Chapitres et versets citant Ramsesa

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 47.11 And Joseph placed his father and his brethren, and gave them a possession in the land of Egypt, in the best of the land, in the land of Rameses, as Pharaoh had commanded. Dia namponenin' i Josefa ny rainy sy ny rahalahiny ka nomeny zara-tany tao amin' ny tany Egypta, dia tao amin' ny tany tsara indrindra, tao amin' ny tany Ramesesa, araka izay efa nandidian' i Farao. Koa nampiorim-ponenana an-drainy sy ny rahalahiny Josefa ka nanome azy zara tany, eo amin' ny tany Ejipta, dia ny tsara indrindra amin' ny tany, ao amin' ny faritanin' i Ramsesa, araka ny teny nomen' i Faraona azy. Joseph établit son père et ses frères et il leur donna une propriété au pays d'Égypte, dans la meilleure région, la terre de Ramsès, comme l' avait ordonné Pharaon.

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 1.11 Therefore they did set over them taskmasters to afflict them with their burdens. And they built for Pharaoh treasure cities, Pithom and Raamses. Koa dia nanendreny mpifehy izy, mba hampahory azy amin' ny fanompoany mafy. Ary nanao tanàna fitehirizana ho an' i Farao izy, dia Pitoma sy Ramesesa. Ka dia nanendry mpifehy hampanao fanompoana an' Israely izy, mba hamoritra azy amin' ny asa mafy; izany no nahavitana tanàna, natao fitehirizan-javatra ho an' i Faraona dia Pitaoma sy Ramsesa. On imposa donc à Israël des chefs de corvée pour lui rendre la vie dure par les travaux qu' ils exigeraient. C' est ainsi qu' il bâtit pour Pharaon les villes-entrepôts de Pitom et de Ramsès.
...............
Eks 12.37 And the children of Israel journeyed from Rameses to Succoth, about six hundred thousand on foot that were men, beside children. Dia niainga tao Ramesesa ny Zanak' Isiraely ka nankany Sokota, dia lehilahy mahalia lalana tokony ho enina hetsy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy. Niala tao Ramsesa ny zanak' Israely dia nankany Sokota; sahabo ho enina hetsy izy no olona mandeha tongotra afa-tsy ny ankizy. Les Israélites partirent de Ramsès en direction de Sukkot au nombre de près de six cent mille hommes de pied - rien que les hommes, sans compter leur famille.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.3 And they departed from Rameses in the first month, on the fifteenth day of the first month; on the morrow after the passover the children of Israel went out with an high hand in the sight of all the Egyptians. Niala tao Ramesesa Izy tamin' ny volana voalohany, dia tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany; nony ampitson' ny Paska no nivoahan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tanana avo teo imason' ny Egyptiana rehetra. Niala tao Ramsesa tamin' ny volana voalohany izy, tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana voalohany. Ny ampitson' ny Paka dia tamin' ny tànana voasandratra no nivoahan' ny zanak' Israely teo imason' ny Ejipsiana rehetra. Ils partirent de Ramsès le premier mois. C' est le quinzième jour du premier mois, lendemain de la Pâque, que les Israélites partirent la main haute, aux yeux de toute l'Égypte.
...............
Nom / Fan 33.5 And the children of Israel removed from Rameses, and pitched in Succoth. Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak' Isiraely, dia nitoby tao Sokota. Nony niala teo Ramsesa ny zanak' Israely, dia nitoby tao Sokota. Les Israélites partirent de Ramsès et campèrent à Sukkot.