Chapitres et versets citant Mikaela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.13 Of the tribe of Asher, Sethur the son of Michael. avy tamin' ny firenen' i Asera dia Setora, zanak' i Mikaela; Sotora, zanak' i Mikaela, avy amin' ny fokon' i Azera; pour la tribu d' Asher, Setur, fils de Mikaèl ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.13 And their brethren of the house of their fathers were, Michael, and Meshullam, and Sheba, and Jorai, and Jachan, and Zia, and Heber, seven. Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. Leurs frères, par familles : Mikaèl, Meshullam, Sheba, Yoraï, Yakân, Zia, Éber : sept.
1Tt / 1Tan 5.14 These are the children of Abihail the son of Huri, the son of Jaroah, the son of Gilead, the son of Michael, the son of Jeshishai, the son of Jahdo, the son of Buz; Ireo no zanakalahin' i Abihaila, zanak' i Hory, zanak' i Jaroa, zanak' i Gileada, zanak' i Mikaela, zanak' i Jesisay, zanak' i Jado, zanak' i Boza; Izy ireo dia zanakalahin' i Abihaila zanak' i Horì, zanak' i Jerà, zanak' i Galaada, zanak' i Mikaela, zanak' i Jesesì, zanak' i Jedao, zanak' i Boza. Voici les fils d' Abihayil : Ben-Huri, Ben-Yaroah, Ben-Giléad, Ben-Mikaèl, Ben-Yeshishaï, Ben-Yahdo, Ben-Buz.
...............
1Tt / 1Tan 6.25 And the sons of Elkanah; Amasai, and Ahimoth. zanakalahin' i Mikaela, zanakalahin' i Beseia, zanakalahin' i Malkia, zanak' i Mikaela, zanak' i Basaiasa, fils de Mikaèl, fils de Baaséya, fils de Malkiyya,
...............
1Tt / 1Tan 7.3 And the sons of Uzzi; Izrahiah: and the sons of Izrahiah; Michael, and Obadiah, and Joel, Ishiah, five: all of them chief men. Ary ny zanakalahin' i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin' i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo. Zanakalahin' i Ozia: Izrahia. Zanakalahin' Izrahia: Mikaela, Obadià, Johela, ary Jesià, filohany dimy izy rehetra. Fils de Uzzi : Yizrahya. Fils de Yizrahya : Mikaèl, Obadya, Yoèl, Yishshiyya. En tout cinq chefs
...............
1Tt / 1Tan 8.16 And Michael, and Ispah, and Joha, the sons of Beriah; sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin' i Beria ireo), Mikaela, Jesfà ary Johà no zanakalahin' i Berià. Mikaèl, Yishpa et Yoha étaient fils de Béria.
...............
1Tt / 1Tan 12.20 As he went to Ziklag, there fell to him of Manasseh, Adnah, and Jozabad, and Jediael, and Michael, and Jozabad, and Elihu, and Zilthai, captains of the thousands that were of Manasseh. Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. Quelques Manassites se rendirent à David alors qu' il venait lutter avec les Philistins contre Saül. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins renvoyèrent David en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül au prix de nos têtes! "
...............
1Tt / 1Tan 27.18 Of Judah, Elihu, one of the brethren of David: of Issachar, Omri the son of Michael: tamin' ny Joda dia Eliho, izay isan' ny rahalahin' i Davida; tamin' ny Isakara dia Omry, zanakalahin' i Mikaela; amin' i Jodà, Eliò rahalahin' i Davida; amin' Isakara, Amrì zanak' i Mikaela; Élihu, l' un des frères de David, les Judéens, Omri fils de Mikaèl les Issacharites,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 21.2 And he had brethren the sons of Jehoshaphat, Azariah, and Jehiel, and Zechariah, and Azariah, and Michael, and Shephatiah: all these were the sons of Jehoshaphat king of Israel. Ary nanan-drahalahy, zanak' i Josafata, koa izy, dia Azaria sy Jehiela sy Zakaria sy Azaria sy Mikaela ary Sefatia; ireo rehetra ireo no zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Isiraely. Nanan-drahalahy zanak' i Josafata koa Jorama, dia Azariasa, Jahiela, Zakariasa, Azariasa, Mikaela, ary Safatiasa; zanak' i Josafata mpanjakan' i Jodà avokoa ireo. Joram avait des frères, fils de Josaphat : Azarya, Yehiel, Zekaryahu, Azaryahu, Mikaèl et Shephatyahu; ce sont là tous les fils de Josaphat, roi d' Israël.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.8 And of the sons of Shephatiah; Zebadiah the son of Michael, and with him fourscore males. Zebadia, zanak' i Mikaela, avy tamin' ny taranak' i Sefatia, mbamin' ny namany valo-polo lahy; tamin' ny taranak' i Safatiasa, Zebediasa zanak' i Mikaela, mbamin' ireo valopolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Shephatya : Zebadya, fils de Mikaèl, et avec lui 80

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 10.13 But the prince of the kingdom of Persia withstood me one and twenty days: but, lo, Michael, one of the chief princes, came to help me; and I remained there with the kings of Persia. Fa ilay andrianan' ny fanjakan' i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin' ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin' ny mpanjakan' i Persia. Fa nitsangana teo anoloako, iraika amby roapolo andro, ilay filohan' ny fanjakan' i Persa, ary Misely anisan' ireo filohany ambony no tonga nanampy ahy, ka nijanona teo akaikin' ny mpanjakan' i Persa aho. Le Prince du royaume de Perse m' a résisté pendant 21 jours, mais Michel, l' un des Premiers Princes, est venu à mon aide. Je l' ai laissé affrontant les rois de Perse,
...............
Dan / Da 10.21 But I will shew thee that which is noted in the scripture of truth: and there is none that holdeth with me in these things, but Michael your prince. Fa hambarako aminao izay voasoratra ao amin' ny soratra marina; nefa tsy misy miara-misikina amiko hanohitra ireo, afa-tsy Mikaela andriananareo. Hambarako anao anefa, ny voasoratra ao amin' ny bokin' ny fahamarinana, ary tsy misy mitsangana momba azy hanohitra an' ireo afa-tsy Misely filohanareo ihany. Mais je vais t' annoncer ce qui est inscrit dans le Livre de Vérité. Nul ne me prête main-forte pour ces choses, sinon Michel, votre Prince,
Dan / Da 12.1 And at that time shall Michael stand up, the great prince which standeth for the children of thy people: and there shall be a time of trouble, such as never was since there was a nation even to that same time: and at that time thy people shall be delivered, every one that shall be found written in the book. Ary amin' izany andro izany dia hitsangana Mikaela, andrian-dehibe, izay mitsangana hiaro ny zanaky ny firenenao; ary hisy andro fahoriana, izay tsy nisy tahaka azy hatrizay nisian' ny firenena ka hatramin' izany andro izany; ary amin' izany dia ho afaka ny firenenao, dia izay rehetra hita voasoratra ao amin' ny boky. Amin' izany andro izany, hitsangana Misely ilay filoha ambony, izay miandany amin' ny zanaky ny firenenao, ka amin' izany no ho androm-pahoriana tsy mbola nisy toa azy, hatrizay nisian' ny firenena, ka hatramin' izany andro izany. Amin' izay dia ho voavonjy ny firenenao, dia izay rehetra hita voasoratra eo amin' ny boky. "En ce temps se lèvera Michel, le grand Prince qui se tient auprès des enfants de ton peuple. Ce sera un temps d' angoisse tel qu' il n' y en aura pas eu jusqu' alors depuis que nation existe. En ce temps-là, ton peuple échappera : tous ceux qui se trouveront inscrits dans le Livre.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 12.7 And there was war in heaven: Michael and his angels fought against the dragon; and the dragon fought and his angels, Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin' ilay dragona; ary ilay dragona mbamin' ny anjeliny kosa dia niady, Ary nisy ady tany an-danitra: Misely sy ny anjeliny moa niady tamin' ny Dragona; ny Dragona sy ny anjeliny koa namely, Alors, il y eut une bataille dans le ciel : Michel et ses Anges combattirent le Dragon. Et le Dragon riposta, avec ses Anges,