Chapitres et versets citant Arfaksada

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.22 The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud, Aram.
...............
Gen / Jen 10.24 And Arphaxad begat Salah; and Salah begat Eber. Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Ebera. Arpakshad engendra Shélah et Shélah engendra Éber.
...............
Gen / Jen 11.10 These are the generations of Shem: Shem was an hundred years old, and begat Arphaxad two years after the flood: Izao no taranak' i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an' i Arpaksada izy roa taona taorian' ny safo-drano. Izao no tantaran' i Sema: Efa zato taona Sema, vao niteraka an' i Arfaksada, roa taona taorian' ny safo-drano. Voici la descendance de Sem : Quand Sem eut cent ans, il engendra Arpakshad, deux ans après le déluge.
Gen / Jen 11.11 And Shem lived after he begat Arphaxad five hundred years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Sema taorian' ny niterahany an' i Arpaksada dia diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola velona diman-jato taona Sema taorian' ny niterahany an' i Arfaksada, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance d' Arpakshad, Sem vécut cinq cents ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 11.12 And Arphaxad lived five and thirty years, and begat Salah: Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan' i Arpaksada, dia niteraka an' i Sela izy. Rahefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan' i Arfaksada, dia niteraka an' i Sale izy. Quand Arpakshad eut trente-cinq ans, il engendra Shélah.
Gen / Jen 11.13 And Arphaxad lived after he begat Salah four hundred and three years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Arpaksada taorian' ny niterahany an' i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona telo amby efa-jato taona Arfaksada, taorian' ny niterahany an' i Sale, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Shélah, Arpakshad vécut quatre cent trois ans et il engendra des fils et des filles.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.17 The sons of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, Arana, Hosa, Hola, Getera ary Mosaoka. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud et Aram. Fils d' Aram : Uç, Hul, Géter et Méshek.
1Tt / 1Tan 1.18 And Arphaxad begat Shelah, and Shelah begat Eber. Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Hebera. Arpakshad engendra Shélah et Shélah engendra Éber.
...............
1Tt / 1Tan 1.24 Shem, Arphaxad, Shelah, Sema, Arpaksada, Sela, Sema, Arfaksada, Sale, Arpakshad, Shélah,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.36 Which was the son of Cainan, which was the son of Arphaxad, which was the son of Sem, which was the son of Noe, which was the son of Lamech, zanak' i Kenana, zanak' i Arpaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noa, zanak' i Lameka, zanak' i Kainàna, zanak' i Arfaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noe, zanak' i Lameka, fils de Kaïnam, fils d' Arphaxad, fils de Sem, fils de Noé, fils de Lamech,