Chapitres et versets citant Abinoama

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.6 And she sent and called Barak the son of Abinoam out of Kedeshnaphtali, and said unto him, Hath not the Lord God of Israel commanded, saying, Go and draw toward mount Tabor, and take with thee ten thousand men of the children of Naphtali and of the children of Zebulun? Ary Debora naniraka ka niantso an' i Baraka, zanak' i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrà iray alin-dahy amin' ny taranak' i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao? Naniraka olona hiantso an' i Baràka, zanak' i Abinoama, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: Tsy izao va no didy nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabora hianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin' ny taranak' i Neftalì sy amin' ny taranak' i Zabolona hiaraka aminao, Elle envoya chercher Baraq, fils d' Abinoam de Qédèsh en Nephtali et lui dit : " Yahvé, Dieu d' Israël, n' a-t-il pas ordonné : "Va, marche vers le mont Tabor et prends avec toi dix mille hommes des fils de Nephtali et des fils de Zabulon.
...............
Mts / Mpits 4.12 And they shewed Sisera that Barak the son of Abinoam was gone up to mount Tabor. Ary nisy nilaza tamin' i Sisera fa Baraka, zanak' i Abinoama, niakatra any an-tendrombohitra Tabara. Nilazana Sisarà, fa niainga Baràka zanak' i Abinoema nankany amin' ny tendrombohitra Tabora, On annonça à Sisera que Baraq, fils d' Abinoam, était monté sur le mont Tabor.
Mts / Mpits 5.1 Then sang Deborah and Barak the son of Abinoam on that day, saying, Ary Debora sy Baraka, zanak' i Abinoama, dia nihira tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Tamin' izany andro izany, dia nihira Deborà sy Baràka zanak' i Abinoema nanao hoe: En ce jour-là, Débora et Baraq, fils d' Abinoam, chantèrent, disant :
...............
Mts / Mpits 5.12 Awake, awake, Deborah: awake, awake, utter a song: arise, Barak, and lead thy captivity captive, thou son of Abinoam. Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin' i Abinoama. Mifohaza, mifohaza, ry Debora, mifohaza, mifohaza ka manaova hira anankiray! Mitsangana, ry Baraka, sambory izay ho babonao, ry zanak' i Abinoama. Éveille-toi, éveille-toi, Débora! Éveille-toi, éveille-toi, clame un chant! Courage! Debout, Baraq! et prends ceux qui t' ont pris, fils d' Abinoam!