Chapitres et versets citant Jediaela

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.6 The sons of Benjamin; Bela, and Becher, and Jediael, three. Ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy. Zanakalahin' i Benjamina: Belà, Bekora, ary Jadiela, telo izy. Benjamin : Béla, Béker, Yediael : trois.
...............
1Tt / 1Tan 7.10 The sons also of Jediael; Bilhan: and the sons of Bilhan; Jeush, and Benjamin, and Ehud, and Chenaanah, and Zethan, and Tharshish, and Ahishahar. Ny zanakalahin' i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin' i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara Zanakalahin' i Jadihela: Balàna. Zanakalahin' i Balàna: Jehosy, Benjamina, Aoda, Kanàna, Zetàna, Tarsisa, ary Abisahera: Fils de Yediael : Bilhân. Fils de Bilhân : Yéush, Benjamin, Éhud, Kenaana, Zetân, Tarshish, Ahishahar.
1Tt / 1Tan 7.11 All these the sons of Jediael, by the heads of their fathers, mighty men of valour, were seventeen thousand and two hundred soldiers, fit to go out for war and battle. Ireo zanakalahin' i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan' ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan' ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika. Zanakalahin' i Jadihela avokoa izy rehetra ireo, samy lohan' ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, roan-jato amby fito arivo sy iray alina ny isany, mahazo mitondra fiadiana hiantafika. Tous ces fils de Yediael devinrent des chefs de famille, preux valeureux, au nombre de 17200 hommes aptes à faire campagne et à combattre.
...............
1Tt / 1Tan 11.45 Jediael the son of Shimri, and Joha his brother, the Tizite, sy Jediaela, zanak' i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny Jedihela zanak' i Sarì; Johà, Tosaita, rahalahiny; Yediael fils de Shimri et Yoha son frère le Tiçite,
...............
1Tt / 1Tan 12.20 As he went to Ziklag, there fell to him of Manasseh, Adnah, and Jozabad, and Jediael, and Michael, and Jozabad, and Elihu, and Zilthai, captains of the thousands that were of Manasseh. Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. Quelques Manassites se rendirent à David alors qu' il venait lutter avec les Philistins contre Saül. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins renvoyèrent David en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül au prix de nos têtes! "
...............
1Tt / 1Tan 26.2 And the sons of Meshelemiah were, Zechariah the firstborn, Jediael the second, Zebadiah the third, Jathniel the fourth, Ary ny zanakalahin' i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra, Zanakalahin' i Meselemià: Zakariasa lahimatoa; Jadihela faharoa; Zabadiasa fahatelo; Jatanaela fahefatra; Meshélémyahu eut des fils : Zekaryahu le premier, Yediael le second, Zebadyahu le troisième, Yatniel le quatrième,