Chapitres et versets citant Sina

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
Eks 16.1 And they took their journey from Elim, and all the congregation of the children of Israel came unto the wilderness of Sin, which is between Elim and Sinai, on the fifteenth day of the second month after their departing out of the land of Egypt. Ary tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo tamin' ny volana faharoa taorian' ny nialany tany amin' ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka nankany amin' ny efitra Sina, izay eo anelanelan' i Elima sy Sinay. Niala tao Elima izy ireo ary ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra dia tonga tany an' efitra Sina, anelanelan' i Elima sy Sinaia tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana faharoa, taorian' ny nialany tany amin' ny tany Ejipta. Ils partirent d'Élim, et toute la communauté des Israélites arriva au désert de Sîn, situé entre Élim et le Sinaï, le quinzième jour du second mois qui suivit leur sortie d'Égypte.
Eks 17.1 And all the congregation of the children of Israel journeyed from the wilderness of Sin, after their journeys, according to the commandment of the Lord, and pitched in Rephidim: and there was no water for the people to drink. Ary nifindra ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka niala tao an-efitra Sina, araka izay natoron' i Jehovah hitobiany, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano hosotroin' ny olona. Niala tao an' efitra Sina ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, araka ny dia nandidian' ny Tompo azy, dia nitoby tao Rafidima, ka tsy nahita rano hosotroina tao ny vahoaka. Toute la communauté des Israélites partit du désert de Sîn pour les étapes suivantes, sur l' ordre de Yahvé, et ils campèrent à Rephidim où il n' y avait pas d' eau à boire pour le peuple.

  Leviticus Fisoronana na Levitikosy Fisoronana na Levitika Le Lévitique
...............
Lev 10.3 Then Moses said unto Aaron, This is it that the Lord spake, saying, I will be sanctified in them that come nigh me, and before all the people I will be glorified. And Aaron held his peace. Dia hoy Mosesy tamin' i Arona: Izany dia ilay nolazain' i Jehovah hoe: Amin' izay akaiky Ahy no hisehoako ho masina, ary eo anatrehan' ny olona rehetra no hampisehoako ny voninahitro. Dia sina Arona. Dia hoy Moizy tamin' i Aarona: Efa voalazan' ny Tompo izany tamin' izy nanao hoe: Hohamasinina aho ao amin' izay manakaiky ahy, ary homem-boninahitra eo anatrehan' ny vahoaka rehetra. Sina Aarona. Moïse dit alors à Aaron : " C' est là ce que Yahvé avait déclaré par ces mots : En mes proches je montre ma sainteté, et devant tout le peuple je montre ma gloire. "Aaron resta muet.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.21 So they went up, and searched the land from the wilderness of Zin unto Rehob, as men come to Hamath. Dia niakatra ireo ka nisafo ny tany hatramin' ny efitra Zina ka hatrany Rehoba, dia ao akaikin' i Hamata. Dia niakatra izy ireo, ka nisafo ny tany hatrany amin' ny efitra Sina, ka hatrany Rohoba, amin' ny làlan' i Hemata. Ils montèrent reconnaître le pays, depuis le désert de Çîn jusqu'à Rehob, l' Entrée de Hamat.
Nom / Fan 20.1 Then came the children of Israel, even the whole congregation, into the desert of Zin in the first month: and the people abode in Kadesh; and Miriam died there, and was buried there. Ary tamin' ny volana voalohany tonga tao an-efitra Zina ny Zanak' Isiraely, dia ny fiangonana rehetra; ary nitoetra tao Kadesy ny olona. Ary maty tao Miriama ka nalevina tao. Tonga tao amin' ny efitra Sina, tamin' ny volana voalohany, ny zanak' Israely, dia ny fiangonana rehetra, ary tao Kadesy no nitoetra ny vahoaka. Tao no nahafatesan' i Maria sy nandevenana azy. Les Israélites, toute la communauté, arrivèrent le premier mois au désert de Çîn. Le peuple s'établit à Cadès. C' est là que Miryam mourut et qu' elle fut enterrée.
...............
Nom / Fan 27.14 For ye rebelled against my commandment in the desert of Zin, in the strife of the congregation, to sanctify me at the water before their eyes: that is the water of Meribah in Kadesh in the wilderness of Zin. fa nandà ny teniko ianareo tany an-efitra Zina, tamin' ilay nilan' ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin' ny rano teo imasony. (Izany no ranon' i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.) satria hianareo tany amin' ny efitra Sina, ilay nilan' ny fiangonana ady iny, dia nanohitra ny teny nomeko hanamasinana ahy teo imasony, ny amin' ny momba ny rano, dia ny ranon' i Meribà, any Kadesy, any an' efitra Sina. Car vous avez été rebelles dans le désert de Çîn, lorsque la communauté me chercha querelle, quand je vous commandai de manifester devant elle ma sainteté, par l' eau. " Ce sont les eaux de Meriba de Cadès, dans le désert de Çîn.
...............
Nom / Fan 33.11 And they removed from the Red sea, and encamped in the wilderness of Sin. Ary nony niala tao amoron' ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina. Niala teo amin' ny ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an' efitra Sina. Ils partirent de la mer des Roseaux et campèrent dans le désert de Sîn.
Nom / Fan 33.12 And they took their journey out of the wilderness of Sin, and encamped in Dophkah. Ary nony niala tany an-efitra Sina izy, dia nitoby tao Dopka. Niala tany an' efitra Sina izy, dia nitoby tao Dafkà. Ils partirent du désert de Sîn et campèrent à Dophka.
...............
Nom / Fan 33.36 And they removed from Eziongaber, and pitched in the wilderness of Zin, which is Kadesh. Ary nony niala tao Ezion-gebera izy, dia nitoby tany an-efitra Zina (Kadesy izany). Niala tao Asiongabera izy, dia nitoby tany an' efitra Sina, izany hoe tao Kadesy. Ils partirent de Éçyôn-Gébèr et campèrent dans le désert de Çîn ; c' est Cadès.
...............
Nom / Fan 34.3 Then your south quarter shall be from the wilderness of Zin along by the coast of Edom, and your south border shall be the outmost coast of the salt sea eastward: Ary ny lafiny atsimo amin' ny taninareo dia hatramin' ny efitra Zina, izay mifanolotra amin' i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin' ny faran' ny Ranomasin-tsira any atsinanana, Ny lafiny atsimo amin' ny taninareo dia ny efitra Sina, hatrany Edoma, ka ny faritrareo atsimo dia hatramin' ny faran' ny ranomasin-Tsira any atsinanana, La région méridionale de votre domaine s'étendra à partir du désert de Çîn, qui confine à Édom. Votre frontière méridionale commencera du côté de l' orient à l' extrémité de la mer Salée.
Nom / Fan 34.4 And your border shall turn from the south to the ascent of Akrabbim, and pass on to Zin: and the going forth thereof shall be from the south to Kadeshbarnea, and shall go on to Hazaraddar, and pass on to Azmon: dia miolaka eo atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon' i Kadesibarnea, dia mahazo an' i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona, dia miolaka mianatsimo amin' ny fiakarana Akrabima ny faritrareo, dia mandalo any Sina, mandroso hatrany atsimon' i Kadesy-Barne, mitohy amin' ny Hatsar-Adar, mihazo any Asemona, Puis elle obliquera au sud, vers la montée des Scorpions, passera par Çîn et aboutira au midi à Cadès-Barné. Puis elle ira vers Haçar-Addar et passera par Açmôn.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 32.51 Because ye trespassed against me among the children of Israel at the waters of MeribahKadesh, in the wilderness of Zin; because ye sanctified me not in the midst of the children of Israel. satria nivadika tamiko teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo tao amin' ny ranon' i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo. satria nanota tamiko teo afovoan' ny zanak' Israely hianareo, tao amin' ny ranon' i Meribà any Kadesy, amin' ny efitra Sina, ka tsy nankamasina ahy, teo afovoan' ny zanak' Israely. Parce que vous m' avez été infidèles au milieu des Israélites aux eaux de Meriba-Cadès, dans le désert de Çîn, parce que vous n' avez pas manifesté ma sainteté au milieu des Israélites,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 15.1 This then was the lot of the tribe of the children of Judah by their families; even to the border of Edom the wilderness of Zin southward was the uttermost part of the south coast. Ary izao no anjaran' ny firenena taranak' i Joda tamin' ny filokana araka ny fokony: hatramin' ny fari-tanin' i Edoma dia ny efitra Zina atsimo, izay faran' ny faritany atsimo. Ny anjara lasan' ny fokon-taranak' i Jodà, araka ny fianakaviany, tamin' ny filokana, dia nitatra hatrany amin' ny faritanin' i Edoma hatrany amin' ny efitra Sina any atsimo any amin' ny farany atsimo. Le lot de la tribu des fils de Juda selon leurs clans se trouva vers la frontière d'Édom, depuis le désert de Çîn vers le midi jusqu'à Cadès au sud.
...............
Jos 15.3 And it went out to the south side to Maalehacrabbim, and passed along to Zin, and ascended up on the south side unto Kadeshbarnea, and passed along to Hezron, and went up to Adar, and fetched a compass to Karkaa: dia nandroso hatrany atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon' i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka, ka nitohy ao atsimon' ny fiakarana Akdrabima, dia mahazo an' i Sina, sy miakatra any atsimon' i Esrona, niakatra mankany Adara, niolaka any Karkaà, elle se dirigeait vers le sud de la montée des Scorpions, traversait Çîn et montait au sud de Cadès-Barné; passant par Hèçron, elle montait à Addar et tournait vers Qarqa;

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 30.15 And I will pour my fury upon Sin, the strength of Egypt; and I will cut off the multitude of No. Hampidina ny fahatezerako amin' i Sina, fiarovana mafy any Egypta, Aho, ary hofongorako ny vahoaka be any No. hampidina ny hatezerako amin' i Sina, trano mimandan' i Ejipta; ary hofongorako ny vahoaka be any No. Je déverserai ma fureur sur Sîn, la forteresse de l'Égypte; j' exterminerai la multitude de No.
Eze / Ez 30.16 And I will set fire in Egypt: Sin shall have great pain, and No shall be rent asunder, and Noph shall have distresses daily. Hampirehitra afo any Egypta Aho; Hiolanolana fatratra Sina noho ny faharariany; Ho banga No, ary Memifisa dia hasian' ny fahavalo antoandro. Ejipta hodorako, Sina, hiolanolana mijaly; No, halana an-keriny; ary Nofa, hanihim-pahavalo antoandrobe. Je mettrai le feu à l'Égypte, Sîn sera pris de convulsions, à No, on ouvrira une brèche et les eaux se répandront.