| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 32.38 | And Nebo>, and Baalmeon, (their names being changed,) and Shibmah>: and gave other names unto the cities which they builded. | sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran' ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony. | Nabao ary Baalmeona izay samy novany anarana ary Sabamà, ka samy nomeny anarana ny tanàna naoriny. | Nebo>, Baal-Meôn dont les noms furent changés , Sibma>. Ils donnèrent des noms aux villes qu' ils avaient construites. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.8 | And Bela> the son of Azaz>, the son of Shema>, the son of Joel>, who dwelt in Aroer>, even unto Nebo> and Baalmeon: | ary Bela, zanak' i Azaza, zanak' i Sema, zanak' i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona. | Balà zanak' i Azaza zanak' i Sammà zanak' i Joela; Balà dia nonina tany Aroera ka hatrany Nebao sy Beela-Meona, | Béla> fils de Azaz>, fils de Shéma>, fils de Yoèl>. C' est Ruben> qui, établi à Aroèr>, s'étendait> jusqu'à Nebo> et Baal-Méôn. | 
| 
 | 
|  | Book of Ezekiel | Ezekiela | Ezekiela | Livre d'Ezéchiel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eze / Ez 25.9 | Therefore, behold, I will open the side of Moab> from the cities, from his cities which are on his frontiers, the glory of the country, Bethjeshimoth>, Baalmeon, and Kiriathaim>, | Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin' ny Moaba, hatrany amin' ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima, | noho izany dia indro hotatahako ny lanivoan' i Moaba,  hatrany amin' ny tanàna, hatrany amin' ny tanànany, hatrany amin' ny faritry ny taniny,  tabihan' ny tany,  Betjesimota, Beelmeona, Kariataina. | eh bien, je vais ouvrir les hauteurs de Moab>, ses villes ne seront plus des villes, sur toute son étendue - les joyaux du pays : Bet-ha-Yeshimot>, Baal-Meôn et jusqu'à Qiryatayim>. |