, dia efa nanao hevitra hamely ny Jody handringanana azy ireo, ka nanao Pora izany hoe loka, mba handringanany sy handravany azy. Aman, fils de Hamdata, l' Agagite, le persécuteur de tous les Juifs, avait machiné leur perte et il avait tiré le "Pûr", c' est-à-dire les sorts, pour leur confusion et leur ruine.
...............
Est 12.6 Fa Amanà kosa, ilay zanak' i Amadata, avy any Agaga, dia nahazo voninahitra lehibe ao amin' ny mpanjaka, ka nitady hamono an' i Mardokea mbamin' ny fireneny, noho ny amin' izy roa lahy eonokan' ny mpanjaka.