Chapitres et versets citant Emanoela

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 7.14 Therefore the Lord himself shall give you a sign; Behold, a virgin shall conceive, and bear a son, and shall call his name Immanuel. Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan' anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela. Noho izany dia tenan' ny Tompo no hanome famantarana anareo: Indro nanan' anaka ny Virjiny, ka miteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Emmanoela. C' est pourquoi le Seigneur lui-même vous donnera un signe : Voici, la jeune femme est enceinte, elle va enfanter un fils et elle lui donnera le nom d' Emmanuel.
...............
Isa / Iz 8.8 And he shall pass through Judah; he shall overflow and go over, he shall reach even to the neck; and the stretching out of his wings shall fill the breadth of thy land, O Immanuel. Dia himaona fatratra izy ka hihatra amin' ny Joda Ary hanafotra sady mbola hisondrotra ihany Mandra-pahatongany havozona; Ary ny fipasany eny an-daniny roa dia hanenika ny taninao, ry Imanoela ô. ho tafatsofoka amin' i Jodà izy, ho tondraka sy hanafotra, hisondrontra mandra-pahatongany havozona, ary ny fivelaran' ny elany handrakotra ny tampon' ny taninao rehetra ry Emmanoela ô! il passera en Juda, inondera et traversera; il atteindra jusqu' au cou, et le déploiement de ses ailes couvrira toute l'étendue de ton pays, Emmanuel.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.23 Behold, a virgin shall be with child, and shall bring forth a son, and they shall call his name Emmanuel, which being interpreted is, God with us. Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon' ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra. Indro ny Virjiny hitoe-jaza ka hiteraka Zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Emanoela, izany hoe, amintsika Andriamanitra. Voici que la vierge concevra et enfantera un fils, et on l' appellera du nom d' Emmanuel, ce qui se traduit : " Dieu avec nous ".