Chapitres et versets citant Aholita

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.9 And after him was Eleazar the son of Dodo the Ahohite, one of the three mighty men with David, when they defied the Philistines that were there gathered together to battle, and the men of Israel were gone away: Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak' i Dodo, zanak' i Ahohita, anankiray amin' izy telo lahy mahery teo amin' i Davida, raha nihaika ny Filistina izay niangona hiady ireo, ka niakatra ny lehilahy amin' ny Isiraely; Ny manarakaraka azy dia Eleazara zanak' i Dodao zanak' i Ahohì. Io no anankiray amin' izy telo lahy mahery niaraka tamin' i Davida raha ilay mihaika ny Filistina tafakambana mba hiady iny izy ireo, Après lui, Éléazar fils de Dodo, l' Ahohite, l' un des trois preux. Il était avec David à Pas-Dammim quand les Philistins s' y rassemblèrent pour le combat et que les hommes d' Israël se retirèrent devant eux.
...............
2Sm / 2Sam 23.28 Zalmon the Ahohite, Maharai the Netophathite, Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita, Selmona, Ahohita; Maharaia avy any Netofah; Çalmon, d' Ahoh. Mahraï, de Netopha.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.12 And after him was Eleazar the son of Dodo, the Ahohite, who was one of the three mighties. Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak' i Dodo Ahohita, anankiray amin' izy telo lahy mahery. Ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak' i Dodao, Ahohita; anisan' izy telo lahy mahery izy. Après lui Éléazar fils de Dodo, l' Ahohite. C'était l' un des trois preux.
...............
1Tt / 1Tan 11.29 Sibbecai the Hushathite, Ilai the Ahohite, sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita Sobokaì, Hosatita; Ilaì, Aholita; Sibbekaï de Husha, Ilaï d' Ahoh,
...............
1Tt / 1Tan 27.4 And over the course of the second month was Dodai an Ahohite, and of his course was Mikloth also the ruler: in his course likewise were twenty and four thousand. Ary ny nifehy ny antokony ho amin' ny volana faharoa dia Dodo Ahohita; Miklota andriandahy no isan' ny antokony; ary ny antokon' ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina. Dodià Ahohita no lohan' ny antokony amin' ny volana faharoa; Makelota andriandahy no isan' ny lehibe tamin' ny antokony; ary efatra arivo amby roa alina no isan' ny antokony. Le responsable de la classe du second mois était Dodaï l' Ahohite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.