Chapitres et versets citant Fogora

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 23.28 And Balak brought Balaam unto the top of Peor, that looketh toward Jeshimon. Ary Balama dia nentin' i Balaka ho ao an-tampon' i Peora, izay manatrika ny efitra. Dia nentin' i Balàka Balaama ho any an-tampon' i Fogora izay manerinerina amin' ny efitra. Balaq emmena Balaam au sommet du Péor, qui domine le Désert.
...............
Nom / Fan 25.18 For they vex you with their wiles, wherewith they have beguiled you in the matter of Peor, and in the matter of Cozbi, the daughter of a prince of Midian, their sister, which was slain in the day of the plague for Peor' s sake. fa izy nandrafy anareo tamin' ny fanangoleny, izay nanangoleny anareo tamin' ny an' i Peora sy Kosby anabaviny, zanakavavin' ny andriandahy Midianita anankiray, izay novonoina tamin' ny andron' ny areti-mandringana noho ny an' i Peora. fa niseho ho fahavalonareo tamin' ny nataony anareo, raha nanangoly anareo tamin' ny hafetseny izy; ary Fogora no nentiny hanao izany, sy Kozbì koa, zanakavavin' ny lehibe anankiray any Madiana anabaviny, izay novonoina tamin' ny andron' ny loza nitranga noho ny amin' ny Fogora. Car ce sont eux qui vous ont pressés, par leurs artifices contre vous dans l' affaire de Péor, et dans l' affaire de Kozbi leur soeur, la fille d' un prince de Madiân, celle qui fut frappée le jour du fléau survenu à cause de l' affaire de Péor.
...............
Nom / Fan 31.16 Behold, these caused the children of Israel, through the counsel of Balaam, to commit trespass against the Lord in the matter of Peor, and there was a plague among the congregation of the Lord. Ireo ihany no nampahadiso ny Zanak' Isiraely tamin' i Jehovah ny amin' i Peora, araka ny tenin' i Balama, ka nahazo ny fiangonan' i Jehovah ny areti-mandringana. Ireo ihany anefa, noho ny tenin' i Balaama, no nitarika ny zanak' Israely hivadika tamin' ny Tompo tamin' ilay raharaha tamin' i Fogora, ka voan' ny loza tamin' izay ny fiangonan' ny Tompo; Ce sont elles qui, sur les conseils de Balaam, ont été pour les Israélites une cause d' infidélité à Yahvé dans l' affaire de Péor : d' où le fléau qui a sévi sur la communauté de Yahvé.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 22.17 Is the iniquity of Peor too little for us, from which we are not cleansed until this day, although there was a plague in the congregation of the Lord, Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin' i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin' izany mandraka androany na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin' ny fiangonan' i Jehovah, Tsy ampy ho antsika va ny heloka tamin' i Fogora, nefa mbola tsy nahadio tena ho afaka amin' izany isika mandrak' androany, na dia efa nasian' ny loza aza ny fiangonan' ny Tompo, " N'était-ce donc pas assez pour nous du crime de Péor, dont nous n' avons pas encore réussi à nous purifier jusqu'à présent, en dépit du fléau qui a sévi contre toute la communauté de Yahvé ?