<-
->

1Tt / 1Tan 12:1 Now these are they that came to David to Ziklag, while he yet kept himself close because of Saul the son of Kish: and they were among the mighty men, helpers of the war. Ary izao no nankany amin' i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an' i Saoly, zanak' i Kisy; ary isan' ny lehilahy mahery mpanampy amin' ny ady ireo Fony Davida mbola tsy maintsy nitoetra lavitra ny tavan' i Saola zanak' i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega: anisan' ny mahery nanampy azy nandritra ny ady izy ireo. Voici ceux qui rejoignirent David à Çiqlag alors qu' il était encore retenu loin de Saül fils de Qish; c'étaient des preux, des combattants à la guerre,
1Tt / 1Tan 12:2 They were armed with bows, and could use both the right hand and the left in hurling stones and shooting arrows out of a bow, even of Saul' s brethren of Benjamin. sady mpitondra tsipìka ka nahay nanavia sy nanavanana raha nitora-bato na nandefa tsipìka. Isan' ny Benjamita, rahalahin' i Saoly, ireo. Mpandefa tsipìka zatra manavia manavanana raha mandefa vato, zatra mandefa zana-tsipìka amin' ny tsipìkany; avy amin' ny rahalahin' i Saola, amin' i Benjamina: qui pouvaient tirer à l' arc de la main droite et de la gauche, en utilisant pierres et flèches. Des frères de Saül le Benjaminite :
1Tt / 1Tan 12:3 The chief was Ahiezer, then Joash, the sons of Shemaah the Gibeathite; and Jeziel, and Pelet, the sons of Azmaveth; and Berachah, and Jehu the Antothite. Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak' i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak' i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita Ahisera no lohany, dia Joasa, zanak' i Samaà, any Gabaà; Jaziela sy Faleta, zanak' i Azmota; Barakà, Jehò avy any Anatota; Ahiézer le chef, et Yoash, fils de Hashshemaa de Gibéa, Yeziel et Pélèt, fils d' Azmavèt, Beraka et Yéhu d' Anatot,
1Tt / 1Tan 12:4 And Ismaiah the Gibeonite, a mighty man among the thirty, and over the thirty; and Jeremiah, and Jahaziel, and Johanan, and Josabad the Gederathite, ary Jismaia Gibeonita, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sady mpifehy ny telo-polo lahy, ary Jeremia sy Jahaziela sy Johanana sy Jozababa Gaderatita Samaiasa avy any Gabaona, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sy lehiben' ny telopolo lahy; Jeremia; Jeheziela; Johanàna; Jezabada avy any Gederà; Yishmaya de Gabaôn, un preux parmi les Trente et à la tête des Trente;
1Tt / 1Tan 12:5 Eluzai, and Jerimoth, and Bealiah, and Shemariah, and Shephatiah the Haruphite, sy Elozay sy Jerimota ary Bealia sy Semaria sy Sefatia Harofita Elozaì; Jerimota; Baalià; Samarià; Yirmeya, Yahaziel, Yohanân et Yozabad de Gedérot,
1Tt / 1Tan 12:6 Elkanah, and Jesiah, and Azareel, and Joezer, and Jashobeam, the Korhites, sy Elkana sy Jisia sy Azarela sy Joezera ary Jasobeama Koraita Safatià avy any Harofa; Elkanà, Jesià, Azareela, Joesera ary Jesbaama zanak' i Kore; Éléuzaï, Yerimot, Béalya, Shemaryahu, Shephatyahu de Hariph,
1Tt / 1Tan 12:7 And Joelah, and Zebadiah, the sons of Jeroham of Gedor. ary Joela sy Zebadia, zanak' i Jerohama avy any Gedora. Joela sy Zabadià zanak' i Jerohama avy any Gedora. Elqana, Yishiyyahu, Azaréel, Yoézer, Yashobéam, Coréites,
1Tt / 1Tan 12:8 And of the Gadites there separated themselves unto David into the hold to the wilderness men of might, and men of war fit for the battle, that could handle shield and buckler, whose faces were like the faces of lions, and were as swift as the roes upon the mountains; Ary tamin' ny Gadita nisy lehilahy mahery niendaka hanatona an' i Davida ho amin' ny fiarovana tany an-efitra, dia ny miaramila nahay niady ka nahatana ampinga lehibe sy lefona; ny tarehiny dia tahaka ny tarehin' ny liona, ary faingam-pandeha tahaka ny gazela eny an-tendrombohitra izy. Tamin' ny Gadita, nisy lehilahy mahery nanatona an' i Davida tany amin' ny toerana mimanda, tany an' efitra; mpiantafika zatra ady, mahay mampiasa ampinga aman-defona, miendriky ny liona, faingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra. Yoéla, Zebadya, fils de Yeroham de Gedor.
1Tt / 1Tan 12:9 Ezer the first, Obadiah the second, Eliab the third, Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, Ezera no lohany, Obdiasa no faharoa, Des Gadites firent sécession pour rejoindre David dans son refuge du désert. C'étaient des preux vaillants, des hommes de guerre prêts à combattre, sachant manier le bouclier et la lance. Ils faisaient figure de lions; par l' agilité, ils ressemblaient aux gazelles sur les montagnes.
1Tt / 1Tan 12:10 Mishmannah the fourth, Jeremiah the fifth, Mismana no fahefatra, Jeremia no fahadimy, Eliaba no fahatelo, Maamana no fahefatra, Ézer était le chef, Obadya le second, Éliab le troisième,
1Tt / 1Tan 12:11 Attai the sixth, Eliel the seventh, Atahy no fahenina, Eliala no fahafito, Jeremia no fahadimy, Etì no fahenina, Mashmanna le quatrième, Yirmeya le cinquième,
1Tt / 1Tan 12:12 Johanan the eighth, Elzabad the ninth, Johanana no fahavalo, Elizabada no fahasivy, Eliela no fahafito, Johanàna no fahavalo. Attaï le sixième, Éliel le septième,
1Tt / 1Tan 12:13 Jeremiah the tenth, Machbanai the eleventh. Jeremia no fahafolo, Makbanay no fahiraika ambin' ny folo. Elzebada no fahasivy, Jeremia no fahafolo, Makabanaì no faharaik' ambin' ny folo. Yohanân le huitième, Elzabad le neuvième,
1Tt / 1Tan 12:14 These were of the sons of Gad, captains of the host: one of the least was over an hundred, and the greatest over a thousand. Ireo no isan' ny taranak' i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra naharesy arivo. Taranak' i Gada izy ireo, lehiben' ny foloalindahy, ny iray kely indrindra aminy maharesy zato lahy; ary ny iray lehibe indrindra, maharesy arivo lahy. Yirmeyahu le dixième, Mak-bannaï le onzième.
1Tt / 1Tan 12:15 These are they that went over Jordan in the first month, when it had overflown all his banks; and they put to flight all them of the valleys, both toward the east, and toward the west. Ireo no nita an' i Jordana tamin' ny volana voalohany, fony iny nihoatra ny morony rehetra; ary nampandositra izay rehetra teny amin' ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo. Izy ireo no nita an' i Jordany, tamin' ny volana voalohany, fony izy nihoatra ny morony rehetra, ka nampandositra ny mponina rehetra teny amin' ny lohasaha na any atsinanana na any andrefana. Tels étaient les fils de Gad, chefs de corps; un commandait à cent s' il était petit, à mille s' il était grand.
1Tt / 1Tan 12:16 And there came of the children of Benjamin and Judah to the hold unto David. Ary nisy tamin' ny taranak' i Benjamina sy Joda nankany amin' i Davida tany amin' ny fiarovana. Nisy nanatona an' i Davida tany amin' ny toerana mimanda kosa ny taranak' i Benjamina sy Jodà. Ce sont eux qui passèrent le Jourdain, au premier mois, tandis qu' il coule partout à pleins bords, et qui mirent en fuite les riverains tant à l' orient qu'à l' occident.
1Tt / 1Tan 12:17 And David went out to meet them, and answered and said unto them, If ye be come peaceably unto me to help me, mine heart shall be knit unto you: but if ye be come to betray me to mine enemies, seeing there is no wrong in mine hands, the God of our fathers look thereon, and rebuke it. Ary Davida nivoaka hitsena azy ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no ihavianareo atý amiko hanampy ahy, dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy kosa ianareo ho azon' ny fahavaloko, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tanako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany. Nivoaka hitsena azy ireo Davida sady niteny, nanao taminy hoe: Raha hevi-pihavanana no ahatongavanareo atý amiko, mba hanampy ahy, dia hitongilana aminareo ny foko hikambanantsika, fa raha hamadika sy hanolotra ahy amin' ny fahavaloko kosa, nefa tsy misy an-keriny nataon' ny tànako dia ny Andriamanitry ny razantsika no aoka hijery sy hamaly izany. Quelques Benjaminites et Judéens s' en vinrent aussi trouver David en son refuge.
1Tt / 1Tan 12:18 Then the spirit came upon Amasai, who was chief of the captains, and he said, Thine are we, David, and on thy side, thou son of Jesse: peace, peace be unto thee, and peace be to thine helpers; for thy God helpeth thee. Then David received them, and made them captains of the band. Ary Amasay, lehiben' ny mpanafika malaza, dia nampitenenin' ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak' i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an' ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin' i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Ary Amasaì, lehiben' ny telopolo lahy, dia nosaronan' ny Fanahy, ka nanao hoe: Anao izahay ry Davida, ary momba anao, ry zanak' Isaia! Fiadanana, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an' izay manampy anao, fa ny Andriamanitrao efa nanampy anao. Dia noraisin' i Davida izy ireo, ary nomeny toerana tamin' ny lehiben' ny antokon' ny miaramila. David s' avança au-devant d' eux, prit la parole et leur dit : " Si c' est en amis que vous venez à moi pour me prêter main-forte, je suis disposé à m' unir à vous, mais si c' est pour me tromper au profit de mes ennemis alors que mes mains n' ont fait aucun tort, que le Dieu de nos pères le voie et fasse justice! "
1Tt / 1Tan 12:19 And there fell some of Manasseh to David, when he came with the Philistines against Saul to battle: but they helped them not: for the lords of the Philistines upon advisement sent him away, saying, He will fall to his master Saul to the jeopardy of our heads. Ary nisy sasany tamin' ny Manase niala hanatona an' i Davida, raha nomba ny Filistina hiady amin' i Saoly izy, nefa tsy nanampy azy izy; fa ireo andrianan' ny Filistina nifampisaina, dia nampandeha azy ka nanao hoe: Ny lohantsika no ho entiny mila sitraka hiverenany amin' i Saoly tompony. Nisy lehilahy sasany tamin' i Manase nikambana tamin' i Davida fony izy niaraka tamin' ny Filistina nandeha hiady amin' i Saola. Nefa tsy nanampy ny Filistina nalefa nody Davida, fa hoy izy: Ny lohantsika no mety hahita loza hiverenany amin' i Saola tompony. L' Esprit revêtit alors Amasaï, chef des Trente : " Va, David! La paix soit avec toi, fils de Jessé, paix à toi, paix à qui t' aide, car ton aide, c' est ton Dieu. " David les accueillit et les mit parmi les chefs de troupe.
1Tt / 1Tan 12:20 As he went to Ziklag, there fell to him of Manasseh, Adnah, and Jozabad, and Jediael, and Michael, and Jozabad, and Elihu, and Zilthai, captains of the thousands that were of Manasseh. Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. Quelques Manassites se rendirent à David alors qu' il venait lutter avec les Philistins contre Saül. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins renvoyèrent David en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül au prix de nos têtes! "
1Tt / 1Tan 12:21 And they helped David against the band of the rovers: for they were all mighty men of valour, and were captains in the host. Ary ireo dia nanampy an' i Davida hamely ny antokon' ny jirika; fa lehilahy mahery avokoa izy sady komandy amin' ny miaramila. Nanampy an' i Davida hamely ny andian-jirika izy ireo, fa samy lehilahy mahery ka tonga lehibe tamin' ny foloalindahy. Il partait donc pour Çiqlag quand quelques Manassites se rendirent à lui : Adnah, Yozabad, Yediaèl, Mikaèl, Yozabad, Élihu, Çilletaï, chefs des milliers de Manassé.
1Tt / 1Tan 12:22 For at that time day by day there came to David to help him, until it was a great host, like the host of God. Fa tamin' izany nisy nankany amin' i Davida isan' andro isan' andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin' Andriamanitra. Koa isan' andro isan' andro no nisy olona tonga tao amin' i Davida hamangy azy, mandra-pahatongany ho tafika lehibe toy ny tafik' Andriamanitra. Ce fut un renfort pour David et sa troupe, car ils étaient tous de vaillants preux et devinrent officiers dans l' armée.
1Tt / 1Tan 12:23 And these are the numbers of the bands that were ready armed to the war, and came to David to Hebron, to turn the kingdom of Saul to him, according to the word of the Lord. Ary izao no isan' ny miaramila efa voaomana hiady, izay tonga tao amin' i Davida tao Hebrona hamindra ny fanjakan' i Saoly ho azy araka ny tenin' i Jehovah: Izao no isan' ny lehiben' ny lehilahy hary fiadiana hoenti-miady, tonga nanatona an' i Davida, tany Hebrona, mba hamindra ny fanjakan' i Saola aminy araka ny didin' ny Tompo. Jour après jour, en effet, David recevait des renforts, si bien que son camp devint un camp gigantesque.
1Tt / 1Tan 12:24 The children of Judah that bare shield and spear were six thousand and eight hundred, ready armed to the war. Tamin' ny taranak' i Joda, valon-jato amby enina arivo, mpitondra ampinga lehibe sy lefona sady efa voaomana hiady. Tamin' ny taranak' i Jodà, valon-jato amby enina arivo lahy mitondra ampinga aman-defona, hary fiadiana mba hiady. Voici le nombre des guerriers équipés pour la guerre qui rejoignirent David à Hébron pour lui transférer la royauté de Saül selon l' ordre de Yahvé :
1Tt / 1Tan 12:25 Of the children of Simeon, mighty men of valour for the war, seven thousand and one hundred. Tamin' ny taranak' i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin' ny ady. Tamin' ny taranak' i Simeona, zato amby fito arivo lahy, samy lehilahy mahery an' ady. Fils de Juda portant le bouclier et la lance : 6.800 guerriers équipés pour la guerre;
1Tt / 1Tan 12:26 Of the children of Levi four thousand and six hundred. Tamin' ny taranak' i Levy, enin-jato amby efatra arivo. Tamin' ny taranak' i Levì, enin-jato sy efatra arivo lahy. des fils de Siméon, 7.100 preux vaillants à la guerre;
1Tt / 1Tan 12:27 And Jehoiada was the leader of the Aaronites, and with him were three thousand and seven hundred; Ary Joiada dia lehiben' ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy; Ary Joiada lehiben' ny taranak' i Aarona, ary fiton-jato sy telo arivo lahy no niaraka taminy. des fils de Lévi, 4.600,
1Tt / 1Tan 12:28 And Zadok, a young man mighty of valour, and of his father' s house twenty and two captains. ary Zadoka, zatovo mahery, sy ny fianakaviany, dia roa amby roa-polo lahy mpifehy. Ary Sadaoka zatovo mahery mbamin' ny fianakavian-drainy, dia filohany roa amby roapolo. ainsi que Yehoyada, commandant les Aaronides avec 3.700 de ces derniers,
1Tt / 1Tan 12:29 And of the children of Benjamin, the kindred of Saul, three thousand: for hitherto the greatest part of them had kept the ward of the house of Saul. Ary tamin' ny taranak' i Benjamina, havan' i Saoly, telo arivo; fa hatramin' izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin' i Saoly ihany. Avy amin' ny taranak' i Benjamina, rahalahin' i Saola, telo arivo lahy; fa ny ankabeazan' ireo, hatramin' izay, mbola niraiki-po tamin' ny fianakavian' i Saola ihany. Sadoq, jeune preux vaillant, et 22 officiers de sa famille;
1Tt / 1Tan 12:30 And of the children of Ephraim twenty thousand and eight hundred, mighty men of valour, famous throughout the house of their fathers. Ary tamin' ny taranak' i Efraima dia valon-jato amby roa alina, lehilahy mahery avokoa sady samy nalaza tamin' ny fianakaviany avy. Tamin' ny taranak' i Efraima, valon-jato amby roa alina, samy lehilahy mahery sy malaza any amin' ny fianakavian-drainy avy. des fils de Benjamin, 3.000 frères de Saül, la majorité d' entre eux demeurant jusqu' alors au service de la maison de Saül;
1Tt / 1Tan 12:31 And of the half tribe of Manasseh eighteen thousand, which were expressed by name, to come and make David king. Ary tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia valo arivo amby iray alina, izay notononina anarana ho avy hampanjaka an' i Davida. Avy amin' ny antsasa-pokon' i Manase valo arivo sy iray alina, voatendry tamin' ny anarany no avy hampanjaka an' i Davida. des fils d' Ephraïm, 20.800 preux vaillants, hommes illustres de leur famille;
1Tt / 1Tan 12:32 And of the children of Issachar, which were men that had understanding of the times, to know what Israel ought to do; the heads of them were two hundred; and all their brethren were at their commandment. Ary tamin' ny taranak' Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon' ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny. Avy tamin' ny taranak' Isakara izay nahafantatra ny andro hahalalàna ny tokony hataon' Israely, roan-jato lahy samy lohany, mbamin' ny rahalahiny rehetra ambany fahefany. de la demi-tribu de Manassé, 18.000 hommes nominativement désignés pour aller proclamer David roi;
1Tt / 1Tan 12:33 Of Zebulun, such as went forth to battle, expert in war, with all instruments of war, fifty thousand, which could keep rank: they were not of double heart. Tamin' ny Zebolona, izay azo nalefa hanafika ka nahay niady tamin' ny fiadiana samy hafa rehetra dia dimy alina, izay nahay nilahatra tsara tamin' ny firaisan-kina. Avy amin' i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin' ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin' ny fo tsy miroahana. des fils d' Issachar, sachant discerner les moments où Israël devait agir et la manière de le faire, 200 chefs et tous leurs frères à leurs ordres;
1Tt / 1Tan 12:34 And of Naphtali a thousand captains, and with them with shield and spear thirty and seven thousand. Ary tamin' ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin' ampinga lehibe sy lefona. Avy amin' i Neftalì, filohany arivo; ary fito arivo amby telo alina mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy. de Zabulon, 50.000 hommes aptes au service militaire, en ordre de combat, avec toutes sortes d' armes, et prêts à prêter main-forte d' un coeur résolu;
1Tt / 1Tan 12:35 And of the Danites expert in war twenty and eight thousand and six hundred. Ary tamin' ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady. Avy amin' ny Danita enin-jato amby valo arivo sy roa alin-dahy vonon-kiady. de Nephtali, mille officiers et avec eux 37.000 hommes munis du bouclier et de la lance;
1Tt / 1Tan 12:36 And of Asher, such as went forth to battle, expert in war, forty thousand. Ary tamin' ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady. Avy amin' i Asera efatra alina, samy azo alefa amin' ny tafika sy vonon-kiady. des Danites, 28.600 hommes en ordre de combat;
1Tt / 1Tan 12:37 And on the other side of Jordan, of the Reubenites, and the Gadites, and of the half tribe of Manasseh, with all manner of instruments of war for the battle, an hundred and twenty thousand. Ary avy tany an-dafin' i Jordana, tamin' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, nisy roa alina amby iray hetsy nitana fiadiana samy hafa rehetra. Ary ny avy any an-dafin' i Jordany, amin' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon' i Manase, roa alina sy iray hetsy lahy, hary fitaovana enti-miady tsara mihitsy. d' Asher, 40.000 hommes partant en guerre en ordre de combat;
1Tt / 1Tan 12:38 All these men of war, that could keep rank, came with a perfect heart to Hebron, to make David king over all Israel: and all the rest also of Israel were of one heart to make David king. Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an' i Davida amin' ny Isiraely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin' ny Isiraely koa niray fo hampanjaka an' i Davida. Ireo lehilahy mpiady rehetra ireo, izay samy nahay nilahatra hiady avokoa, dia tonga tao Hebrona, tamin' ny fo mahitsy hanangana an' i Davida ho mpanjaka amin' Israely rehetra, ary Israely sisa rehetra koa, dia niray fo torak' izany hanangana an' i Davida ho mpanjaka. de Transjordanie, 120.000 hommes de Ruben, de Gad, de la demi-tribu de Manassé, avec toutes sortes d' armes de guerre.
1Tt / 1Tan 12:39 And there they were with David three days, eating and drinking: for their brethren had prepared for them. Ary tao amin' i Davida hateloana izy sady nihinana sy nisotro; fa efa nanao nahandro ho azy ny rahalahiny. Hateloana izy ireo no nitoetra tao niaraka tamin' i Davida, dia nihinana sy nisotro, fa efa nanomana vatsy ho azy ny rahalahiny. Tous ces hommes de guerre, venus en renfort en bon ordre, se rendirent à Hébron de plein coeur pour proclamer David roi sur tout Israël; tous les autres Israélites étaient d' ailleurs unanimes pour conférer la royauté à David.
1Tt / 1Tan 12:40 Moreover they that were nigh them, even unto Issachar and Zebulun and Naphtali, brought bread on asses, and on camels, and on mules, and on oxen, and meat, meal, cakes of figs, and bunches of raisins, and wine, and oil, and oxen, and sheep abundantly: for there was joy in Israel. Ary izay teo akaikiny koa hatramin' ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samy hafa nentin' ny boriky sy rameva sy ampondra ary omby, dia koba sy ampempan' aviavy sy voaloboka maina sy divay sy diloilo, ary omby sy ondry aman' osy betsaka koa; fa nisy fifaliana tamin' ny Isiraely. Ary na dia izay nitoetra tao anilany aza hatramin' Isakara sy Zabolona ary Neftalì samy nampitondra hanina, netin' ny ampondra aman-drameva mbamin' ny omby sy ny mole, dia lafarina, ampempan' aviavy maina amam-boaloboka maina, divay, diloilo, omby aman-ondry sesehena, satria nisy fifaliana tamin' Israely. Trois jours durant, ils demeurèrent à manger et à boire avec David. Leurs frères avaient tout apprêté pour eux;
1Tt / 1Tan 12:41 de plus, des environs et jusque d' Issachar, Zabulon et Nephtali, on leur faisait parvenir des vivres, par ânes, chameaux, mulets et boeufs : farine, figues et gâteaux de raisin, vin et huile, gros et petit bétail en masse, car c'était liesse en Israël.

<-
->