Chapitres et versets citant Betjesimota

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.3 And from the plain to the sea of Chinneroth on the east, and unto the sea of the plain, even the salt sea on the east, the way to Bethjeshimoth; and from the south, under Ashdothpisgah: ary ny ilany atsinanan' ny tani-hay hatramin' ny Ranomasina Kinerota ka hatramin' ny ranomasina amin' ny tani-hay, dia ny Ranomasintsira, amin' ny lalana mankany Beti-jesimota, ary hatramin' ny tany atsimo eo am-bodin' i Pisga. amin' ny Arabaha, hatrany amin' ny ranomasina Kenereta any atsinanana, sy amin' ny ranomasin' ny Arabaha dia ny ranomasin-tSira any atsinanana, amin' ny làlana mankany Betisimota; ary amin' ny ilany atsimo dia hatrany am-pototry ny kisolasolan' i Fasgà. la Araba jusqu'à la mer de Kinnerot à l' orient, et jusqu'à la mer de la Araba, ou mer Salée, à l' orient, en direction de Bet-ha-Yeshimot, et, au sud, la base des pentes arrosées du Pisga.
...............
Jos 13.20 And Bethpeor, and Ashdothpisgah, and Bethjeshimoth, sy Beti-peora sy ny ao am-bodin' i Pisga ary Beti-jesimota Beti-Fogora, ny kisolosolon' i Fasgà, Beti-Jesimota, Bet-Péor, les pentes arrosées du Pisga, Bet-ha-Yeshimot,

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 25.9 Therefore, behold, I will open the side of Moab from the cities, from his cities which are on his frontiers, the glory of the country, Bethjeshimoth, Baalmeon, and Kiriathaim, Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin' ny Moaba, hatrany amin' ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima, noho izany dia indro hotatahako ny lanivoan' i Moaba, hatrany amin' ny tanàna, hatrany amin' ny tanànany, hatrany amin' ny faritry ny taniny, tabihan' ny tany, Betjesimota, Beelmeona, Kariataina. eh bien, je vais ouvrir les hauteurs de Moab, ses villes ne seront plus des villes, sur toute son étendue - les joyaux du pays : Bet-ha-Yeshimot, Baal-Meôn et jusqu'à Qiryatayim.